SLT LESY ANDRYWUI !PENGUIN IANY TY E! HANARAKA ANLAH LESY AH

1. xxx ( 21/02/2009 09:18)
Salut Letsy Andrywui !! iPenguin ihany lesy ty a! rehefa tena nifandinika lesy zahay sy Molota sy Noue sy tsinjo sy razouzou sy ngohia de nanakevitra oe hanaraka ny dianlah lesy zahay hanao TGV a! fa zao tkou lesy vao fantatray fa tsy mamely ny olona narahanay a! de mba aleo lesy zahay mba hitampifipify kely eny akikinlah eny lesy a! raha ohatra lesy ka d'acc elah de mba valio lesy Andrywui a !!
2. tsinjo ( 21/02/2009 09:30)
hahahaha :-D :-D :-D :-D :-D ela letsy ra xxx de mampe a de mitovy any nataony TGV mitsy ty ataonla ty ,mandainga be tsyyyyyyyyy , zao njay de lazaina fa ande hihaona aminy r8 fa tsy te ande hanao diabe :-D :-D :-D
3. xxx ( 21/02/2009 10:48)
Aoka lesy tsinjo a,Penguin lesy ty a! andao lesy hiombona amin'ny Andrywui de hanaraka ny diany fa tena very lalana marina isika lesy ny anlery no marina ! ka teneno daholo ny ankizy ato lesy fa Nouezao efa nanaiky ny fahadisoany de ifiona kou efa noteneniko teo de nanaiky izy a, andao lesy hiditra Tgv tsinjo a,toa hirodana anie ty fitondrana Tim lesy e,kozy e zay lesy mahatoky anlah aho ,, Penguin
4. yuka ( 21/02/2009 11:03)
hita be hoe i Andrywui ndray io miafona ao abadikiny xxx io :°) :-D
5. ifiona ( 21/02/2009 11:13)
ye hita be hoe andrywui, ny fomba fanoratra, ny fomba fiteny! 8)
6. tsinjo ( 21/02/2009 11:13)
zay mitsy no saika lazaiko teo we wuiwui njay io miafina io ela letsy de manao otrany toetrany tgv a
7. xxx ( 21/02/2009 13:42)
Tena za lesy ty ry tsinjo fa elah ve ahoana ,za penguin nofo sy rà zao ty miresaka eto ty , fa mangataka anlaisany aho oa andao hanaraka an'i Andrywyu hanao tgv fa diso lalana tokoa isika zay ela zay , za aloha efa nibebaka e,vao tratry le aretina be teny mahamasina aho defa ozy aho oe tsy tian'Andriamanitra hanao TIM mihitsy angamb aho, de aleoko manapakevitra hiditra TGV ,fa andao daholo moa ry ret hanaraka an'i andrywui ,efa diso ane isika e de mba ho avelan'ny tgv ny helotsika fa andao ry ret oa
8. xxx ( 21/02/2009 16:10)
PENGUIN IHANY TY E Ifiona a! Yuka a ! Noue a! tsinjo a ! molota a! ngohia a! tsy ho namanareo intsony anie aho ry reto fa mba manaraha anay moa e! ka ra tsy penguin ary ah de maninona ary no tsy mamaly anireo aho satria aho mety tsy hanaiky an'io ra ileandrywui no manaonao an'io fa maninona ary tsy misy penguin mamaly ? zay ane no tokony hinoanareo fa i penguin aho e !!mivadiha tgv ry reto a ! kozy e
9. rangorivao69 ( 23/02/2009 22:09)
raouioui> resak'elah ata fa tsy misandoka sy miafina ao le vendrana ty
,aiza elah no endasin'ny kil,antsoy ny mamanelah fa ny ato tsisy
mihaino an-tena ntsony :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.139