Afa-baraka ny TIM , afa- baraka Ra8...

1. xxx ( 23/02/2009 02:00)
Efa araky ny olona ny tena marina @ ity raharaha manga ity , izany no hoe ela nitoratorahana ka nahavoa mason angatra!...Manam-petra ihany izany ny fahefan olombelona sy ny vola be ...

Io volanenao io o... Tsy hinday anao ho any Mausolee ...

2. andrywui ( 23/02/2009 08:46)
Tena marina ny teninao fa heveriny fa fa azo coller na bedebe anamboarana vatapaty ho azy marin letsy ny vola ka !! milay le kozinao raha somary navoakanao ko ny Ps nao de vao maika tena milay :!! fa tsy misy atahorantsika eto !! ok !! avoahy mitsy rangahy ny anarana de apoaka eto ny raharaha !!! zay TIM vonganosy kely ato reo ve atahorantsika !!!
3. Rafahafahana ( 23/02/2009 09:08)
Fehin'izany rehetra zany dia aza mety adalain'ny olona nareo ry vahoaka fa matimaty foana sy very asa fotsiny ianareo fa resa-pianakaviana masiso io.
Adin'Ambohimalaza sy Imerikasinina; samia mandinika dia manapaha hevitra, aza mety ataon'ny olona fitaovana mpitehaka sy mpihoby azy ianareo.
4. andrywui ( 23/02/2009 09:10)
hay ve rafahafahana no tao e!
5. Optik ( 23/02/2009 09:30)
fa le mankeny ambohitsorohitra sy le mandroba jumbo score ve hinday an'lah ho any MAUSOLé ?

6. pimaso ( 23/02/2009 10:04)
KOa nareo matimaty foana t@ ireny asan jiolahy ireny
Izao nihavana ihany i Dada sy ny Zanany
Very nareo jomaka mianakavy, tsisy tourniqué intsony
Zay anefa niasa foana, ny vola miditra ny andaniana azy no tsy hay
nareo izao tsy afa manendaka sy mamaky trano intsony fa efa feno arméenay ny tanana
^:^ ^:^ ^:^
=)) =)) =))
;-)
;-)
;-)
7. ravatorano ( 23/02/2009 11:09)
inn aloha ilay hoe maha-afabaraka fa tsary azoko !:lol:
manarak'izay raha sanatria ka tsy araky ny fieritreretan'ny mpitolona ankianja no hiseho eo dia ahona eny Ambatobe indray v no fotoana amin'ny fandrobana sa etsy ankorondrano sa aiza :?:
Lasa ni piknik teny analakely ny pokona nitondra kaly tamin'ny sabotsy teo satria tsy arak'izay niheverany azy ny fandehan'ny raharaha ouz Ndrema rainy izay hany ka velona ny siotsioka sy ny ôôô !
tsy tapitra mihitsy ny fitsitokotokoana teo amin'ny 13 mai raha tsy alina ny andro fa samy very hevitra teo ny sabotsy , maro tamin dry zareo reo izay tonga teo no kivy sy ketraka satria ny slogan dia hoe " tsy hifampiraharaha mihitsy amin'ilay mpamono olona" nefa tsy ela tao aorian'izay dia efa "za koa mahasahy na hiakatra ring aza".
:-P :-P :-P
dia tsy hay fa tafiditra ao anatin'ny fanaovana polifika koa i " boaikely" ka dia ho hita eo ny tohiny na hanakory ny androany na ho karakôry !
8. xxx ( 23/02/2009 11:09)
fa le mankeny ambohitsorohitra sy le mandroba jumbo score ve hinday an'lah ho any MAUSOLé ?

tsy hitondra anareo namaky tany ka, tsy hainay zany fa 13 mey no fantatray.

Io volanenao io o... Tsy hinday anao ho any Mausolee

hanamboarana vata-patiny bainn a, vata-paty mande mausolee. :-D
9. Racreh ( 23/02/2009 11:31)
Refa nataoko ny compte dia:

Adin'ny mpianakavy io eto am tanana io, adin'ny vinanto sy rafozana..... de ny vahoaka madinika no minan'........aleo tsy lazaina eto......Hifanaraka ihany nareo de nahoana no andrasana efa nisy ra latsaka????????? De ny tsisy saina koa am zany de miady samy gasy, samy hafa firehana pôlitika.
.... za alou tsy mivaky loha am io resaka io ry zareo a!!! ny hany ataoko de mijery, manao analyse de tapitra hatreo... mangina... refa miresaka am olon'ny fitondrana za de mody momba azy fa refa miresaka am olon'ny 13 mai za de torak'izany koa..... Tsy hoe tsy manana safidy za a! sanatria fa aleo mijery de mangina de milamina..zay ihany. Tadidio fa refa tonga eo am toerany reo olona reo de tsy hisy ahafantatra anao sy ny havanao fa ny azy ihany na iza eo na iza....Ampy ahy zay tam 1991 sy 2002 zay .Ny ahitako asa milamina sy mahavelona ahy sy ny fianakam's-ko ni iasako loha fa aleo itabataba ze itabataba....Amiko de tsotra, na afabaraka ra8 na i Andry tsisy ivakiako loha....Vita tompoko ô!
10. xxx ( 23/02/2009 11:39)
Asa koa ane ry akama nenay ny fanjobana ref mba misy okazio reny e ,zay zao ny an bandy no mba tena otsan'ny oe mba kanja anjasana eo am 13 mey eo zany e, fa inona no rarainay ze politikanareo any razoky e, kanja otsan'ny anao iany io ,njainjay aza ny bandy eo ane razoky tena maazo be mitsy e, kozy zany oa ,reefa mba betsaka ny magazay oe ho amboarna zany e, otsotszay le izy zany e
11. xxx ( 23/02/2009 11:41)
salut razoky mpandroba !! ary nareo zany Tim sa Tgv no mba tena tohananareo ?
12. xxx ( 23/02/2009 11:43)
Tsik zan tsy miala aminjavalo zan tsik e, fa mba le okazio otszao zan no mba otsan hoe mba manararaotsa kel zan tsik e,otsotszay
13. Rafahafahana ( 23/02/2009 13:30)
andrywui:

hay ve rafahafahana no tao e!

Zaho tsy an'isany mpanohatra natoherina fa milazany hevitro aho, zaho sy ny fianakaviako akaiky aty an-dafy


:- :-$ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0536