Radio mada et radio viva c'est la meme cmbat
1. xxx
(
18/02/2009 19:53)
mba niheno ny radio mada sur le net moa izahay dia mahita fa mpanohana ranoray tim ny radio mada,fa tsy radio indepedant izany,mino aho fa ex MBS
novalian'i rfd2001 ny 19/02/2009 06:41
2. fijo
(
18/02/2009 19:55)
ka ireny tsy fihaino.ny viva koa torak'izay.aleo mamaky gazety midi na madagascar tribune
3. xxx
(
18/02/2009 20:03)
izahay mifidy ra8 nfa mankaleo be ny miheno an le radio viva ,marina ny anao ry fijo aleo mamaky midy sy tribune,expresse,voir rnm
4. rabingogilabanga
(
18/02/2009 20:10)
fijo:
ka ireny tsy fihaino.ny viva koa torak'izay.aleo mamaky gazety midi na madagascar tribune
Radio VIVA, radio RFI, radio Antsiva, radiomada, etc..., enjehina daholo izao rehetra izao; C'est la theorie de complot .
Ny pro TGV manenjika ny MBS, manenjika ny RNM, manenjika ny ....
Ny tena fanaonay tsy extremiste dia : HENOINAY DAHOLO IZY REHETRA (Ny radio dia tsy maintsy ho tendancieux foana, na koa tsy competent fotsiny izao e!);
HAHAFAHANA MANAO THESE SY ANTITHESE
Dia anjaranao nianatra ny manao tsoa-kevitra;
izay le hoe : PESER LE POUR ET LE CONTRE
5. andrywui
(
18/02/2009 20:29)
Aleo ny fananarana ataoko eto no vakiana ry zareo a! ity afaka mampiova ny fo ratsy sy ny toetra" be fanaiky "ao aminareo !! gazety vita ity sady fananarana !! fa tsy eo no mifampitsetsetra eo nareo !! de mifandrotsirotsy amin ratsy eo !! ssssssssshhhh!
6. rangorivao69
(
19/02/2009 03:38)
raouioui> HEVITRA NAMPIDIRINELH IO XXX IO ?KANOSA ,SARIM-BAVY TY ARY MILAZA NY PISERA MIFANDROTSIROTSY @RATSY ETO, AZA MAMELY TENA ZANY FA NDANA MISORON-TENA RAHA TSY MAHATANTY :evil: :evil: :evil: :evil:
7. rfd2001
(
19/02/2009 06:41)
Tsy mimpetraka itsony le haino amanjery ho fampaianarana ho an'ny vahoaka lasa fitaovina hanasana atidoha (lavage de cerveau) sy fanatisme sisa le radio sy télé.
Tokony misy fepetra raisina momba ny hanakantonana azy satria tena mitarika tsy moramora ho any amin'ny guerre civile le izy raha zao no mitohy.
Le izy tsy misy analyse itsony fa tena lasa fandrangitana manta be fotsiny izao tsy ao itsony le 'MISSION' tokony atony. Malahelo aho amin'ny mahagasy aho.