MBA HITANAREO VE?

1. mirana5 ( 20/02/2009 17:54)
Handray kosa ny ataon'ny miaramila manosihosy ny olona tsy mana-tsiny fa mandeha eny an-dalam-be jereo ange ny @ TV GASY é

Efa fanjaka'ny baroa mihitsy zany ny any Fianarantsoa zany! MAMPALAHELO LAY MANDEHA TONGOTRA, TSY MANAN-TSINY REHETRA!

Dia MBA IZA RY RETO NO MBA AZO HITARAINANA AMIN'IZANY? :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
novalian'i Fanampy ny 24/02/2009 12:18
2. ni81 ( 20/02/2009 18:15)
Dia MBA IZA RY RETO NO MBA AZO HITARAINANA AMIN'IZANY?
ka iza moa fa dia i ra8 sy TGV zany e! :(
3. Mirananirina ( 22/02/2009 14:45)
Azonao aseho ve izany
4. Fanampy ( 23/02/2009 13:25)
aza miresaka politique eo an!tena nampalahelo aloha reny e!

Mirananirina a,mba tiako fantarina enao?
5. Mirananirina ( 23/02/2009 15:46)
Mirananirina a,mba tiako fantarina enao?

Jereo ny momba ahy dia fantatrao aho e
6. Fanampy ( 24/02/2009 05:39)
faly mahafantatra ary e.rehefa tonga any za de tadiaviko any @ chantier anao enao an.
7. Mirananirina ( 24/02/2009 11:59)
Amin'izay misy manampy ahy fa tsy arako intsony ny asako.
8. Fanampy ( 24/02/2009 12:18)
Mirananirina a, ary ra ampiko @ zvatra hafa? ary mety mahazo n° mail perso nao ve za.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.653