sarotra ny fiainana

1. klauma ( 23/02/2009 11:14)
inona no atao, aiza no hahita, iza no mba hampindrana, izany no fanontaniana mipetraka isan'andro vaky!
2. cocorie ( 23/02/2009 11:52)
misy tenin'Andriamanitra zay hoe mangataha d omena, Dondony de hovahana, ... " . Antsoy Aho d ho valiako ianao (Jer 33 :3). D mahereza fa tsy enao irery no mametra-panontanina toy izao
3. Mirananirina ( 23/02/2009 17:17)
misy tenin'Andriamanitra zay hoe mangataha d omena, Dondony de hovahana, ... " . Antsoy Aho d ho valiako ianao (Jer 33 :3). D mahereza fa tsy enao irery no mametra-panontanina toy izao

Marina izany ,nefa tsy mitombona intsony ankehitriny.
Vao mandondona na mangataka ianao dia mahazo ny hoe:allez mande.
4. xxx ( 23/02/2009 19:18)
Marina izany ,nefa tsy mitombona intsony ankehitriny.
Vao mandondona na mangataka ianao dia mahazo ny hoe:allez mande.
any @ Andriamanitra ianao no mandondona fa angaha any @ olona e! :)
5. Mirananirina ( 24/02/2009 18:24)
any @ Andriamanitra ianao no mandondona fa angaha any @ olona e!

efa fantako mihitsy ny ho valiteny :) :)
Ka Andriamanitra anie tsy hita ho dodomina aiza ary.Sa any ampiangonana?any amindry mopera sy ry masera sa aiza?
Raha tsy izay dia handondona any andanitra ve,nefa tsy takatra akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3315