Radio malagasy ahalalana mivantana ny vaovao eto madagasikar

1. Andribe ( 19/02/2009 09:34)
arahaba

mms://radio.lequotidien.mg/mada
Io dia lien coller na eo @ barre d'adresse ahafahanao mihaino ny radio mivantana eto madagasikara. Mamoha ny windows media auto izy handefa ny radio

Mihainoa finaritra daholo

Voa ao ndray ny akamani wiwi sy Noue

:-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 20/02/2009 05:55
2. Rafahafahana ( 19/02/2009 10:13)
Misaotra indrindra fa dia tena maharaka vaovao zahay, merci!
3. Noue ( 19/02/2009 11:14)
Andribe ooo ! iza leisy zany akama zany klet'ieeee ! fa misaotra leisy nizara aaa ! fa toa hira frantsay fotsiny no heno ao eee ??? fa raha maheno an'i TGVENDRANA ao à io radio kosa aloha aho dia basta eee ! avy dia mipika io eo no eo eee !! :^) :^) :^) :^)
4. Noue ( 19/02/2009 11:32)
TRATRA DAHOLO NY LAINGA LAZAIN'TGVENDRANA EEEE !!!! tena mba henohy io radio io eeee !
5. lolabe ( 19/02/2009 12:45)
Avadio radio hafa fa radion'ny olona efa voky sy miadana io, sady radion'i Ra-8 mpambotry firenena sy ny mpampahantra ny malagasy. Ovay RDB fa midegôba lainga ao nareo mianakavy. TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA, MIALA RA-8
6. botakely92 ( 19/02/2009 13:31)
Misaotra fa mahatsapa tokoa aho nihaino fa radion'ny mpisolelaka ilay izy ary efa mahazatra io ka mba sokafy ny saina fa efa mitsipona fako ny ankamaroan'ny malagasy, saingy tsy ianareo tokoa moa no noana fa ireo tsy afa-mihetsika, mila ovaina mihitsy ny toen-tsaintsika malagasy fa mahamenatra , tia tena sy tia kely, samy te hameno ny pôsiny daholo, efa nivadika izao ny ohabolan'ny ntaolo taloha ka lasa hoe: "aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-bola". Mila vaovao tsy mitongilana ny malagasy, radio milaza ny marina, tsy miandany.
Amiko ny olona tia tanindrazana dia ny fananany indray aza no omeny ny mpiray rà aminy fa tsy mangorona sy mitsetsitra ny vahoaka be mandry, ka iza no sahy hanambara amin'ireo mpitondra am-perin'asa ireo fa tsy nihinam-bolam-bahoaka mihitsy? Aoka hatao ny évaluation n'ny fananan'izy ireo.
Ao ireo mandany volampanjakana mankany ivelany foana, ary ny tena mahavariana dia na misy bourses fianarana hanampiana ireo tsy manana dia mbola ny zanaky ny deba ihany no mahazo an'izany, tia tena, mahamenatra. Dia mba ho aiza ny mahantra te hivoatra? Rahoviana re vao mba hiova isika???
7. xxx ( 19/02/2009 14:10)
sika oà tsy hiova zany!!! mbo kozy é, samy ahita sika. fa zao klou, mila miala haingana ra8, fa efa B zay ny azony é. tena mpanao afera marina, ny an'lery 95% 5% no nataony. gravy zany an, tokana mahazo 95%, vahoka 5%, NDRISY MANTSY
8. Andribe ( 19/02/2009 22:17)
esory hono ra8 eeeeeeeeeee :-D :-D :-D :-D
9. fijo ( 20/02/2009 00:02)
ny 8 efa nesoriko,fa ra sisa
10. zoky ( 20/02/2009 04:10)
fijo :D :D :D
11. xxx ( 20/02/2009 05:55)
rah radio tsy neutre de merci ento any ny anao.
radio miandany @ ilany fotsiny izany tsy bonne.
na TGV io na Ra8.,
samy milaza ze mahafalifaly ny mpomba azy fotsiny.
tsy mila merci.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0646