HITSANGANA NY TANORA MARO AN'ISA HANOHITRA NY TGV
2. Razouzou
(
18/02/2009 09:13)
Manohana hatrany tanora malagasy mba hanohitra ny tsy rariny ataony Tena Gisa Vita na TGV .Demokrasia no takiana koa niafara tam coup d'etat.Ho maire hanamboatra ny tanana no engagement nataony toa tsy hita zay nataony ,zordira miparitaka ,jiolahy mameno ny tanana,
3. xxx
(
18/02/2009 09:33)
Razouzou:
Manohana hatrany tanora malagasy mba hanohitra ny tsy rariny ataony Tena Gisa Vita na TGV .Demokrasia no takiana koa niafara tam coup d'etat.Ho maire hanamboatra ny tanana no engagement nataony toa tsy hita zay nataony ,zordira miparitaka ,jiolahy mameno ny tanana,
marina izany e!
:-D :-D :-D :-D :-D
4. bogoskel2009
(
18/02/2009 09:44)
zay manohana e.
ampy zay nandeferana zay
ny tena mapme ane de lery refa natao interview tao @ TV plus oe enao ra esorina eo @ toeranao eo de ouz lery zao onitiana a za nofidian vahoaka 4ans eo amin'io toerana io ka tokon ts halana fa mahita raraha zay mikitika ana eo.de zao le mapme refa lery voakitika de mahita rara zay mikitika fa raha lery ve no mitetika ny hanala an-dravalo zay marihako eto fa lany t@ fifidianana de tokon hanaja anzan lery .fa refa ts zay no hataon de manainga antsika tonga saina rehatraa hiomana hanaeho @ TGV fa diso lalana izy.
ZA TS TIM FA TIA TANIDRAZANA.

5. ngoiha
(
18/02/2009 09:55)
Fa ny tsy azoko anie hatreto dia ny woe manina ary no tsy samborina le Venadrana b ty e.Toa miseho manjakazaka be mantsy sady ohatry ny ny oe lery ihany no tena enjana
7. andrywui
(
18/02/2009 10:02)
Ngohia !! toneo ny fonao fa raha manonofy ratsy otrizay foana ianao de hipika ny lohanao !!!
---NyMisaina === na ny zavatra soratanlah aza letsy mikorotana be otrandrainlah iany ka aiza laisany no mb hilamn zany jereo ane e!! miaraka amin'ny farorabava be elah manoratra anlae titre io otran'ny ol mamo letsy kou !!! sa nahazo maina tany aminra8 tany ve enao Rainiketaka a!

8. rangorivao69
(
18/02/2009 10:11)
raouioui > ARY OPAINELAH DOLY NY PISERA ,MBOLA TSY AMPY VE NITIFIRAKO NY VOUDITENA, SA MILA SUPPOKO NDRAY TY VAVA :evil: :evil: :evil:
10. andrywui
(
18/02/2009 10:34)
fa iza no ten mpiteny ratsy ato e!! elah rangory 69 no tena mpiteny eo fa aiza ze teny ratsy sy ompa ataoko eo !!! sa vendrana otrnla daolo ka ts mahay mamaky teny ny olona !!!! ndana elah manao sipozitoara ndray alou mody fa marary !!
12. ryhe
(
18/02/2009 11:58)
mahafinaritra ny mahita sy maheno izany hoe " HITSANGANA NY TANORA" Izaho zay mmanoratra dia tanora koa.Raha nandinika ny tantara niainan'ny firenena hatrizay isika,dia maro ny zavatra efa niseho teto.Isika malagasy dia manana ny toetra zay mampiavaka antsika @ firenena hafa,tsy inona akory zany fa ny fahendrena ,fandeferana.Efa an-taonanay maro zay no nandefitra ny olona,maro ihany ireo zoky ray aman-dreny no efa nitolona nanohitra ny zavatra tsy nety teto amintsika.Inona no nahatonga azy nanao izany?Noho ny fieritraretany ny ho avin'ny taranany sy ny zandriny ao aorina rehetra ao.Tanora sika @ zao fotona izao,inona no zavatra azonao antenaina @ ny ho avinao @ zao fiainana iainantsika eto za?Ny fahantrana mihamitombo,ny fiainana miha-lafo ary aoka tsy atao hoe io anie ka crise eran-tany e!mbola tsy nisy ny crise dia efa niha-mafy sy niha-nahant'ra sika malagasy.Dia mbola hino ihany ve ianao fa aleo hijanona @ izao ny fiaina ,aleo ny mpitondra hanao izay ataony satry voafidim-bahoka?Raha tena tanora vonona ny hiatrika ny fiainanao ianao,hitsinjo ny zandrinao sy ny taranakao,mahaiza miohatra,ary tsy hanaiky ny zavatra tsy mety,fa aza entim-po fotsiny ka hilaza fa i RA8 NA I TGV no olana eto.Efa iaraha-mahita sy iainana ny zava-misy tsy inona izany fa ny fahantrana tanteraka ,nefa misy ny olona lasa manankarena ,mahafinaritra ny mahita ny gasy hoe tafita sy manankarena,nrfa kosa raha mpitondra vahoka ianao,ny olona miha-mahantra sy mùijaly nefa ianao miha-manankarena hatrany.Midika avy hatrany zany fa misy zavatra tsy mazava ao,zay no atao hoe tanora tokony hijery marina ny fiainam-pirenena satry miankina @ izay ny ho avinao ao aorina ao.TSY MPANAO POLITIKA NY TENANAY FA KOSA MILAZA NY HEVITRA ZAY METY AHITANA NY VAHA OLANA ?ary mba mangataka ny olona zay mandroso hevitra eto na mifanoratra eto ,mba zavatr resaka ahitana ny mahasoa no tokony ho resahina eto fa tsy resaka fandrangitana sy fifampiatsina fotsiny akory,samy olona misaina avokoa sika no eto,indrindra fa ianao milaza fa tanora io,aza mba matin'ny sitrany ihay intsony fa ampy zay