Karavasio ary aza avela hitraka ny TGV

1. karavasy ( 24/02/2009 09:27)
Lazaina fa gola nefa mbola ady eo ampiantohana. Firy ary an'iza ny lamba miahy ? Karavasio ary aza avela hitraka ny TGV
novalian'i Andribe ny 24/02/2009 13:01
2. rangorivao96 ( 24/02/2009 09:42)
F'anga elahy les karavasy tsy oe namako ndray a, ary mivadibaduka ialah an , teo ialahy Tgv de zao ndray elahy Tim tampoka
3. andrywui ( 24/02/2009 09:49)
I karavasy io marina les Rangorivao mivadibdik'hevitra zay le ngama io fa efa nisy adihevitra ray zay niaraka nampihinana Tim tao zahay mtsam !! zao anefa lery nivadik'ondana tampoka teo !!! fa innn marn letsy no tena hevitrelah ry karavasy a ??? !! lazao namana elah sa tsia ??? vary elah sa tsiparifary ?? lazao
4. ratavao ( 24/02/2009 10:10)
Ka ny nahatonga azy nivadika TGV tamin'iny anie, tsy nahazo vola tany amin'ny TIM intsony lery teo fa le atsahatra alou ny fampisamboran'olona mandritra ny fifampidinihina e, de zao lery efa manomboka misy konokonona fizaram-bola indray angamba any ho any de de izay mahatonga azy io hoe karavasio ny TGV e
5. tsiafoi1 ( 24/02/2009 10:36)
Tsy mety kosa zany karavasy zany, fa aleo punition dix milles fois :
"RAVALOMANANA PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR"
"RAJOELINA PRESIDENT DE LA RUE PUBLIQUE 13 MAI"
6. andrywui ( 24/02/2009 10:39)
tonga tsyafoi zany !!! ahoana letsy tsyafoi ? ary taiza foana ela lets ??
7. andrywui ( 24/02/2009 10:40)
Misaotr anlah alou fa tonga e !! mitombo ndray zany ny olona ho lakamesako ato !!!! tsy ampy olona ho ampihinanina ane lets ah !! kay elah tonga fa defa halleloia be zany e
8. tafondro ( 24/02/2009 10:52)
rangorivao 96 ,ratavao,andrywui ,ouz ny masnah am lisany ,ts misy tany amidy amblena katsaka OGM o an'lisany eto an-tanàn ,lisany miitsy no té ivarotra ny tandrazan'eto ouz lé masndah tafondro,n' Tena Gisa Vostra dé eny antsena no ivarotan'az,eo @ 13 mai ouz lé masna ouz !! :p :p :p
9. rangorivao96 ( 24/02/2009 11:07)
Ary za akamanlah ndray les no toa ompainlah ? Rangory ane ty e ! sao de laninlah nofohina tao daol ar lets ny mainatsik tao de io no mampivadik'atidoh anlah toy io ???
10. TEGEVE ( 24/02/2009 12:35)
izahay ato @TGV dia tsy mila io imposture io intsony tsy iza moa izany fa io pisoloky ps io dia andriamatoa ;

andrywi=rangoriva96=andyw=ralalaina=pengiun

raha to mila azy ianareo TIM dia raiso (l) (l)
11. rangorivao69 ( 24/02/2009 12:39)
na ny zoulou ary tos tsy nila le kondrana io ka hataonay ionona io TGvoaroka io, alrfaso any anjanamasina :-D :-D :-D
12. Andribe ( 24/02/2009 13:01)
tsiafoi1:

Tsy mety kosa zany karavasy zany, fa aleo punition dix milles fois :
"RAVALOMANANA PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR"
"RAJOELINA PRESIDENT DE LA RUE PUBLIQUE 13 MAI DE MADAGASCAR"




=)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072