AKAIKY VE NY FARANY DE MANJONITRA RY TIM A! ALLEZ DEBOUT !

1. andrywui ( 19/02/2009 11:12)
ha ha ha Mitantakolaka eo ambody ordi daholo ry Tim fa tsy mahasoratra tsony y tanana !! vahotra ve sa mangovitra sa efa mandindondindona ny vokatry ny tantara ooo !!! allez debout !! fa tsy ahavita innn io manjokaiky io !! akaiky ny farany e!! hiala eo foana io ra8 io oa !! efa milaza ane aho eee!! andro vitsy no omena azy hangoronany entana de any allemagne manjono sokina ! ha! ha! ha! ossy e ry Noue ,Yuka ? pengiun ,molota ,Ngohia ,arinofy ,rangory sy razouzou ,tsinjo eeee !!!! ho tonga ihany ny fara andronareo oa faza taitra mitsy fa ny kilalao mbola ho ela sady i Penguin kay tsy daitra ndray zany fa velona iany de hanampy isa anareo ao ho faiziko miaraka !! ha ha ha
novalian'i xxx ny 19/02/2009 18:38
2. Noue ( 19/02/2009 11:17)
ho hitan'lahy eo ny anjoa an'io tgvendrana io leisy aaa ! il y a une limite à tout leisy aaa ! tsy taitra ialahy fa hamay tsy ho ela io eee !! bif ! bof ! zao fotsiny ve leisy mba olona azon'lery androany dia miseho oe iza izy klet'ieeee !!!

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img300.imageshack.us/img300/654/tgv19fev001yn1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img300/tgv19fev001yn1.jpg/1/][IMG]http://img300.imageshack.us/img300/tgv19fev001yn1.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. molota ( 19/02/2009 11:22)
Ra tsy hoé tsy misy atao otran lah wawawa eto fotsiny ny olona koh!! hatramin'ny zao V nareo TGVendrana mbola tsy miasa ihany é!? :-D :-D :twisted:
4. Noue ( 19/02/2009 11:34)
zany anie oa eeee !!! izahay leisy ry wiwi manankatao aaaa ! sady tsy azon'tarika tgvendrana hijanona tsy hiasa zany eee !!!!
5. rixes ( 19/02/2009 11:39)
match allez retour io , teny ambotsirohitra ny match allez , miandry ny match retour doly .
6. andrywui ( 19/02/2009 11:42)
Ary de zany tgvendranazany foana no mba averimberinizy mianakavy ato fa tsy mahita hafa ve ry tsalo a!! de inona ty lainga be ataonao ry Noue ?? sary efa 5andro lasa na 4 andro lasa io avoakanao eo ko androany a androany !! sady sary ratsy kely !! palitika kely tsy mamely akory !! de maha fatifaty an'i Noue !! elah oa de mpamorondainga fotsiny fa sary tsy izy no alefanlah eto !!!
7. molota ( 19/02/2009 12:10)
ka efa hoé ANDRY RADOMELINA ka in tsy hoé VENDRANA :-D :-D :twisted:
8. xxx ( 19/02/2009 12:20)
Na tsy azo aza io androany, tsy maintsy azo ny anaran'io e.
Tsy maninona na ataonareo tgvendrena sy ny tariny tsy maninona fa tsy maintsy azo ny anaran'io.
De homany ny mosoara ry zalahy a, sniff sniff :cry:
De homany koa ny akoho ho vonoina ho an'ny sasany, :D
Ra8 rah tsy Tsiafahy ny miandry an'iny de hilefa any Afrique du Sud na Alemana izy. :-D :-D
9. ratavao ( 19/02/2009 12:24)
Tsy ny fahatongavan'ny olona maro eny amin'ny 13mai na eny anosy ankory no zavadehibe fa ny fo sy ny saina am-pitiavana manohana ny tolona tsy voavidy vola no zava-dehibe raha izay no tsy fantatrao io ry TIM
10. andrywui ( 19/02/2009 12:29)
RATAVAO EKENA ,MARINA ! MANKALAZA !! TENENO MAFY MITSY REO RY TAVAO A
11. ngoiha ( 19/02/2009 12:51)
Ono woa ry wi wi wi firy ndray zao ny valala maty tany ANOSY tany e,mbola velona ve i wiwiwi ???.Le ordi hoentin'ny wiwiwi iny anie le tao am'ZOOM e,vaky bal tao iny.Tsy menatra akory mitondra an'iny mandendeh eny.Misy mandroba eny indray iny an.Zay vao MPIJOKO VOAJOKO EO.Mba hilazao vao2 ihany ry wiwiwi raha mbola velona soamn-tsara ihany a.Izahay mantsy miasa b dia tsy mahita izay any ANOSY any
OK RY TIM ISANY A ISIKA TSY MAINTSY MILAY EEEE =(( =(( =(( =(( =(( =((
12. vale ( 19/02/2009 12:55)
TGVendrana mpanao bodongerona tsy mahalala menatr'oul!!! mbà menatra fa tsssss, mpanongam-panjakàna, tsy ara-dalàna ny zavatra ataony!! demokrasie aho eee, nanani ahoeeeeeee, anefa mandroba sy mangalatra fotsiny no mba hainy de zany hono izy no MITOMANY hitondra FIRENENA angamba de tsy hatory ny oul am alina fa handihy dol ny totakely sy mpamaky trano fa oe lany ny TGVendrana! tssssss
FANJAKAN'IBAROA fotsiny no mba hainy , fa ny lohamaleminy aza tsy mbola mikatona ankory anefa mendimendy hisavika sarangan'oul-debé! mahalalà menatra oà fa MPITSIPADOHA NY LAKANA NITANA nareo ry TGVendrana aaaa
13. rangorivao69 ( 19/02/2009 12:57)
raouioui> NARARY NGA LE NANAOVAKO AN-TENA ALINA, ATAOKO MORAMORA RARIVA ,ARY AZA MIKIKA :-D :-D :-D
14. rangorivao69 ( 19/02/2009 12:58)
raouioui> DEBOUT!!! :-D :-D :-D
15. peta83 ( 19/02/2009 13:33)
reo njay fa mifanaratsy am-pitoerana ny samy malagasy , mampalelo :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
16. patrick2002 ( 19/02/2009 13:44)
rehefa ra-8 no manao bodongerona lazaina fa entaniny fo ,fitiavana tanindrazana ,rehefa i Andry lazaina fa vendrana :roll: :roll:
Ny anahy aloha rehefa miala ilay mpitery ronono dia izay no zava-dehibe eh!
17. xxx ( 19/02/2009 13:59)
aza matahotra, minonoa fotsiny ihany.

efa mandé zao ny négoce, ny olana de ra8 tsy mety oé reo ministra efa votendry reo, de omena an'i TGV daolo, ny tadiavin'lery de ny finance surtt.
ho aiza eo!!!

vita letsy bainn ny @ ra8 àà. hivavaho eo ihany. avoahy eto ndray le andininy filazan'i tsiafoy reny. "minonoa fotsiny ihany"
18. rangorivao69 ( 19/02/2009 14:22)
rapa2mil>DISO ENAO!!! NY HEVITRY NY SASANY NO VENDRANA FA TSY OL,RAHA HEVITRA TONTANKELY NO ALEFA D MAZAVA HO AZY FA VENDRANA NA KONDRANA ZAY METY @ ISE RAISO :-D :-D :-D
19. andrywui ( 19/02/2009 14:52)
tSYAFOI KOU ARY EFA ELABE KO TSY HITA KO !! ASA NA NARARY KO ANGAMBA FA INY KO MANTSY BE LOHA BE NOTENENINA TSY HO ENY AMIN'NY ORAMBE TENA MAHAMASINA TENY FA MAFY LOHA DE METY NIHOMBO TAO KOA NY TAZONY !!! FA TCHIN !!TCHIN!!TCHIN !!! DAHOLO ALOH EEEEEE!!! TSARY NISY HITA TATO VETIVETY TEO DAHOLO RY LAIRONY BEVAVA BE TEO RENY KLETIA EE !! NANDRAIKI-NANAVY ???
20. xxx ( 19/02/2009 18:38)
patrick2002:

rehefa ra-8 no manao bodongerona lazaina fa entaniny fo ,fitiavana tanindrazana ,rehefa i Andry lazaina fa vendrana :roll: :roll:
Ny anahy aloha rehefa miala ilay mpitery ronono dia izay no zava-dehibe eh!
MISOTRO NY CLASSIKO ANY ENAO TSY MAHALALA MATY KOA ,TAIZA KOA I RA8 NO NANAO BODONGERONA?? NANARA-DALANA TSARA MIHINTSY IZY KANOOOOO, APEKARO EO LEKELINAREO INY FA ANGAMBA DIA HIVARINA ANKADY NY FIRENENA MBA TY AHO ETO XXX


8O 8O 8O 8O 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443