Fanontaniana mipetraka ho an ny GVT LEGAL?...

1. xxx ( 14/02/2009 12:27)
Mahafeno ny kianjan ny MAHAMASINA,milàza azy mbola ara-dalàna ,....Nefa ny tsy ara-dalàna etsy ankilany aza TSY VOAFEHY !mandrak izao ...

Dia mipetraka ny fanontaniana : ho atao sorona firy volana , firy taona indray izany ity fiainan ny olona ity?

Tsy aleo ve manaja tena raha toa ka TSY ZAKA ny mifehy ny ara-dalàna ? dia idiran ny hafa fa MIBODO SEHATRA fotsiny?
Maro ny tsy mana-tsiny sy mizàka izao... :?:
2. xxx ( 14/02/2009 12:40)
fa ho fehezina atao ahoana? tsy izany ny demokrasia ra xxl a, mijanona hoazy ireo rehefa lany lainga e, tsy hitanao angaha ny olona teny androany? azo isaina aminy ratsantanana, ny minisitra andalambe tendrena ihany nefa na ny trano fanaovana maloto eo analakely ary tsy azony akory mba hiasany, de aiza ireo no hiasa, ny ani monja aloha d sady biraony iny l200 iny no fiarany, ny aningahy filoha(mdr hihihihi) indray de ao aminy viva ny biraony ary avy ao no manome baiko mapandroba izy, mampihomehy be, tena tonga amilay fiteny hoe "N y adalan'ny olona hiomehezana fa ny adalan'ny tena vao maika mampihomehy" hihihi!!.

3. marozevo ( 14/02/2009 12:45)
Ho an'i TGV izany io fanontaniana apetrakao io ?
Andrasana izany ny valiny. Ô ry Ngahy TGV sy ny mpanohana azy ô, misy manontany ianareo : Hataonareo sorona firy volana sy firy taona indray hono izahay e ?
Eo ianareo mpanohana azy hamaly io fanontanian'ny namana io.
4. belaza ( 14/02/2009 12:55)
tena tsy vaofehiny mpitarika marina ny eo aminy 13 mai an, tsy aleo mrina ve mba pitarika mahafehy vahoaka no mitarika fa manjary matimati aminy tainy fotsiny ny vahoaka!
5. Mirananirina ( 14/02/2009 13:04)
Atao sorona mandrakizay e,maninona raha maka zanak'ondry be dia be atao sorona???????
6. xxx ( 14/02/2009 13:51)
marozevo:

Ho an'i TGV izany io fanontaniana apetrakao io ?
Andrasana izany ny valiny. Ô ry Ngahy TGV sy ny mpanohana azy ô, misy manontany ianareo : Hataonareo sorona firy volana sy firy taona indray hono izahay e ?
Eo ianareo mpanohana azy hamaly io fanontanian'ny namana io.


Ravalomanana no hita- poko re- pirenena fa legal e!Ry TGV no atao hoe rebelle sy tsy ara- dalana...

Ny zava- mahagaga dia n'ahoana no tsy voafehin ny milaza azy ho ara- dalana ny mpikomy?
7. andrywui ( 14/02/2009 14:32)
iMarozevo ko de manaradrenirano fotsiny eo leee!!! fa ra tena be vava aza elaisany ireo maninnn ra avern kely vetivety la 26janv de hohita ndray le finainainanareo ato mapalaelo be reny ee!! mbola hanody éé mbola hisy valiny zao ééé Andriamanitra amhita ééé....ka ra mbola misy be vava be eo de tena ho avern mits le 26janv ka !! zay zao no mety amnareo reo !! fa ze olona kely notaterna tatsy sy taroa no mampitagataga be tsisy otrzany andry le reto ato !!!
8. kidoropamba ( 14/02/2009 15:35)
15 ANDRO NO OMENA AN'INGAY RAVALON-DOZA MANGORONENTANA SY MIALA AN'I MADAGASIKARA.

TSY MILA AN-DRAJEVA, TSY MILKA ANDRIVOHASINA, TSY MILA AN'I MOXE, TSY MILA AN'I HAJA SY NY FORONGONY.....

MIALA TEOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOO!

9. kotobekibo ( 14/02/2009 23:41)
Lohateny : Re : Fanontaniana mipetraka ho an ny GVT LEGAL?...

Ô ry zareo a!
aza avadibadika ireo lettres fa miova b anie ny dikany e! GVT hoe ?
@ maro manko d toy izao :

GVT : Gasy Vao Tonga
TGV : Train à Grande Vitesse na koa i Andry
GTV : Gasy Tia Vetaveta ( blog-n'i Malalatiana )

=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7064