Rehefa tsy hanaiky tgv dia ahoana

1. xxx ( 13/02/2009 11:38)
TGV sans frein ,aiza no hiafarany e
EFA HITA FA TSY MAHAZO KIL INTSONY EO @ 13MAI
NATAO SORONA NY OLONA MBOLA TSY NIDEMARE IHANY NY TOLONA
LAZAINA FA HOAVY I ROSSY MBOLA VITSY IHANY
APETRAKA NY MINISITRA MBOLA TSY TAFA IHANY E
AHOANA IHANY IZY ITY,TOA NY TIM INDRAY NO BETSAKA MAMORY OLONA TETSY MAHAMASINA;
NA I TGV EN PERSONE AZA TSY FANTANY INTSONY IZAY HOLAZINA EO @ 13MAI FA LASA ROUTINE SISA
2. Razouzou ( 13/02/2009 11:45)
:-D :-D izay le hoe tsipakiny mial'aina. Za mino fa hanao asile politika koa ra TGV toa an dry ratisraka de hitsoaka fa hoainina :oops: :oops: .
Tanora Gisa Vita ny anareo :-D :-D
3. xxx ( 13/02/2009 11:56)
Moramora ty vava he,
Nareo ange ka tsy omby ao anaty Air Force one reefa hitsoaka eo Le8 e, hein. :-D :-D
4. Razouzou ( 13/02/2009 11:59)
hoy i xxx:Moramora ty vava he,
Nareo ange ka tsy omby ao anaty Air Force one reefa hitsoaka eo Le8 e, hein.


hoy izaho milaza aminao hoe Tena Gisa Vita ny anao
5. tsinjo ( 13/02/2009 12:05)
xxx:
Lohateny : Rehefa tsy hanaiky tgv dia ahoana
:-D

de miafina ohatra io ataon'i ngahy io refa tsy manaiky kou so de tratran'ny ohatra izao
xxx2:
Moramora ty vava he,
Nareo ange ka tsy omby ao anaty Air Force one reefa hitsoaka eo Le8 e, hein.
io mantsy tena talentanjareo mitsy , de refa mbola tsy milefitra tounde vaky trano sy doro trano a :-D :-D
6. xxx ( 13/02/2009 12:08)
Razouzou > Efa tsy zaka le zavatra de mipetraha tsara fa tsy miteniteny foana eo

Marina nge izany e, ny vady aman-janany sy ny vinantony ihany no omby ao , de enao ho aiza?
Eo enao ho raisina eo!!!!!!!!!!!!!!
7. xxx ( 13/02/2009 12:11)
ENY @ 13 MAY NY FOTOANA RAPITSO AN, ANY ISIKA MANO VALENTIN.
8. Razouzou ( 13/02/2009 12:13)
Ary mahafinaritra mihintsy ny mifampiresaka amin'i xxx izany ee!
fa mba valio aho hoe inona ny alahelony xxx amin' ilay force one :?: sa de masturbateur intelectuel fotsiny :?: :?: :?: :?:
9. kidoropamba ( 13/02/2009 12:52)
MITOMBO INDRAY NY MINISTRA RAHAMPITSO EO @ 13MAI E.

MILA TAPAHANA NY SOFINA HAVIA AN'ITY RAVALON-DOZA ITY FA TENA TSY MISY ILANA AZY DIA ALEFA ANY @ TPI IZY MIARAKA AMINDRY CHARLES TAYLOR SATRIA SAMY NOFOFO NY AIN'NY VAHOAKANY.
10. andrywui ( 13/02/2009 12:54)
Razouzou tsy zaho alou le xxx an !! sao de za ndray no ampihinanlah eo !! fa mba hiteny kely aho !! Resak'isika mtsam iany ty an!! ataoko moramora : Razouzou ve tsy nifoka maina androany ? talohan'ny hiditra teto ?
11. Razouzou ( 13/02/2009 13:01)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D inona moa lesy no idirany maina am zany sa tsika sy ialahy no efa niara nifoka :wink: hanihany io . Fanontaniana tsotra ary mila valiny no takiako dia ny hoe inona ny alahelon'i xxx an le force one :?: :?: :?:
12. zama91 ( 13/02/2009 13:07)
Razouzou:

hoy i xxx:Moramora ty vava he,
Nareo ange ka tsy omby ao anaty Air Force one reefa hitsoaka eo Le8 e, hein.


hoy izaho milaza aminao hoe Tena Gisa Vita ny anao

ka raha tsy tany tsy misy fanjakana ko,vao ranopotaka dia efa manonja vao maika ranomasina asa fotsiny,
13. andrywui ( 13/02/2009 13:23)
Ny malagasy de efa nahazo tarazo ratsy avy amin'ny razatsika tratry ny fanandevozan'ny vazah taloha de zatra an'io manaiky be fahatany io !!
---efa tsy ampy faha 10 ny volana diavina akory de lany ny karama 1volana ,de manaiky ihany
---akarina avobe efa mila ho atsasakarama ny impots de manaiky foana
---essence 20litres no mba azon'ny karama 1volana de mbola ekena foana !
---zara raha mahatafiditra mianatra ny ankizy mianatra isantaona ny vola de manaiky e!!
---mandry fotsy sy tsy mahita ho arapaka lava ny 80% isanjaton'ny Malagasy de mbola ....
---vingavingaina sy atao teny maharary ry vahoakan'Antananarivo ,de mbola ...
de oviana zany vao tsy hanaiky intsony fa efa mihoatra ny mety ?? d'efa ho tara loatra ndray anefa vao ho tonga saina !! nefa efa fotoana mety izao hanamboarana sy hanitsiana ze tsy nety nataon'ny teo aloha !! tsy hoe tena mahavita azy akory ny TGV fa kosa rehefa mba vitany ny mamaha na aĆ¹mphany fotsiny ihany aza amin'ny filana fototra ilain'ny Malagasy de efa mba afaka misento ny isambatan'olona !!! fa ra tsy vitan'ny TGV koa izay de tsara aminy ko ny mijanona dieny izao satri a ny tombotsoa ho an'ny Malagasy rehetra no hiadivana eto !!!!
14. donna198588 ( 13/02/2009 14:42)
Ela ngah ry XXX ahenjika TGV rehefa ahazo seza i ANDRY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1675