Rehefa tsy nahomby ny fanaovana sorony ny mpiandry

1. Noue ( 18/02/2009 16:35)
Rehefa tsy nahomby ny fanaovana SORONA NY MPIANDRY dia inona indray no atao eee ??? tena olona tsy vanona mahintsy ny olona manao an'zao eee ! tsy mataho-tody !! :evil: :evil: :evil:

18:25 - D’après un porte parole d’Andry TGV, des femmes et des enfants de policiers et de militaires seront en 1ère ligne demain pour la prise des ministères. Les forces de l’ordre “ne tireront pas sur leur propre famille”.

Les forces de l’ordre “ne tireront pas sur leur propre famille”.
novalian'i Noue ny 18/02/2009 20:57
2. andrywui ( 18/02/2009 16:50)
Hi hi hi hi arytoa tsisy sary ratsy kely intsony le an'i Noue e hi hi hi !
3. Razouzou ( 18/02/2009 16:51)
:-D :-D :-D nareo koa de tsy ampy fikainy rajoelina. de mino ianareo fa hanao 1 ligne ny vady sy zanak'ireo miaramila sy polisy .Jereo tsara fa olona voakarama no ataony eo.
Ary fa maninona moa raha ny vadiny sy zanak'ireo gouvernemanta TGV no atao 1 ligne :P :P :P :P am zay voamy betsaka ny panaraka :-D :-D :-D
4. Noue ( 18/02/2009 16:58)
mbola ho avy leisy ny sary ry wiwiwi aaa !!! :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 18/02/2009 18:16)
fa angaha afaka forcéna ireo voatonona ireo raha tsy hilahatra ho loha-laharana sa fORcé?????? :roll: :roll:
6. Noue ( 18/02/2009 18:33)
heritreretokely anie ry XXX ity eee ! miasa ireo forces de l'ordre ireo ! inona moa zany asa ataony zany eee ?? dia indro ny vadiny sy ny zanany eo anoloany eo eee! aza hadino fa tsy oe andeha hijery fety akory ny antony alehany any aa !!
7. xxx ( 18/02/2009 19:01)
lany fika ry TGVendrana, vady miaramila rampitso, bebe ny vady miaramila rahafankampitso, dadany mamabe @ sabotsy....
8. fijo ( 18/02/2009 20:06)
raha ny vadiny kosa no alefany eo aloha eo,za mihintsy no hitsena azy eo amin'ny minisitera kle;fa lersy tsy mahazo miditra an.
9. Noue ( 18/02/2009 20:32)
asa re raha hanaiky an'zany ireny miaramila ireny eee ???
10. xxx ( 18/02/2009 20:37)
an !an! an ! ho ataonlah innnn ty vadin'ol ry fijo be akondro ?? iny ve ahatohitra ny basibeanlah le !! kay !! maharary iny anlah iny kalé!! aza mampijaly zaza letsy fa aleo iny kelikely iny ihany no miditra ao a !! mba manajà vehivavy !!
11. Noue ( 18/02/2009 20:39)
lasa resaka inona indray aza ity klet'ieeee :^) :^) :^) :-D :-D :-D
12. andrywui ( 18/02/2009 20:55)
fijo be akondro ony ! hi hi hi hi
13. Noue ( 18/02/2009 20:57)
=)) =)) =)) =)) lisany oa mahita lazaina aaa !! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0685