Lasa vadikelin'i IVO HASINA hon lety i YUKA a! natao soratra
1. rangorivao96
(
24/02/2009 10:50)
Vao vita soratra tam asabots teo tany Japon i Yuka sy Ivo Hasina f'angah ts fantatrareo eto ?? vadiny faha-5 i YUKA , fa de faly miarahaba azy nahazo tokatrano vaovao zany isika eto am forum zany e, ataovy eto ny firariantsoa azy fa namntsik teto izy , miteraha fito lahy,fito vavy e , maroroha taiza YUKA a!
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 02:18
3. rangorivao96
(
24/02/2009 10:56)
Manahoana Noue !! menamenatra aho mijery anao fa nis fahotana vitako anie Noue e!
4. rangorivao96
(
24/02/2009 10:57)
Nivadika AMF3FM aho Noue ka asa na mbol ho tiana ihany zao na tsia ?
5. Noue
(
24/02/2009 11:01)
safidin'ny tsirairay ny mifidy eee ! na ny fihovany ! inona moa no olana amiko @ zany eee !! samy manana ny azy io eee ! izaho indray kosa aloha na dia misy mivadika aza tsy blèm-ko zany eee ! izaho koa dia tsy hifamaly na hiady @ olona eto no ahatongavako mamaly dinika ato fa politika fotsiny eee !!! :^) :^) :^) :^)
8. yuka
(
24/02/2009 11:47)
Inona ary zany resaka ato zany :roll: :roll: :roll:
Andrywui ndray ngamba io :twisted: :twisted:
raraha-pirenena resahana fa aza mivoana toy izao :oops: :evil: :evil:
Andrywui ndray ngamba io :twisted: :twisted:
raraha-pirenena resahana fa aza mivoana toy izao :oops: :evil: :evil:
9. andrywui
(
24/02/2009 13:05)
Tsy za zany Yuka no nanao an'io a!! tsy manotany akory ianao fa tonga de oe iAndrywui !! za foana ! za foana ! misy miteny ratsy atsy de andrywui zay !! misy miady aroa de Andrywui zay !! ze zavatra ratsiratsy rehetr de ataonareo amiko daolo !! io ndray zao oe vita mariazy Yuka sy IVO HASINA de mbola za iany zany !!
10. TEGEVE
(
24/02/2009 13:11)
TGVOAROKA io andrywi zay no tapa-kevitray ato @ foibe satria efa lasa adala ka sao mila azy nareo tim (l) (l)
11. yuka
(
24/02/2009 13:13)
fa iza ndray ary eee???
aleo zany resak'adala zany ho any,fa ny politika no andao tohizana!! :^) :^) :^)
aleo zany resak'adala zany ho any,fa ny politika no andao tohizana!! :^) :^) :^)
12. rangorivao69
(
24/02/2009 13:15)
andrywi=ralalaina=andryw=pengiun(le tsy izy]=rangoriva96
ary hitako adala lahy dia voaroka tany @ tgvendrana tany :-D :-D :-D
ary hitako adala lahy dia voaroka tany @ tgvendrana tany :-D :-D :-D
13. yuka
(
24/02/2009 13:36)
zay nenao ry ps bobaka aaa! =)) =)) =)) =))
tsy mety aminay TIM io fa tazomy any ny anareo kah! :{ :-D :-D :-D :-P
tsy mety aminay TIM io fa tazomy any ny anareo kah! :{ :-D :-D :-D :-P
15. andrywui
(
24/02/2009 17:12)
Ary mataoatra be Rangorivao sao ampihinanin'i Penguin de nasiany soratra mazava mitsy () oe le Penguin tsy izy an !! ha ha ha ataon'ny penguin vrai ray ny lohanlh manko ra vao diso pas kely eo elah ry lety
16. rangorivao69
(
25/02/2009 01:05)
raouioui> penguin( le izy) bandy akama io ,fantatro tsara io bandy io fa elah rery ihany aloha no ampinanako fa tontakely tsy valahara :-D :-D :-D
18. rangorivao69
(
25/02/2009 02:18)
ary tafondromaty no barakay ,sarimbavypourr doly le tgvendrana klé :-D :-D :-D
