Maraina indray aloha ny andro
1. klitika
(
19/02/2009 03:50)
Dia eny mbola maraina laoha dia aleo miantsena, dia mba afaka mitsotsotra indray androany mihaino tantara direct avy eny Anosy.
Tena tsy mahavoaka intsony fa efa mankaleo be ilay titre, nefa teo efa nasiana mpilalao vaovao, fa ilay mpandrindra sy mpanoratra mihintsy no tsy izy.
Dia angamba ny mpilalao tantara tsy ho tonga intsony koa raha tsy misy tornike indray
Salama daholo eh

novalian'i xxx ny 19/02/2009 08:47
2. klitika
(
19/02/2009 04:28)
Dia kobo eny foana koa ilay fitaka TGV,
Milaza ny akama fa tsy mila mifampiraharaha izany intsony, fa dia ny fialan-dRa8 no tsy maintsy atao.
Etsy ankilany anefa mandefa olona mifampiraharaha any Antanimena, sy ny amin'ny ministeran'ny fiarovam-pirenena ihany.
Le ol koa asa na efa lany ilay vary tamin'ny 7 na ahoana fa manara-drenirano fotsiny, mba tsy ilazako zavatra hafa
Dia eto indray isika izao. 7.28

3. ainaheri
(
19/02/2009 05:55)
klitika:
Dia eny mbola maraina laoha dia aleo miantsena, dia mba afaka mitsotsotra indray androany mihaino tantara direct avy eny Anosy.
Enao aza zany mba manambola hiantsenana sy fotoana hitsotsorana kou,d aona zany za?Ny hanina androany tadiavina androny lol
4. a256011
(
19/02/2009 07:04)
Ny ahy indray ny nahatsikaiky omaly dia ny filazana fa misy ny fanantenana araka ny resaka nifanaovana t@ miaramila (...) hoy ilay tsy maintsy nampandry adrisa @ vahoaka, satria sao dia ho voatora-bato. Dia hoy indray ranamana : "anio moa dia TALATA grobaka (andro fady), fa aleo rahampitso no tohizana ny tolona, fa rahampitso ALAROBIA tsy miverina..." toa rendremana daholo ny rehetra, fa anio maraina vao nifoha dia tongasaina daholo fa hay omaly no tokony Alarobia tsy miverina... Sao dia tokony tsy hiverina intsony ary!!! fa ajanona @ zay izy ity, fa toa mifamitaka fotsiny...
5. Fanhaiky
(
19/02/2009 08:24)
klitika:
Dia eny mbola maraina laoha dia aleo miantsena, dia mba afaka mitsotsotra indray androany mihaino tantara direct avy eny Anosy.
Tena tsy mahavoaka intsony fa efa mankaleo be ilay titre, nefa teo efa nasiana mpilalao vaovao, fa ilay mpandrindra sy mpanoratra mihintsy no tsy izy.
Dia angamba ny mpilalao tantara tsy ho tonga intsony koa raha tsy misy tornike indray
Salama daholo eh
Ngah tsy fantatrao fa efa misy mpilalao vaovao vao niditra sy nafaranamaromaro indray ary tonga de hiatrik'ady avy hatrany de ireo vady miaramila sy zandary ary polisy manohana ny tolona hono ary tonga de avant daolo izy ireo :^)
6. xxx
(
19/02/2009 08:29)
ary ahoana ilay hoe ny vady amanajanak'i ny miaramila sy ny polisy indray no asaina milalao :?: :roll: :-D :-D :-D :-D
tanteraka ihany ve io film misy aktera vaovao io,????
NY MPIANDRY sy ny akanjo fotsy lava be nitsoaka laharana tsy niverina intsony hahahahaha

7. Fanhaiky
(
19/02/2009 08:41)
xxx:
ary ahoana ilay hoe ny vady amanajanak'i ny miaramila sy ny polisy indray no asaina milalao :?: :roll: :-D :-D :-D :-D
tanteraka ihany ve io film misy aktera vaovao io,????
NY MPIANDRY sy ny akanjo fotsy lava be nitsoaka laharana tsy niverina intsony hahahahaha
Tsy lany tamin'ny test na casting...ireny de nitsoaka
de io vao nanao casting vaovao io indray ny TGV
8. xxx
(
19/02/2009 08:47)
tsy mila manao casting izany izy fa ny vady amanjanany izy avy avy eo no tokony harosony handray anjara am film hataony.