madagate sy assidu de madagascar
1. xxx
(
13/02/2009 20:15)
gaga aho raha mba namaky an'ireto gazety ireto roa ireto ny fomba fijeriny ry zareo ny zava mitranga any mada,asa hoe mba nianatra nanao deontologie ny fanaovana gazety ve sa dia propagandy trotra izao,milaza zavatra tsy marina sy lainga be .Hafa ihany serasera
novalian'i maronibe2 ny 14/02/2009 08:22
2. Noue
(
13/02/2009 20:20)
ka azy tsinona io koooo :{ :{ :{ zao tsy sahy namoaka sary androany akory ! misy ihany fa olona akaiky no navoaka , ary toa tsisy chiffres oe firy ny olona tonga tany eee ?????
3. fijo
(
13/02/2009 20:20)
ka ireo no fitaovan'i andry aty ivelany,dia hitanao amin'izao fa zavatra lainga fotsiny no lazaina sy haparitaka,ary izay no tsy ahazoany olona intsony.jereo fa tsy sahy manisy forum ireo.
4. xxx
(
13/02/2009 20:23)
fetsy ry lerony fa tsy sahiny asiana forhum ao si son tototry ny fanontaniana
5. Noue
(
13/02/2009 20:23)
ka zay anie oa eee ! nihiratra ny mason'ny olona ary tonga saina ry zareo fa natao sorona fotsiny tssss
6. fijo
(
13/02/2009 20:25)
ary ireo dia tsy mahazaka tsikera.to any radio viva ao mada ihany.vao misy mitsikera ao dia tapahany le antso.
mitaky demokrasia,nefa tsy sahy mihatrika demokrasia.de inona no tena takiana izany???
mitaky demokrasia,nefa tsy sahy mihatrika demokrasia.de inona no tena takiana izany???
7. xxx
(
13/02/2009 20:33)
io le democratie ny be sandry,ny azy ihany no marina.Jereo tgv hita hoe ny vahoaka efa tsy raitra aminy intsony tokony hajanony @ izay io fitiavantseza diso tafahoatra io,na hoe mitady sauvena ny honeur fotsiny aza ,izao tsy misy fa dia nosy lava no miandry aza
9. fijo
(
13/02/2009 20:40)
mbola manantena ny frantsay izy ka.
dia iny efa noforoniny iny fa hoe "notambazana vola hono izy hiala ao mada",ny tena marina dia efa mitady fika hialana ao izy,
ny comptable ny injet,dia niresaka taminay ary gag ahoe tsy mbola nanao toa izao i andry,fa efa napetrapetrany daholo ny zavatra rehetra raha tsy eo izy.???
dia iny efa noforoniny iny fa hoe "notambazana vola hono izy hiala ao mada",ny tena marina dia efa mitady fika hialana ao izy,
ny comptable ny injet,dia niresaka taminay ary gag ahoe tsy mbola nanao toa izao i andry,fa efa napetrapetrany daholo ny zavatra rehetra raha tsy eo izy.???
11. xxx
(
13/02/2009 20:55)
aza omena tsiny madacon non madagate,sy assidu ,ry ratsirakiste no tena tohana'ireny saingy tsy sahy miseho direct,malahelo ny aferafera vita teo taloha dia mba manimanina indray e
12. fijo
(
13/02/2009 21:06)
efa araky ny vahoak ade tsy mety e,vao nahita ny vahoak afa roland ratsirak ano tena miseho lany dia iny koa ny vahoak afa tsy tazana
13. xxx
(
13/02/2009 21:15)
Ny ratsirakiste ve , efa leo an'izany anarana izany ny gasy,eny fa na dia mbola maro aza ny cotier mankasitraka azy,dia izay ny but tgv mba hizarazarana ny eto iarivo mba tsy hifidianany tim intsony.Inona no rarahiny tgv izay ho lasa president any ny mission efa mazava tsara hoany olona misaina
14. xxx
(
13/02/2009 21:36)
taony namana amantsakaiza ho eny mahamasina manao st valentin miaraka ra8 e,aleo tgv sy be orenge ho deprimé irery miaraka ny sareraka ao miaraka amin'ireo tapaporohona sisa tsy may teny @ magro sy rnm e
15. Andribe
(
13/02/2009 22:17)
ao zao misy sipa mande single sady mitadt bandy 8) 8) 8) tonde valantine tampoka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D indray mandalo =)) =)) =)) =))
17. xxx
(
14/02/2009 00:13)
vao eo aho no namaky assidu sy madagate dia hoe niakatra avo 3 heny noho ny mahazatra ny olona teny @ 13mai ny 13fevrier nefa ny midi manambara hoe nihena be,dia tsy hay intsony iza no mba milaza au moins manakaiky ny marina :lol: :lol: :lol:
18. fijo
(
14/02/2009 00:21)
de jereo koa ny sary asehon'ny madagate ny teny mahamasina,de jereo ny sary nalefan'ny gazety haf arehetra,dia ianoa no mahalala izay milaza ny marina.
19. Oay
(
14/02/2009 07:26)
Noue:
ka zay anie oa eee ! nihiratra ny mason'ny olona ary tonga saina ry zareo fa natao sorona fotsiny tssss
Ary Noue kosa alou d mahita hevitra mihintsy hi-dénouer-na an'ilay zava-misy é! sady mahay manararaotra @ zava-misy, hita izao fa tsy ampy ny sorona d nararaotina ny fandehanan'ny vahoaka nankeny Ambotsirohitra d tonga d notifirina teny @ tapany ambony ny olona amin'izay mipotsitra tsara ny rà.
Mila azavaina kely iny teny Ambotsirohitra iny an! Raha ara-politika raha nandingana ny zone rouge ny olona teny d tokony nanaraka ny procédure rehetra ny filou ka ny zavatra farany atao d ny mitifitra tongotra fa tsy loha.
Fa satria moa ity filou ity milaza fa mino sy manaja an'Andriamanitra d tokony nanaja ny didy folo izy manao hoe "AZA MAMONO OLONA" NE TUER POINT.
Ho an'ny Andry Rajoelina d ny lalana mety afaka manameloka anazy hoe nitondra ny olona nanao fahadisona ( induire à l'erreur) fa tsy nibaiko ny hamonoana izy.Mahaiza mamakafaka fa hotsaraina amintsika anie é ny fanohanantsika ny tsy marina é!
20. maronibe2
(
14/02/2009 08:22)
Oay tena Oainina be ianao izany fa toa miteniteny foana (induire a l'erreur) olona hanonga mpanjakana ve ,hihevitra hitondra fanjakana vé dia tsy ahalala lalàna ,dia heverinao fa tsy reponsable ny nahafaty ireo olona ireo? ny filazany fa izy no mitantana ny raharaham-pirenena (tgv io dia midika ry Oay fa baikony ny fangalana ny lapa-panjakana),ka noho izany dia tompon'andraikitra voalohany izy (ingahy TGV io)ary tsy ny filou no nanome baiko ny mpiambina hitifitra fa ny lalàna mifehy ireny toeram-panjakana ireny ,dia mazava ary fantatrin'ny mpitary tolona tsara,