hoan'i Andrywui,ndana makany aminy dinika hafa fa...........
1. Mirananirina
(
18/02/2009 11:03)
o ry Andrywui a:ndana mba makany aminy dinika hafa oh:antson'ny fo,fahasalamana,resadahy,sakafo,fiara sns............fa reraka be ianao amin'ity politika ity,dia miteniteny foana isan'andro lava izao.
Na manao xxx aza ianao tonga dia fantatra hoe ianao.
Na manao xxx aza ianao tonga dia fantatra hoe ianao.
novalian'i Mirananirina ny 19/02/2009 13:57
2. Noue
(
18/02/2009 11:16)
aleo kosa retsy izy hanala ny fony ato aaa ! manjary tsy hisy himehezana anie eee ! :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx
(
18/02/2009 11:33)
marina ny an'i noue!! tsisy ambience ato raha tsy makato tsony lery!!raha miala ato lery dia tsy manao xxx tsony izaho :-D :-D :-D
5. Mirananirina
(
18/02/2009 12:01)
Ka izy anie tsy mahay afatsy ny manaratsy ny mpidinika rehetra ato e.
Fanahiniany tsy valiana ity fa efa nijery mihitsy izy izay.
Aleo ny vava no ampiadiana ry wui fa tsy ny mpisera no aratsiana:vorondolo aho vorondolo.Rehefa tsy mahataty dia miadiva aminy vato.
Noue:marina ny anao mampihomehy mihitsy ,nefa izy mora tezitra be.

6. tsinjo
(
18/02/2009 12:43)
zay nenlah ry monsieur le ministre , tenenina fona fa eh eh eh , anarina fona fa eh eh eh :-D :-D
7. andrywui
(
18/02/2009 12:57)
DE le alaelon'nle oe vorondolo fotsiny ve nanaovana lohahevitra manokana an'i Andrywui ry Mirana ?? ao ary fa tsy ataoko oe VORONDOLO matory andro tsony iMirana e!!!