les Mercenaires Ravalomananiste

1. patrick2002 ( 19/02/2009 21:50)
Amin'izao fotoana izao efa ho 3 andro izay dia misy ,mpandroba mandeha @ andro antoandro eo @ 30 lahy eo ,mandroba an'izay mifanena aminy na taxi na vehivavy na lehilahy,na mpivarotra anana ,ireo olona ireo dia karamainy ra-8 hanakorontana ao Antananarivo 400 000 fmg par jour par tete no karama ka samia isika mailo.
novalian'i xxx ny 20/02/2009 07:39
2. xxx ( 19/02/2009 21:54)
Mba kozy hoe

Aiza ny fisoratana anarana fa za koa mba hanao k'le, saosy izany koa
3. xxx ( 19/02/2009 22:20)
Za kony kou mba hilatsaka am-zany kle. Betsaka zao ny entana mora kanefa tsisy saosy. Ze mpitondra eo tsy fantatra zay pasiny any. Zany efa misy 80.000 isan'andro. Sady tsy mandeha seul fa misy akama.
Milat zany kle. Aiza ny fisoratana anarana de inn ny papier ilaina?
4. vale ( 19/02/2009 23:02)
patrick2002:

Amin'izao fotoana izao efa ho 3 andro izay dia misy ,mpandroba mandeha @ andro antoandro eo @ 30 lahy eo ,mandroba an'izay mifanena aminy na taxi na vehivavy na lehilahy,na mpivarotra anana ,ireo olona ireo dia karamainy ra-8 hanakorontana ao Antananarivo 400 000 fmg par jour par tete no karama ka samia isika mailo.


n'importe koi koa ity patrick! tsy mino an'izany za, ra8 ve de hanao anizany sssssh, acte mal saine anie izany vis à vis ny fivavahany eee, aza mba manely tsaho re aaaa!
:roll:
5. Papoose ( 19/02/2009 23:07)
ra8 ve de hanao anizany sssssh, acte mal saine anie izany vis à vis ny fivavahany eee
:-D :-D njy marina ry vale!!!!
6. fijo ( 19/02/2009 23:39)
hihihi ef ahoany amin'ny 13 mai koa rapa izany ,rah aizao n omitohy.efa mahay mamorona
7. vale ( 19/02/2009 23:40)
:-D :-D
8. fijo ( 19/02/2009 23:48)
ka eny no tena biraon'ny mpamorona ko.
9. vale ( 19/02/2009 23:51)
marina izany, za lo tsy mino eee :-@
10. fijo ( 19/02/2009 23:52)
rapa koa mety mba efa nahazo le 400 000fmg tany ambatobe ko
11. rangorivao69 ( 20/02/2009 00:33)
rapaty2mil>TSAHO NDRAY VE LESY SISA ALEFA ,SOA IHANY FA AKAMA ELAH TY,IRENY TOLONA T@ R8 RENY FA ELAH TSY NAHAZO SEZA D TSY NIHONONA ,;TENY TSOTRA FOTSINY ITY "MBOLA TSISY MIRAHARAHA ANELAH REO TGVENDRANA IREO AZA MI-INVINSTIRY LOATRA I NGAMA SAO DISO FANANTENANA EO NDRAY" ;-)
12. patrick2002 ( 20/02/2009 01:43)
n'importe koi koa ity patrick! tsy mino an'izany za, ra8 ve de hanao anizany sssssh, acte mal saine anie izany vis à vis ny fivavahany eee, aza mba manely tsaho re aaaa!

Io koa fa mandaitra @ vale ny fahamasinana vandavanda ,tandremo ry vale fa ny demony koa anie ka manana fanahy ary mahasodoka ny fanahin-demony eh!
Minoa fotsiny ihany aza eh!
13. patrick2002 ( 20/02/2009 01:46)
rangorivao69:

rapaty2mil>TSAHO NDRAY VE LESY SISA ALEFA ,SOA IHANY FA AKAMA ELAH TY,IRENY TOLONA T@ R8 RENY FA ELAH TSY NAHAZO SEZA D TSY NIHONONA ,;TENY TSOTRA FOTSINY ITY "MBOLA TSISY MIRAHARAHA ANELAH REO TGVENDRANA IREO AZA MI-INVINSTIRY LOATRA I NGAMA SAO DISO FANANTENANA EO NDRAY" ;-)



Ka izaho anie tsy mitady minisitra ,fa efa empereur izaho ,ato antranoko ato eh !
14. rangorivao69 ( 20/02/2009 02:21)
rapaty2mil>KA ZAY NGE LESY LEKOZY E,TONKATRANO ARY RY ZALAHY REO TSY MAVOA KA ATAONY AHOANA NY HITONDRA FIRENENA!!! :-D :-D :-D
ALEO EMPEUREUR AO AN-TRANO TOY IZAY MINISTRA ANARANA :-D :-D :-D
15. xxx ( 20/02/2009 05:20)
zany ve de hatao mahagaga??? inona no tsy vitan-dra8? manarama afrikana hamono malagasy aza atao koa. Olona efa mivika iny, tsy hainy intsony izay ataony. :-D :-D :-D
16. xxx ( 20/02/2009 05:34)
Ahoan ny dadatoako no lazain'là mivika? Ka raha mba ny an'là no ataonay zany koa? (Ny anadàn-drenin'là mihitsy!)
17. klitika ( 20/02/2009 05:35)
Raha mifoha izao Rapa dia miheritreritra hoe hijery e-mail fa lasa ambasadaoro fa hitako eto
18. fijo ( 20/02/2009 05:42)
ary ef anisy nahita tava ireo lazain afa afrikanina ve ireo miteniteny ireo e????
19. klitika ( 20/02/2009 06:14)
Aza omena tsiny izy fa andro alina ve tsy maity tava daholo, na ry zalahy mpiambina aza tsy nifankahita intsony rehefa raikitra ny alerta koa
20. xxx ( 20/02/2009 07:39)
Ahoan ny dadatoako no lazain'là mivika? Ka raha mba ny an'là no ataonay zany koa? (Ny anadàn-drenin'là mihitsy!)

Rehefa mivika l'ty de mivika a, na dadan'lah io na dadatoan'lah na ny renin'lah.
na elah mintsy e, reefa mivika de mivika.
Rah ny dadatoanay tsy maninona rah mivika, ataoko ahaona moa, izy aza mivika koa.
Fa le Ra8 , mivika 99,99 % marina e. :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509