Fitantanana ny tetezamita

1. Edrak ( 19/02/2009 08:36)
Fa inona no expérience hananan'i Andry TGV no hahafahany milaza fa hitantana ny governemanta tetezamita izy. Tsy sanatria vahoaka handihy DJ akory ny vahoaka malagasy.
novalian'i xxx ny 19/02/2009 10:38
2. xxx ( 19/02/2009 08:46)
aotra manatody ny traikefany, izany no mahatonga azy mikotrika elabe eo amin'ny 13 mai eo mba ho foy ilay atody :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 19/02/2009 08:58)
amiko aloha, dé na mitovy hevitra, na tsy mitovy hevitra. ny zavatra tsapako hatr@ ny nahatsiarovako saina, dia izao ihany. isika malagasy mihintsy no tena mila miova fihetsika, fisainana, fijery. hatrany ifotony mihintsy zany no tokony hiova isika. tsy mampitovy aho, fa mampitsiriritra ah mihintsy ny mijery ny fandraisan'i obama ny fitondrana tany USA ireny.
amiko de azo aseho ohatr'zao ny nisy teto amitsika hatrizay:
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO NDRAY=TSY HIOVA AKORY ISIKA

raha ny tokony ho izy zany amiko, ny fanovana tanteraka ary @ tokony ho izy ny lalampanorenantsika no tokony hatao. dia ny mpitondra hiakatra eo, dia tena HANARAKA TOKOA io lalampanorenana io. fa tsy oé rehefa tonga eo aho, dia ovaiko araky ny hitiavako azy, @ tombotsoako, @ mampetipety ny antokoko.

ary ty zavatra iray, raha mbola izao aloha ny isan'ny ANTOKO POLITIKA eto amitsika, de tsy ho tanteraka akory ny fiovana eto madagasikara, fa dia hiverina hatrany foana lay:
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO NDRAY=TSY HIOVA AKORY ISIKA

asa, miteniteny foana V aho? asa mandefa revy lavitra loatra ve aho? mbo faniriana izany.
4. xxx ( 19/02/2009 10:38)
Ny tsapako izao de fotoana fohy sisa dia poeta ianao! :lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081