Toa hitsaoka any madagascarRajoelina
1. Razouzou
(
18/02/2009 14:50)
Araka ny source haino dia miomana ny hiondrana eto frantsa i Rajoelina.Matahoatra ny lehilahy sao samboriny vahoaka sy ny miaramila :-D :-D . Manantena ny fitondrana mba hanarina aingana ireo simba sy hisambotra iro mpandoto rano .Ary mamangy fahoriana any andrywui
:-* :-*
:-* :-*
novalian'i rangorivao69 ny 18/02/2009 22:08
2. Noue
(
18/02/2009 14:52)
ary noheveriko oe ity izy io eee =)) =)) =)) =)) =))
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/451/tgvlalaoal0.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img168/tgvlalaoal0.jpg/1/][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/tgvlalaoal0.jpg/1/w550.png[/IMG][/URL]

4. lemenakely
(
18/02/2009 14:58)
Razouzou:
Araka ny source haino dia miomana ny hiondrana eto frantsa i Rajoelina.Matahoatra ny lehilahy sao samboriny vahoaka sy ny miaramila :-D :-D . Manantena ny fitondrana mba hanarina aingana ireo simba sy hisambotra iro mpandoto rano .Ary mamangy fahoriana any andrywui
:-* :-*
aleo hisy confirmation officielle ! fa izahay tsy mino honohono
8. xxx
(
18/02/2009 18:19)
Aleo ho avy fa torahanay ny vôtabia raha vao tonga ao amin'ny aéroport.... :-D :-D :-D :-D
9. Andribe
(
18/02/2009 18:37)
hitsoaka aiza aann sao dia mba diso zany mamono tena iny raha mitsoaka sady matin ny hatsiaka any. Aleo apetraka eny @ aéroport ny anarany satria interdit de sortie du territoire malagasy izy zao satria manao politika 8) 8) 8) 8) :-D :-D :-D :-D
11. andrywui
(
18/02/2009 20:59)
IO ndray Razuzou an !! ho vangianlah ahoana aho letsy ?? ny fakana ny ministera sy ny famerenana ny 26janv mbola ho avy ka no hoaiza ??? hitsoaka ?? fa ela ve nifoka e !!! ny programan'ny vahoaka ry lety tsy maintsy vita hatram farany ah !! ny anla resa-paiso mivarotra vahoaka eto fotsiny fa zay marina tenenina !! OK !!
12. Andribe
(
18/02/2009 21:21)
Aza omena môly tsony ra andry tgv fa manitadresaka. Ilazao ny badin isotry sy ny bandin texas tsy hivarotra tsindrona intsony fa efa manomboka mivoaka mony lery :-$ :-$ :-$ =)) =)) =)) =)) =))
13. fijo
(
18/02/2009 21:28)
le mony indray ,ny vadiny tsy eo no mampisy an'iny ka.mitohana le ry izao.
14. rangorivao69
(
18/02/2009 21:36)
VAO MIPOITRA NY BOUTONS DE JENEUSSEN LERY ,ZABODO HITONDRA FIRENENA ?MISOTROA ALOH RONONO TIKO MBA HO LEHIBE HAINGANA,HAINGANA LAH I raouioui MIASA FA TSY MANAO RESA-JAZA OKAY!!!! :twisted: :twisted: :twisted:
15. xxx
(
18/02/2009 21:57)
Ary mivazavaza be foana io bandy Rangorivao69 io isaky ny miteny ,tandremo ny lalan-dra zandry a
16. rangorivao69
(
18/02/2009 22:08)
raouioui> ARY LASA XXX NDRYA LEMOTANA TY, ELAH IHANY NEFA NO PITENY HOE AZA MANAO XXX IO ?ATAOKO XXX DOLY NDRAY ARY TSY HO KOBONELAH AZA MITARAIANA :evil: :evil: :evil: