NY ZAVATRA VITANY RA8 NANDRITRA NY 7 TAONA

1. ralalaina ( 16/02/2009 08:37)
Nahavita be teto @ firenena hono RA8 ireto avy izany
- Nanangadra ny olona tsy mitovy firehana aminy
- Mpanao didi jadona
- Nangalatra vola mpanjakana
- Nalainy daholo ny tsena rehetra eto m/car,ho an'izy mianakavy
- Nongadraina izay mpifanina ara- barotra @ tenay oh(3 freres menaka)
- Mpamono olona

Noho izany mijoro izahay vahoaka madinika hanala ireo fahotana be vitany ireo
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:10
2. tsinjo ( 16/02/2009 08:41)
hahahhahaha , ary vitan'i andry DJ nandritra ny 1taona ?? :-D :lol:
3. ralalaina ( 16/02/2009 08:53)
nahavita be izy raha tsy nosakanina sy nofinganina lava izao hita fa ho lasa lavitra ilay boay kila de ireny manao2 foana ireny RA8 mpamono olona
4. Andribe ( 16/02/2009 09:11)
Kay ny ahy kosa vitako anatin ny adin 1 reo sady ny ahy tonga de ny banky rehetra ataoko @ anarako daholo de tsimaintsy miera amiko vao mahazo mihinankanina sy mikaka :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
5. Noue ( 16/02/2009 09:22)
ny zavatra vitan'i TGV en 1 taona ?? DEGATS

aza hodiana tsy hita ny zavatra vitan'Ravalomanana eee ! ataovy koa ny comparaison nandrity ny firy taona nahateo an'ratsiraka ??? inona no mba vitany eee ??? tssssss
6. ralalaina ( 16/02/2009 09:27)
Andribe = aza mifoka rehefa tsy mahazaka fa sao de mitapy eo,ny lalana ihany no mba vita ndra8, aza adino koafa maro ny gay niha nahantra nony tonga teo @ fitondrana Ra8, mba hahirato kely zalahy ny saina a
7. xxx ( 16/02/2009 09:28)
raha tsy nofigampinganina teo amin'ny asany i tgv ,tokony nahavita zavtra betsaka! ary aza mi tssssss ôtran'menarana koa ry lenoue eh!!
8. essera ( 16/02/2009 09:37)
MBA SOKAFY NY MASO RY RETO A :

Dia mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe efa tena TROP TENA TROP ange no ataon'i RAVALOMANANA E.

Dia mba mety ve ny mbola hisosoanao hiditra vice-président FJKM ihany fa dia maninona no tianao hidirana daholo ny zavatra rehetra. Mba manaja tena e !!!

1) FJKM (vice président de la FJKM).
2) TIKO (produit laitier).
3) TIKO FARM (tout ce qui a trait à l’élevage et ses dérivés : veaux, vaches, cochons, couvées en plus de la collecte de lait qui a conduit à la ruine des centaines de petits producteurs en milieu rural).
4) FEED MILL (tout ce qui a trait à l’alimentation des animaux de ferme, particulièrement les provendes à base de maïs et manioc).
5) MAGRO (Magasin de gros).
6) ALMA (Asa Lalana Malagasy qui rafle tous les marchés juteux sans appel d’offres comme la réfection et routier)
7) CCM (CCM pour Compagnie de construction malgasy (bureau d’études de génie civil, construction de routes (encore !), de barrages…).
8) MBS radio et TV (Média).
9) Radio Mada (Média).
10) Radio Fahazavana (Média). .
11) Imprimerie Blueprint. (Imprimerie).
12) Imprimerie MBS. (Imprimerie).
13) I-MADA (Publicité et impression).
14) TIKO AIR (Société aérienne).
15) TIKO OIL (Huilerie).
16) MANA (Minoterie)
17) Shoprite (Grande surface - actionnaire majoritaire)
1 CARLTON - ex HILTON
19) COLBERT (Grand hotel - actionnaire à hauteur de 40%)
19) URBAN GRAPHIC ou NYR IMAGE (acolyte)
20) Secteur EXPORTATION :
21) Secteur MINIER
22) Somacodis, Sinpa, Sice. (les noms seulement sont obsolètes)
23) TIKO AGRI (collecte de tout ce qui se fait en matière de… matières premières. Un champ très vaste…)
24) Presse : Le QUOTIDIEN et NY VAOVAONTSIKA
25) TIKO GROUP BTP (spécialisé dans la fabrication de produits pour BPT comme les agglomérés, les buses, la vitrerie, la peinture bref tout quoi !).
26) Abbatoir
9. penguin ( 16/02/2009 09:40)
Nofingafinganina ahoana f'angah niteny ny TGVendrana hoe volam-panjakana no entiny hanasoavana an'Antananarivo fa tsy ny hebohebo no lasa aloha ka hoe Amboarina Antsonjobe ééé sns. Kay moa ka vao lany dé lasa nitady vola etsy sy aroa avy eo lazaina indray fa ny volam-panjakana tsy tafavoaka na koa tsy ampy no tsy ahafahana miasa.
LAZAO MIALOHA REHEFA HIROTSAKA HOE: HIASA AMIN'NY VOLAM-PANJAKANA AHO FA TSY NY ATOKO ITSY SY IRY.
10. ralalaina ( 16/02/2009 09:45)
mbola ao anatiny fiasana izay izao ry penguin,vao heritaona izay no lasa,efa nahavita nampanao cours maimampoina izahay ,fa ny fatahoranareo no tena betsaka any ka lasa ohatrany ireny olona mitapy ireny,io tsy maintsy halanay io RA8 MPAMONO OLONA IO RY PENGUIN A
11. xxx ( 16/02/2009 11:11)
ary iza @ mpanao vanille sy girofle no tsy mikolay @ zao tsy maintsy ny an'i Lalao Ra8 aloha no prioritaire vao mande ny an'ny olona,
toy izany koa ny litchi,
ze ambona quota tsy fenony zay vao mande ny an'olona hafa.
GIRAVY AN !!!
12. xxx ( 17/02/2009 11:10)
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"

"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)

"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)

"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)

Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.

Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.

Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!

de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......

Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!

---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008