DIRECTOIRE MILITAIRE: ENKENA NEFA.....
1. rabingogilabanga
(
18/02/2009 17:19)
Tsy extremiste, na jusqu'au-boutiste ny tenanay (toin'ny ankabeazan'ny gasy), tsy hoe RAVALO hatramin'ny farany, na TGV hatrany hatrany,
raha lazaina fa diso i TGV nitarika vahoaka, tsy afaka mihintsy koa ravalo nitifitra
LA NOTION DE FAUTE PARTAGÉE EXISTE (NE Soyez pas binaire, plutôt binôme)
Une Directoire militaire est necessaire mais pas suffisante, comme solution, alors, il faut:
1)DIRECTOIRE MILITARE, pour la force
2)Directoire PASTORALE , pour la Justice
3)Directoire PROFESSORALE, pour l'Intelligence
MILITARES + PASTEURS + PROFESSEURS = TIERCE GAGNANT= TOKO TELO MAHAMASAKA AHANDRO
« La guerre ! C’est une chose trop grave pour la confier à des militaires. » (Clemenceau, 1886)
« Il suffit d’ajouter « militaire » à un mot pour lui faire perdre sa signification. Ainsi la justice militaire n’est pas la justice, la musique militaire n’est pas la musique (clemenceau). »
La justice sans la force est impuissante, la force sans la justice est tyrannique."(Blaise pascal)

novalian'i Rafahafahana ny 19/02/2009 10:38
2. klitika
(
18/02/2009 17:32)
maninona raha mijery Youtube sy dailymotion fotsiny, nga tsy mety? Ahahaahhah
3. sitlo
(
18/02/2009 17:39)
militaire -> Ratsiraka
pasteur -> Andriamanjato
professeur -> Zafy
toko telo nahamasa-nahandro
pasteur -> Andriamanjato
professeur -> Zafy
toko telo nahamasa-nahandro
4. xxx
(
18/02/2009 18:35)
tsy maintsy manana diplôma be izany vao afaka mitondra?
ny mahagaga anefa dia nisy profesôra izay nitondra firenena dia teo anatin'ny 3 taona dia voahendaga!
toetsaina bingo be amiko izany!

5. Rafahafahana
(
18/02/2009 18:53)
rabingogilabanga:
Tsy extremiste, na jusqu'au-boutiste ny tenanay (toin'ny ankabeazan'ny gasy), tsy hoe RAVALO hatramin'ny farany, na TGV hatrany hatrany,
raha lazaina fa diso i TGV nitarika vahoaka, tsy afaka mihintsy koa ravalo nitifitra
LA NOTION DE FAUTE PARTAGÉE EXISTE (NE Soyez pas binaire, plutôt binôme)
Une Directoire militaire est necessaire mais pas suffisante, comme solution, alors, il faut:
1)DIRECTOIRE MILITARE, pour la force
2)Directoire PASTORALE , pour la Justice
3)Directoire PROFESSORALE, pour l'Intelligence
MILITARES + PASTEURS + PROFESSEURS = TIERCE GAGNANT= TOKO TELO MAHAMASAKA AHANDRO
« La guerre ! C’est une chose trop grave pour la confier à des militaires. » (Clemenceau, 1886)
« Il suffit d’ajouter « militaire » à un mot pour lui faire perdre sa signification. Ainsi la justice militaire n’est pas la justice, la musique militaire n’est pas la musique (clemenceau). »
La justice sans la force est impuissante, la force sans la justice est tyrannique."(Blaise pascal)
Aza mampihomehy é!
Te hilingilingy any @ zone rouge ka tsy hotifiriny, zany lay hoe mangarom-biby an-davaka.
7. xxx
(
18/02/2009 19:08)
tsy tafa izany rabingo an,ra8 tsy maintsy manapitra ny mandat jusqu'a 2012,avy eo raha mahita mety ahasolo azy ela mba lazao ny program
8. rabingogilabanga
(
18/02/2009 19:43)
tsy tafa izany rabingo an,ra8 tsy maintsy manapitra ny mandat jusqu'a 2012,avy eo raha mahita mety ahasolo azy ela mba lazao ny program
Tu es extremiste, Ravalo jusqu'au bout,
On peut pas rester comme ça, ndeha atao hoe: mafy ravalo, nefa ny marina dia 1 Mois + 1 semaine ny ultumatum de 13 Janvier nyTGV isika, Mbola tsy misy mahafehy ny toe-draharaha, dia ahoana hiandry 2 mois, 3 mois, 100 morts, 200 morts?...
rafahafahana:
Aza mampihomehy é!; Te hilingilingy any @ zone rouge ka tsy hotifiriny, zany lay hoe mangarom-biby an-davaka.
Misaotra raha izay no fahitanao azy; fanontaniana ny ahy: asabotsy 07/02/09, ilay andro mihosindrà, ny ampitso alahady 08/02/09, sûr fa nivavaka RAVALO(@ maha-prezida ny FJKM azy), Inona hoe ny vavaka nataony t@ ilay ANDRIAMANITRANY tami'io alahady io? mba lazao hoe?
tsy maintsy manana diplôma be izany vao afaka mitondra?
ny mahagaga anefa dia nisy profesôra izay nitondra firenena dia teo anatin'ny 3 taona dia voahendaga!
Ny fahaizana dia necessaire, mais pas suffisante, sahala amin'ny hoe tsy maintsy manana VISA vao afaka mankany andafy (necessaire), fa raha tsy misy koa ny vola handoavana ny frais , dia tsy tafa .
militaire -> Ratsiraka
pasteur -> Andriamanjato
professeur -> Zafy
Indray mandeha ihany no niaraka nitondra izy telo ireo, teteza-mita (1991-
1993: Ratsiraka : president, ZAfy : HAE, Andriamanjato : President ny assemblée), ary io no fotoana nisy fifidianana 2 tours, score 60 %, 40 % sahala any @ tany civilisé; debat nalalaka tao @ assemblée, representer daholo ny force politique.
par contre : 1993-1996: nandeha irery i zafy
1997-2001: nandeh irery Ratsiraka
maninona raha mijery Youtube sy dailymotion fotsiny, nga tsy mety? Ahahaahhah
azo atao tsara, nefa inona no tian-drazoky ho lazaina eto ?
9. andrywui
(
18/02/2009 19:46)
AAAzafady !!! kely fa tsy mijannn eo 2012 zany Ravalo !! asehoy ny ps azafady ko ooo !!! fa kanosa !! tsy azo avela hijannn eo zany Ravalo fa nampahantra ny Malagasy ,ka ra izany cny hevitrareo de ho hafainganina ny fakana ny Lapa zany !! ny Ministera oa io efa vita io fa ny tenin'ny lehiben'ny TobyR. de oe tsara ra tonga de ny trondro vaventy no alaina fa tsy ity ministera kely ity !!! de vao mandinika tsara ndray alo satri efa ny F.O mits no manome hevitra he he he he !!!!!
10. fijo
(
18/02/2009 19:54)
amiko i ravalo no mbola hijanona eo,saingy tsimaintsy mamindra fihetsika izy,satria efa tsapany izao fa maro no tsy nety nataony.
11. andrywui
(
18/02/2009 20:16)
Mahafinaritra mahasosotra ny teninlah lety !! pasitera mpamosavy !!
12. sitlo
(
18/02/2009 20:34)
tsy 1991 izany fotsiny.
Samy minisitra tamin'ny governemanta Ramanatsoa (miaramila), izay tsy nahatana fitondrana na dia teo aza ireo toko telo ireo.
Samy pro-Ratsiraka tamin'ny 2002, amin'izao samy mody tsy miteny.

13. rabingogilabanga
(
18/02/2009 20:40)
fijo:
amiko i ravalo no mbola hijanona eo,saingy tsimaintsy mamindra fihetsika izy,satria efa tsapany izao fa maro no tsy nety nataony.
Tsara izany hevitrao izany ra-fijo, fa mba tsy ho resabe, inona avy ny tsy mety nataony. ary sûr ianao fa un homme peut changer à 60 ans ???
ary efa mba conscient-n'izany ve izy,ary surtout efa mba nanao excuse public ny faute-ny, ary vonona ny hiova tokoa.
fa raha hoe hiova izy, dia izay minoa fotsiny ihany
14. dasy
(
18/02/2009 21:14)
mba tsy azoko ny hevitrareo , inona no ilaina pasteur na eveque ? avelao izy any @ fihagonany,
nifidy an'i ra8 isika ka ts maintsy mamela azy hanapitra ny taona nifidianana azy,

16. xxx
(
18/02/2009 21:25)
rabingogilabanga:
tsy tafa izany rabingo an,ra8 tsy maintsy manapitra ny mandat jusqu\'a 2012,avy eo raha mahita mety ahasolo azy ela mba lazao ny program
Tu es extremiste, Ravalo jusqu\'au bout,
On peut pas rester comme ça, ndeha atao hoe: mafy ravalo, nefa ny marina dia 1 Mois + 1 semaine ny ultumatum de 13 Janvier nyTGV isika, Mbola tsy misy mahafehy ny toe-draharaha, dia ahoana hiandry 2 mois, 3 mois, 100 morts, 200 morts?...
rafahafahana:
Aza mampihomehy é!; Te hilingilingy any @ zone rouge ka tsy hotifiriny, zany lay hoe mangarom-biby an-davaka.
Misaotra raha izay no fahitanao azy; fanontaniana ny ahy: asabotsy 07/02/09, ilay andro mihosindrà, ny ampitso alahady 08/02/09, sûr fa nivavaka RAVALO(@ maha-prezida ny FJKM azy), Inona hoe ny vavaka nataony t@ ilay ANDRIAMANITRANY tami\'io alahady io? mba lazao hoe?
tsy maintsy manana diplôma be izany vao afaka mitondra?
ny mahagaga anefa dia nisy profesôra izay nitondra firenena dia teo anatin\'ny 3 taona dia voahendaga!
Ny fahaizana dia necessaire, mais pas suffisante, sahala amin\'ny hoe tsy maintsy manana VISA vao afaka mankany andafy (necessaire), fa raha tsy misy koa ny vola handoavana ny frais , dia tsy tafa .
militaire -> Ratsiraka
pasteur -> Andriamanjato
professeur -> Zafy
Indray mandeha ihany no niaraka nitondra izy telo ireo, teteza-mita (1991-
1993: Ratsiraka : president, ZAfy : HAE, Andriamanjato : President ny assemblée), ary io no fotoana nisy fifidianana 2 tours, score 60 %, 40 % sahala any @ tany civilisé; debat nalalaka tao @ assemblée, representer daholo ny force politique.
par contre : 1993-1996: nandeha irery i zafy
1997-2001: nandeh irery Ratsiraka
maninona raha mijery Youtube sy dailymotion fotsiny, nga tsy mety? Ahahaahhah
azo atao tsara, nefa inona no tian-drazoky ho lazaina eto ?
Et la majorité silencieuse dans tout ça ne compte pas alors ? on se réfere toujours aux systemes imposés par autruis ,comme si nous sommes les gens les plus incultes et les plus asociaux dans ce monde . Pour moi personnellement ,le mot civilisé est un avatar de la subconscience de l\' homme d\'ou s\' impliquent des soumissions aux effets nefastes tant sur l\' aspect spirituel que moral et physique , économique et autres aussi, sûr et certain , relativisez un peu les evenements depuis le début du trouble ,par % aux 18 millions de malagasy ,supposons au max 2 millions le nombre des exités qui ont participer a ce mascarade populaire qui n\'a abouti que sur des faits negatifs pour la nation , est ce que c\'est une raison de chambouler encore plus le pays ou bien est ce une veritable nécéssité ? ne vaut il pas mieux de laisser faire la nature humaine que de creér encore plus de désordres en faisant zapper tous les pions sur l\' échiquier ? Je ne suis pour personne sur cette affaire politique desastreuse ,ou plutôt ,je fais parti de la majorité oubliée , qui a son propre opinion et ses principes .Je préfère le doute populaire à la raison politicienne .Et ça aussi c\' est de la politique redoutable !
:wink: :wink: 8)
17. fijo
(
18/02/2009 21:25)
fanontaniana hoe:"efa mba nanao excuse public ny faute,"efa nanao an'io izy teo amin'ny magro tanjombato.alohan'ny nandehanany nijery ny radio may ,dia nandalo tao amin'ny magro tanjombato izy,ary dia mbola sendra ireo vahoaka nitaona ny vary sy lafarinina izy.saika hisambotra ny miaramila teo,fa izy no niteny hoe"avelao ry zareo haka,fa mahantra ireo".ary teo izy dia niteny hoe"mifona aminareo vahoaka aho..."nisy tohiny io,fa tsy tsaroako tsara le teniny tohin'io,fa nibosesika moa le lona dia lasa tary aoriana izahay.
18. ravatorano
(
19/02/2009 08:54)
reko koa io fifonanan io ary na tena andoharanofotsy aza izy nahita ireo olna nitondra sy nibata vary lafarinina ary nanosika menaka mbola tazana teny andalana dia nidina ny fira aray niteny sy nitehatsoroka an ilay razokysy niteny hoe \\\" aza matahotra fa tsy haninona anao aho fa raha mbola misy aza ao alefako ianao maka any \\\" ! tamizay nefa efa nipirina sy nivaloarika ny pokona hoe tena ny tompony mihitsy ity no mahita sy mahatratra kle :-D :-D
19. Rafahafahana
(
19/02/2009 10:33)
rabingogilabanga:
tsy tafa izany rabingo an,ra8 tsy maintsy manapitra ny mandat jusqu'a 2012,avy eo raha mahita mety ahasolo azy ela mba lazao ny program
Tu es extremiste, Ravalo jusqu'au bout,
On peut pas rester comme ça, ndeha atao hoe: mafy ravalo, nefa ny marina dia 1 Mois + 1 semaine ny ultumatum de 13 Janvier nyTGV isika, Mbola tsy misy mahafehy ny toe-draharaha, dia ahoana hiandry 2 mois, 3 mois, 100 morts, 200 morts?...
rafahafahana:
Aza mampihomehy é!; Te hilingilingy any @ zone rouge ka tsy hotifiriny, zany lay hoe mangarom-biby an-davaka.
Misaotra raha izay no fahitanao azy; fanontaniana ny ahy: asabotsy 07/02/09, ilay andro mihosindrà, ny ampitso alahady 08/02/09, sûr fa nivavaka RAVALO(@ maha-prezida ny FJKM azy), Inona hoe ny vavaka nataony t@ ilay ANDRIAMANITRANY tami'io alahady io? mba lazao hoe?
Tena zay no fahitako azy, mandehana ihany any fa tsy hitsitsy anareo akory ny bala, zay maty eo matimaty foana ka asakasakareo tia raha ihany é.
tsy maintsy manana diplôma be izany vao afaka mitondra?
ny mahagaga anefa dia nisy profesôra izay nitondra firenena dia teo anatin'ny 3 taona dia voahendaga!
Ny fahaizana dia necessaire, mais pas suffisante, sahala amin'ny hoe tsy maintsy manana VISA vao afaka mankany andafy (necessaire), fa raha tsy misy koa ny vola handoavana ny frais , dia tsy tafa .
militaire -> Ratsiraka
pasteur -> Andriamanjato
professeur -> Zafy
Indray mandeha ihany no niaraka nitondra izy telo ireo, teteza-mita (1991-
1993: Ratsiraka : president, ZAfy : HAE, Andriamanjato : President ny assemblée), ary io no fotoana nisy fifidianana 2 tours, score 60 %, 40 % sahala any @ tany civilisé; debat nalalaka tao @ assemblée, representer daholo ny force politique.
par contre : 1993-1996: nandeha irery i zafy
1997-2001: nandeh irery Ratsiraka
maninona raha mijery Youtube sy dailymotion fotsiny, nga tsy mety? Ahahaahhah
azo atao tsara, nefa inona no tian-drazoky ho lazaina eto ?
20. Rafahafahana
(
19/02/2009 10:38)