Dia suspendu ny match eo @ terrain izany aloha e ...

1. xxx ( 18/02/2009 16:48)
Raha ny fijeriko an ity raharaha ity dia mitovitovy @ lalao baolina kitra eny ambony kianja , misy mpilalao eo misy arbitres fa ilay eo ampovoany moa no tena mandidy sy manapaka ny lalao eo ambony kianja.

Asa hitatsika eny ihany moa fa ny arbitre olombelona indraindray misy main tsy hitany , misy penalty tsy tsofiny , zava-misy izany na any ivelany aza ! hitatsika rehefa mijery baolina ireny.
Dia mandeha ny tsy fahafaliana isan-karazany ,siotsioka...

Tampotampoka teo dia nisy mpilalao 2é division mpijery niteny hoe tena tsy mamely mihintsy ity arbitre ity fa aleo izaho no hilatsaka eny @ kianja eny , ary misy andian olona manaraka azy @ izany heviny izany , etsy andaniny koa misy olona miaro ilay arbitre hoe izy no mpitsara ara-dalàna fa ho aiza eo iny?

Dia miteraka sahotaka eo ambony kianja izany @ izao

Ny olana anefa dia maro ny olona manao hoe izahay nandoa vola tokony tohizina hatramin ny farany ny lalao ahitàna ny ekipa mpandresy sy resy

Izay ny fahitàko ity raharaha ity

Fa dia suspendu aloha ilay match hatramin izao!
:?: :?:
novalian'i fijo ny 18/02/2009 21:11
2. Noue ( 18/02/2009 16:57)
dia ho hita eo zany izay handresy eee !
3. xxx ( 18/02/2009 18:07)
andrywuiwui no resy e :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. fijo ( 18/02/2009 20:03)
tsy misy resy sy mpandresy ka;ny filaminana no handresy eo
5. andrywui ( 18/02/2009 20:19)
Andrywui no resy ?? fa ahoana ko zany fikandry xxx zany klé !! TGV ndray ve no resy r'lety ??
6. xxx ( 18/02/2009 20:33)
fijo:

tsy misy resy sy mpandresy ka;ny filaminana no handresy eo



Ny filaminana aloha tsy maintsy ho tonga na ho ela na haingana ,fa tsy maintsy haka fepetra hoe ny tena arbitre eny AMBOTSIROHITRA ihany ve no hajanona sa ny hevitr ilay mpilalao 2 é division eny @ 13 mai hoe aleo aho no hanao arbitre fa tsy mamely io :roll:
7. fijo ( 18/02/2009 21:11)
ka ny fahendren tsika no mandresy eo ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1723