Inona indray ny tetika manaraka eee

1. Noue ( 14/02/2009 13:40)
Le doute s’installe dans le camp d’Andry Rajoelina

io aloha dia efa niaraha-mahita fa tonga saina ny olona fa natao sorona eee!

16:00 - Andry Rajoelina peinerait à recruter au sein de son gouvernement de transition. Une source proche de son camp a déclaré l’existence d’une « réelle scission au sein même de son entourage ».

dia voatery niantso vonjy taty ivelany eeee

14:15 - Des “élites malgaches venant de l’étranger” vont venir pour faire partie du gouvernement de transition d’après Andry TGV.

dia hita zao fa tsy nahazo kil indray androany satria omaly dia efa zara fa nisy olona eee ! androany tena pire satria na dia estimation fotsiny aza tsy sahy havoaka eee !!
dia inona indray ny tetika ampiasaina androany eee ???

M. Rajoelina a confirmé hier sur RFO « détenir d’accords secrets (…) qu’il ne peut révéler ».

ahoana aza zany klet'ieeeee !! sady lazaina nefa tsy sahy milaza akory ????
novalian'i Noue ny 14/02/2009 17:27
2. zakilinina ( 14/02/2009 13:45)
Tsapan'ny olona fa risque be ny miditra ao amin'io fitondrana tsy tàn-dalàna io. Betsaka tokoa ny Malagasy mahari-boa-kena sy mandàla ny filaminana. Ao Mahamasina izy ireo no mivory androany.
3. andrywui ( 14/02/2009 13:45)
mangina elah ry Noue fa ts mahay ninoninnn akory fa petspetsana otran peroké fotsiny !! ny tetika manaraka de mazava be ry Noue fa sokafy tsara ny sofina !! mamakia tsara manko ny maso e !!! ny tetika manaraka dia 26janv bis !!! mazava amiin'ny Noue !! averina ndray ? 26janv bis !!! hi hi hi io Noue fa mangovitra be sahady nefa vao teny fotsiny zany !!! be ndray no hinainaina eto amzay fotoana zay !!! ratsy saina éé!! tsy matahotra an'A/tra éé!! mbola hanody ééé oié oié oié oié !!! .....hi hi hi,
4. salopard ( 14/02/2009 13:54)
efa in-telo niverina ity titre ity, JEREO ETSY AMBANY

ka ianao ve no anontanianao izany hoe: , manontany tena sa ?.....
5. ifiona ( 14/02/2009 13:57)
andrywui:

mangina elah ry Noue fa ts mahay ninoninnn akory fa petspetsana otran peroké fotsiny !! ny tetika manaraka de mazava be ry Noue fa sokafy tsara ny sofina !! mamakia tsara manko ny maso e !!! ny tetika manaraka dia 26janv bis !!! mazava amiin'ny Noue !! averina ndray ? 26janv bis !!! hi hi hi io Noue fa mangovitra be sahady nefa vao teny fotsiny zany !!! be ndray no hinainaina eto amzay fotoana zay !!! ratsy saina éé!! tsy matahotra an'A/tra éé!! mbola hanody ééé oié oié oié oié !!! .....hi hi hi,



hihhihih :-D :-D
6. lemenakely ( 14/02/2009 14:01)
salopard:

efa in-telo niverina ity titre ity, JEREO ETSY AMBANY

ka ianao ve no anontanianao izany hoe: , manontany tena sa ?.....



Aleo ho atao disque Goka eto e! Rehefa lany ny saphirn ilay tourne disque dia soloina tsilona taretra , tsy ahita Recharge satria ny Samkowa aza may!..
7. ralalaina ( 14/02/2009 14:04)
ra noue a diso donto loatra
8. zakilinina ( 14/02/2009 14:09)
Tena maika loatra ilay TGV ka tafintohina. Président de la hâte io boay kely !
9. andrywui ( 14/02/2009 14:09)
Noue nitsaingoka de lasa !!! ngah izy niabdry petsa teto akory fa harivariva any zao iny vao tonga eo hanomana ny rahalina ndray hi hi hi hihosona de hanadala tsisy hatoriana
10. Noue ( 14/02/2009 14:16)
salopard:
efa in-telo niverina ity titre ity, JEREO ETSY AMBANY
ary ity eee ??? dia manaova solomaso raha binocle eee ! dia mahaiaza mamaky tsara aza eeee !!

http://www.topmada.com/




11. andrywui ( 14/02/2009 14:21)
kay vy elah Noue tao iany yyy!!! noheveriko fa nanomana ny fivoahana rahalina !!! aza manadala ahy tson kosa Noue an !!!! aleo aho hatory fa ts kotabaina aminio mitarika rojovy eran'ny tokotaniko io !!
12. Noue ( 14/02/2009 14:32)
aza manapa =)) =)) =)) =)) oa ialahy aaaa :-D :-D :-D :-D :-D
13. andrywui ( 14/02/2009 14:37)
ahoana oa ry Noue fa manan eritreritra ny hamerina le 26janv iny zahay k'aona !!! vonona tsara nareo an !! ho averina tena bis mitsy iny 26janv iny fa be loatra le vavanareo ato indrindra fa elah io mitsy !! ka defa mihomana fa ahita zavabaovao tsy mbola fahita ry Noue !!! ho avy ndray zao le oe : ratsy saina éé tsy miertrertra ééé mbola hanody ééé !! fa tsy mainntsy ho atao iny fa be loatra le vava e!! ra tsy oe anga mifona amiko daholo nareo Tim reo de mety ho moitié 26janv no atao !! k'ahoana Noue ?? mangovitra sahady an?? mbola tsy androany ane zany e !! zay de lena sahady ny pataloha !!! ha ha ha ndeha soloy ty izy fa tssssssss!!!!
14. Noue ( 14/02/2009 14:42)
hélas leisy aaa ! ny olona nataonareo sorona efa tonga saina eee ! tsy ho azonareo @ zany tsony zareo eee !!!

eh wiwiwi aaaa ! tairo leisy ny sary sy ny chiffres androany aaa !! :-D :-D :-D
15. ralalaina ( 14/02/2009 14:57)
ela ra noue no nanao sorana mamono olona eto @ tanana,mila ra @ pacte @ devoly tsy ho ela de hiradanoa io fitondrana feno ra io e
16. kidoropamba ( 14/02/2009 15:30)
Izao ny zava misy t@ gadran-dravalomanana rehefa vehivavy: Pehan'ny gadra lahy miisa 25 isan'andro ilay vehivavy ka mitomany fa tsy misy mandraharaha. Be kibo dia esorina. Pehany ihany indray ka ireny bandy avy ao antanimora sy any tsiafaha ireny no asaina mirevy azy ireo. Ny asabotsy mantsy dia 80 eo ho eo ireto milahatra @ ilay sipa nogadraina. De andefasana dokotera dia rahampitso dia pehandry zalahy indray.

Ravalomanana no nanao an'io. Io no hitondrana azy any @ TPI sy CPI.

KA MITANDREMA IHANY NAREO ANDRIAMBAVILANITRA FA MIRANGARANAGA NY VALIFATY ANY KA RAHA LASA ANY AMPOONJA NAREO DIA TADIDIO FA "VAVAKA" ihany sisa no azonay atao. hin!hin!hin!hin!

MIALA HOA ELA RAVALO FA TENA MPAMONO OLONA E
17. Noue ( 14/02/2009 16:05)
kidoropamba:

Izao ny zava misy t@ gadran-dravalomanana rehefa vehivavy: Pehan'ny gadra lahy miisa 25 isan'andro ilay vehivavy ka mitomany fa tsy misy mandraharaha. Be kibo dia esorina. Pehany ihany indray ka ireny bandy avy ao antanimora sy any tsiafaha ireny no asaina mirevy azy ireo. Ny asabotsy mantsy dia 80 eo ho eo ireto milahatra @ ilay sipa nogadraina. De andefasana dokotera dia rahampitso dia pehandry zalahy indray.
fa inona aza ity eee ???? misy dia efa tso ao intsony ve eee ??? sa tsy nahazo kil androany dia rediredy tahakizao sisa no atao ee ,???


18. Noue ( 14/02/2009 16:06)
ralalaina:

ela ra noue no nanao sorana mamono olona eto @ tanana,mila ra @ pacte @ devoly tsy ho ela de hiradanoa io fitondrana feno ra io e
tairo oa ny chiffres sy ny sary dia aoka ny tantara no hitsara eeee


19. belaza ( 14/02/2009 17:24)
tena misy mirediredy koa ato a fanipanina tsy nahazo kil teny aminy 13mai teny de miboredika, nefa lehilahy lehibe ny tena tsy menatra
20. Noue ( 14/02/2009 17:27)
dia mbola ni-insiste ihany androany nolazaina t@ olona oe


13:00 - Andry Rajoelina a réaffirmé hier avoir été appelé « Monsieur le Président » par le ministre français à la coopération Alain Joyandet malgré le démenti de l’ambassade de France tena mangetaheta mafy mahintsiny ve ho hantsohina oe mésié lé prézidà eee ???? :^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1402