apres la crise
1. xxx
(
20/02/2009 12:03)
rehefa vita izao crizy izao dia hisy fifidianana laureat ny mpisera2 nanentana sy nisarika ny olona hitafa teto.Ny ho fidiana amin'izany dia i penguin,andrywui,kidoro,noue misy ny valisoa hoan'izay mahita ny valiny
novalian'i zama91 ny 20/02/2009 16:54
3. xxx
(
20/02/2009 12:18)
araka sondage navoakan'ny topmada farany dia mitarika vonjimaika i penguin sy andrywui :-D :-D :-D
manasa antsika mbola hanohy ny fifidianana
manasa antsika mbola hanohy ny fifidianana
4. ARINOFY
(
20/02/2009 12:38)
Andrwui no tena vedette.Ny azy toa manala ny mpisera no tena nataony fa tsy misy tena oe inona no argument anaovany ilay tolona eo @ 13 mai.
6. Mirananirina
(
20/02/2009 12:45)
Aleo aloha vita ity politika manahirana sy mampifamaly ity dia hifidy izahay,ary mety ataonay président Malagasy mihitsy an.
12. nrina
(
20/02/2009 13:17)
Ehe, nareo ko to mbo lalina de samy ato @ namana iany de mifamely, maninn mo ra mba minamana de na samy TGV daholo na samy RA8 daholo e. Zao no atao oe miady an-trano nge e
13. vilambava
(
20/02/2009 14:38)
Ny atahorako dia ny ekipan'ny xxx no ho lany sy hahazo an' nrina eo
14. ravonjison
(
20/02/2009 14:55)
Ka tokony hasian' izy roalahy ( Andrwuie sy Noue) famelabelaran-kevitra izany e , hoe tokony haneo ny programany avy izy roalahy, ahafahana mifidy hoe iza no tsara, iza @ izy roalahy no handeha voalohany hanao fandrobana sy handeha hanankorontana eny Ambohitsirohitra ? Mba ahafahanay manao safidy tsara e.