LASA KAMO MIASA NY MALAGASY KA MILA DIDY JADONA
1. Andribe
(
16/02/2009 09:23)
Raha ny fahitako azy dia lasa kamo ary tena kamo tokoa ny malagasy satria tsy mety misy hiasa intsony fa ilaozana migrevy atsy sy aroa. Tokony ilay miaramila NANOME BAIKO hitifitra tetsy ambotsirohitra no hitondra satria izy tsy niamboho adidy fa tonga nandray. Mino aho fa izay no ilain ny malagasy hamoha kely azy raha tsy misy no toa izay dia hilentika lalina dia laina tokoa ka lasa samy manao izay tiany hatao. Raha izao fivorimboriana isakin ny toerana izay tiany izao dia misy hafa ho avy koa hitarika olona amanjatony dia hanao toa an i tgv sy ra8 koa. Jereo fotsiny ny mpijery baolina kitra asaina mankeny mahamasina izy dia afaka taritina avadika zavatra hafa ny resaka rehefavieo. Ndao moa le governemanta parallele faharoa zao tokony asiana koa ankoatran ny an i tgv
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:05
2. essera
(
16/02/2009 09:38)
Dia mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe efa tena TROP TENA TROP ange no ataon'i RAVALOMANANA E.
Dia mba mety ve ny mbola hisosoanao hiditra vice-président FJKM ihany fa dia maninona no tianao hidirana daholo ny zavatra rehetra. Mba manaja tena e !!!
1) FJKM (vice président de la FJKM).
2) TIKO (produit laitier).
3) TIKO FARM (tout ce qui a trait à l’élevage et ses dérivés : veaux, vaches, cochons, couvées en plus de la collecte de lait qui a conduit à la ruine des centaines de petits producteurs en milieu rural).
4) FEED MILL (tout ce qui a trait à l’alimentation des animaux de ferme, particulièrement les provendes à base de maïs et manioc).
5) MAGRO (Magasin de gros).
6) ALMA (Asa Lalana Malagasy qui rafle tous les marchés juteux sans appel d’offres comme la réfection et routier)
7) CCM (CCM pour Compagnie de construction malgasy (bureau d’études de génie civil, construction de routes (encore !), de barrages…).
MBS radio et TV (Média).
9) Radio Mada (Média).
10) Radio Fahazavana (Média). .
11) Imprimerie Blueprint. (Imprimerie).
12) Imprimerie MBS. (Imprimerie).
13) I-MADA (Publicité et impression).
14) TIKO AIR (Société aérienne).
15) TIKO OIL (Huilerie).
16) MANA (Minoterie)
17) Shoprite (Grande surface - actionnaire majoritaire)
1 CARLTON - ex HILTON
19) COLBERT (Grand hotel - actionnaire à hauteur de 40%)
19) URBAN GRAPHIC ou NYR IMAGE (acolyte)
20) Secteur EXPORTATION :
21) Secteur MINIER
22) Somacodis, Sinpa, Sice. (les noms seulement sont obsolètes)
23) TIKO AGRI (collecte de tout ce qui se fait en matière de… matières premières. Un champ très vaste…)
24) Presse : Le QUOTIDIEN et NY VAOVAONTSIKA
25) TIKO GROUP BTP (spécialisé dans la fabrication de produits pour BPT comme les agglomérés, les buses, la vitrerie, la peinture bref tout quoi !).
26) Abbatoir

3. xxx
(
17/02/2009 11:05)
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"
"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)
"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)
"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.
Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!
de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......
Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!
---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"