mininter
1. fijo
(
19/02/2009 20:05)
de tafiditra tao ny tgvista,de nanova ministra ny atitany ravalo.de inona no hitranga rahampitso???eo no tena ahitana azy,fa di amiandry ny vaovao isika
novalian'i xxx ny 20/02/2009 08:41
2. Noue
(
19/02/2009 20:08)
dia ho hita eo eee ! fa inona ihany aza ity fanaovana ankeriny ity eee ?? nga fanjakan'baroa no atao an'zany ???
3. fijo
(
19/02/2009 20:11)
izy manao ankeriny efa mahazatra,fa ny miaramila no etna tsy misy hilavana azy.rah atsy mahay manaja ny aradalana dia tsy itako izay hidirana manao miaramila
4. Noue
(
19/02/2009 20:14)
fijo:izaho indray aloha dia tsy manomé tsiny ny miaramila eee !! inona aza no tokony nataony ???? jereo kely anie ireto zaza natao SORONA ee !! dia afaka hanao inona ry zareo ?? handefa lacrimogène ho an'ireo zaza ve ee ??? tsss !! que des faux cul !!! raha tsy ny mpiandry no atao sorona dia hita fa tsy nandaitra dia ny zaza indray no natao kolimatoro tssssss
izy manao ankeriny efa mahazatra,fa ny miaramila no etna tsy misy hilavana azy.rah atsy mahay manaja ny aradalana dia tsy itako izay hidirana manao miaramila
7. fijo
(
19/02/2009 20:27)
rah amanenjika ny tsy aradalana dia tsy mihantra ny "crime contre l'humanité"
8. Noue
(
19/02/2009 20:31)
jereo aza ity ee !!
http://www.topmada.com/2009/02/19/communique-des-enfants-soldats-a-madagascar-un-crime-contre-lhumanite/
http://www.topmada.com/2009/02/19/communique-des-enfants-soldats-a-madagascar-un-crime-contre-lhumanite/
9. fijo
(
19/02/2009 20:52)
nisy tsy fifankazahoana hevitra teo.
rah ailay hetsik amitondra ankizy dia ten amarina io,fa rah ahoe ny fanenjehana ny tsy manaradalana ,dia tsyolana mihintsy
rah ailay hetsik amitondra ankizy dia ten amarina io,fa rah ahoe ny fanenjehana ny tsy manaradalana ,dia tsyolana mihintsy
10. zama91
(
19/02/2009 21:28)
Noue:
dia ho hita eo eee ! fa inona ihany aza ity fanaovana ankeriny ity eee ?? nga fanjakan'baroa no atao an'zany ???
midika izany fa tsy misy fitondrana intsony,ny mandat d'arret tsy samborina,ny hors la lois havela hanao ny sitrapony an'iza ny faute ? rehefa tsy mahafehy ny situation tokony hiala e mandrary le vahoaka avy no sorena mitebiteby lalandava
11. patrick2002
(
19/02/2009 21:29)
Oh ra fijo ah! fa inona no mahatonga anao dia hanohana an'i Ravalo ohatry ny izao? lasa chef de region angaha i Tonton ,hitanay fa nanao vacances tany Dago miaraka @ 4x4 ny fanjakana ,
Atsangano ny hevitra re hiadivana dia izay ,fa eo no hoe ara-dalana , raha ianao manambady nefa ianareo mivady tsy miray trano mbola vady ve no anaran'izany ,ohatry ny izay ilay lalana dradradradrainao.

12. Andribe
(
19/02/2009 22:37)
aleo gidraina foana raha tsy izany koa tsy mandroso ko :-D :-D :-D :-D :-D
14. vale
(
19/02/2009 23:47)
Noue:mdrrrrrrrrrrrrrrr, manin raha izy sy ny vady aman-janany no mialoha laharana fa ny fanaka malemy sy ny ankizy kely ndray no hataony an,zany??? :x
jereo aza ity ee !!
http://www.topmada.com/2009/02/19/communique-des-enfants-soldats-a-madagascar-un-crime-contre-lhumanite/
15. fijo
(
19/02/2009 23:48)
ô rapa an,tsy mbola nitaingina fiaram panjakan aizany aho fa aza manitatra eny amin'ny 13 mai eny koa sao ahafaty ahy.kozy e.
za letsy manohana ravalo satria izy lanimbahoaka an,fa rehefa tsy hampihantra ny lalana koa izy ,dia avelao izay ahafehy ny lalana no ho eo.izay ihany io amiko.
za tamin'ny vao nanomboka ny teny ambohijatovo,dia ten anomba an'i andry,fa vao nibolila dia tsy izy aho.

17. ikaretsaka
(
19/02/2009 23:54)
f'hita.. otsan zazakely mampiady tanalahy izany de le atao mohamad ali sy frazier ny tanalahiny
19. patrick2002
(
20/02/2009 01:55)
za letsy manohana ravalo satria izy lanimbahoaka an,fa rehefa tsy hampihantra ny lalana koa izy ,dia avelao izay ahafehy ny lalana no ho eo.izay ihany io amiko.
Izao lesy manohana an'i TGV satria izy nenjehina t@ fahamarina ah! tsy nohajaina ny fahefany izay nomeny lalana azy ary,tsy nohajaina ny safidin'ireo vahoakan'Antananarivo nifidy azy . Aleo izaho hanohana ny tsy ara-dalana , :D :D
20. fijo
(
20/02/2009 05:50)
tamin'ny voalohany aho nanohana an'i tgv noho ireo antony voalaza ireo.saingy vao nanova firehana dia tsy ekeko.