Inona marina ary no tsy mampandroso ny gasy e?

1. lemenakely ( 12/02/2009 22:12)
49 taona nahaleo tena !!! Toa tsy mandroso fa mihemotra , mihemotra ...

Inona avy ireo antony ?


Raha jerena toa hita taratra ato @ mpiserasera ny ankabeazany!...


:roll:
novalian'i sitlo ny 13/02/2009 14:12
2. Andribe ( 12/02/2009 22:28)
efa nahita gay nandroso aho fa niemotra indray otran ny lelonjaza toa i lemenakely no anarany satria nihemotra izy mitazana ny gay eryyyyyyyyyyyy aloha ery fa nandroso de izay no mampiemotra ny asy satria nisy niemotra nitazana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ^:^ ^:^
3. ndenn ( 13/02/2009 01:46)
lemenakely:

49 taona nahaleo tena !!! Toa tsy mandroso fa mihemotra , mihemotra ...

Inona avy ireo antony ?


Raha jerena toa hita taratra ato @ mpiserasera ny ankabeazany!...


:roll:

Trop hypotendus manus !

4. lemenakely ( 13/02/2009 01:57)
Andribe:

efa nahita gay nandroso aho fa niemotra indray otran ny lelonjaza toa i lemenakely no anarany satria nihemotra izy mitazana ny gay eryyyyyyyyyyyy aloha ery fa nandroso de izay no mampiemotra ny asy satria nisy niemotra nitazana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ^:^ ^:^



Atombohy @ fahaizana manoratra tsara aloha satria gay: homo ny dikany , asy: mangasihasy sa izay ilay hoe ny gasy mangasihasy?..
5. ndenn ( 13/02/2009 02:18)
Tsy misy hidiran' ny fahagaigana izany lemenakely a ,question de clairvoyance ,envers soi même . T@ ny fiarahamonina fahiny dia efa naseho fa misy foana ny pre- dominance malus (conception française actuellement ) ny @ tokony hisian' ny fitondrana jadona eken' ny be sy ny maro ,ary amiko dia marina @ 50% n'ny izany .Coté + na coté- tsy dia ioriranako firy , resaka manipulation psychologique ,efa mpandraharaha aho ny @io .Tsy tiako ny olona catégoriques eo @ apprehensions sy aquisitions ary jugements .Raha mila valiny @ fanontanianao ianao dia ataovy hoe ,efa hita fotsiny , hatr'izay naha tany ny tany .
6. Belle ( 13/02/2009 03:13)
49 taona nahaleo tena !!! Toa tsy mandroso fa mihemotra , mihemotra ...
Inona avy ireo antony ?
Raha jerena toa hita taratra ato @ mpiserasera ny ankabeazany!...

lemenakely:
Tena marina ny voalazanao satria raha nanaraka ny dinika eto aho, hatramin'ny faran'ny janoary no mankatY nisian'ny disadisa teto amin'ny firenena, dia tsy nanao hafa tsy ny nifandrangitra sy nifanasa vangy ireo mpandray anjara mavitrika rehetra amin'ny paolitika eto.

Io fandraisana anjara io nefa dia tsy misy votoatiny mihitsy fa mifanaraby sy mifanambany hatrany fotsiny ihany. Ka mahagaga ve raha toy izao ny firenena? Samy milaza tena ho mahay amin'ny fifamaliana nefa tsy mahay mifanohana sy mifanoro hevitra. Ampiadian'ireo be vozona ireo an-trano fotsiny satria maivan-doha tsy mijery lavitra noho ny orony fa olona rainihambo sy tsy misy fandeferana. Saino tsara anie fa mbola ratsy noho ny ataon'ireo karamaina omena vola aza ny mitranga eto e! Ny azy mba misy karama, fa ny eto dia fifandrafiana maimaim-poana!!!

Mifototra amin'ny zavatra madinika betsaka, toy ny fiseraserana eto, no iantombohan'ny fampandrosoam-pirenena. Adidin'ny daholobe io, amin'ny lafiny rehetra, ka nahoana no tsy atambatra ny hery sy ny hevitra mba hahitana izay lala-kombana? Raha mbola ny toe-tsaina hita eto nefa no mitohy, ka ireo mpiresaka voalaza eto ireo no antenaina, dia hiandry ny akoho haniry nify (raha hisy izany) vao handroso isika.
7. lemenakely ( 13/02/2009 03:54)
Hoy ny fitenin ny Ntaolo hoe Ny omby indray mandry aza tsy indray mifoha e...Ary kapakapa vorombe sima,mijereva tena vao manenitr olona...



Misy olona ato tena rehefa tsy ny eritreriny dia tsy izy izay ..Ary manangambovona mihintsy

Ao koa ny tena manana hevitra tsara ary mitombona ny zavatra lazainy

Ao ny mpandrangitra sy manao izay hampatezitra ary manome fanafitohinana ny hafa fotsiny(maro izy ity)

Ao ny mpampiady olona

Ao ny misaina toy ny zaza

Ao ny gasy eto antoerana ao ny any ivelany

Sns....
8. lemenakely ( 13/02/2009 04:07)
ndenn:

Tsy misy hidiran' ny fahagaigana izany lemenakely a ,question de clairvoyance ,envers soi même . T@ ny fiarahamonina fahiny dia efa naseho fa misy foana ny pre- dominance malus (conception française actuellement ) ny @ tokony hisian' ny fitondrana jadona eken' ny be sy ny maro ,ary amiko dia marina @ 50% n'ny izany .Coté + na coté- tsy dia ioriranako firy , resaka manipulation psychologique ,efa mpandraharaha aho ny @io .Tsy tiako ny olona catégoriques eo @ apprehensions sy aquisitions ary jugements .Raha mila valiny @ fanontanianao ianao dia ataovy hoe ,efa hita fotsiny , hatr'izay naha tany ny tany .


Eny e marina ny lazainao fa ny olana dia misy mi exagérer loatra io karazan olona catégoriques lazainao io!


9. ikaretsaka ( 13/02/2009 06:27)
Amiko ny tsy mampandroso ny gasy dia toe-tsaina aloha voalohany indrindra! tiantsika ilay hoe ny an-ny tena tsy maintsy milay foana nohon'ny an-'ny an'ny hafa, ka raha tsy vita ny mampilay ny an'ny tena nohon'ny an'ny hafa dia ny resaka ankigafy sy fialonana... mosavy, ankasoparana no lasa atao sy heverina ho vahaolana

efa nentiko teto le anecdote hoe ny an'ny gasy matetika raha misy iray nahavokatra ny sahany ka nivarotra ny ambim-bavany , ka manana scoubidou ny tantsaha iray ohatra, ka misy koa tantsaha iray hafa namokatra bebe kokoa nividy kiranil ka tsy matin'ilay nanana scoubidou lolo ilay kiranil dia tsy ny handeha hamokatra bebe kokoa mba hahazoana ambim-bava hahafahana mividy kiraro na kapa milay noho ilay kiranil no ao an-dohan'ilay nanana scoubidou voalohany, fa ny hamotika sy higafy ilay manana kiranil, (gafiana ny lalana handehanany ohatra mba ho tapaka haingana ny kiranil, amosaviana izy mba hivonto ny tongony ka tsy ho afaka hanao ny kiranil intsony le 1...)

io ory hava manana io amiko no tena olana, amiko raha tsy maty lolo ilay nanao tsaratsara kokoa nohon'ny an'ny tena dia tsy ny famotehana azy no vahaolana fa ny fanaovana tsaratsara kokoa noho iny, dia raha manana ambom-po ilay 1 dia manao tsaratsara kokoa ..de mitohy ihany ny fifaninanana, mitondra any @ famokarana, ary mitondra any @ fandrosoana
10. heidi ( 13/02/2009 06:36)
lemenakely:

49 taona nahaleo tena !!! Toa tsy mandroso fa mihemotra , mihemotra ...

Inona avy ireo antony ?


Raha jerena toa hita taratra ato @ mpiserasera ny ankabeazany!...


:roll:



:-D

ALEO IHANY NIJANONA ho frantsay e! :°) otrzay mba lasa lavitrea
11. ikaretsaka ( 13/02/2009 06:42)
heidi> amiko ko any fiainana tsy vitan'ny "naleo ihany"
ny realite no jerevana fa tsy ny "misentsetra eo"

Tsy ny fisentoana hoe naleo ihany aho tsy nitapaka na hoe naleo ihany aho virja akory no mampiova inona.. rehefa efa voafora sy tsary virja tsony ianao.. fa ny fiainanao tsara ny fiainanao @ io stage vaovao maha voafora sy tsray maha virja anao intsony io!
12. penguin ( 13/02/2009 06:52)
TSY MANDROSO MADAGASIKARA SATRIA NY TOTONONDRY BORY MAHATAFIDITRA ARY HAMPANJAKANA. Ny fifaninanana nefa iraisam-pirenena ka izay taraiky hitan'ny havany eo. Gasy samy Gasy anaty Madagasikara ka izay maharesy ao na ara-dàlana na tsia dia hobiana ao anatiny ao.
13. ikaretsaka ( 13/02/2009 06:58)
aza misy miteniteny :-D
14. penguin ( 13/02/2009 07:04)
Inona no miteniteny foana fa na ny avy ministra, na ny nahavita fiofanana sy fianarana ambony avy ivelany aza mankatoa ny totonondry bory ary mampiasa io ahazoana ny tiana ho azo koa i Madagasikara ahoana no handroso amin'ny ahoana. Ny tanora vao hisandratra aza efa hampianarina azy dieny izao hoe izay alehany any alehany fa tairo fotsiny.
15. xxx ( 13/02/2009 08:05)
na aona na aona, ny tsy mampandroso an'i Madagasikara de tsotra ihany, TIA TENA NY MPITONDRA.

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.

zao de lazaina ndray, fa tokony hovaina ny contsitution. efa impiry moa zay no novaina é? repoblika fahatelo zao sika, efa intelo sa impiry zay no nokitihina io. aiza nefa ny fiovana eo?

efa nolazaina foana fa, na t@zao fitondrana zao, na t@ fitondrana teo aloha, raha vao misy fihetsehana ataon'ny mpanohitra, de ny valiny oé, "aleo hiasa ny fitondrana fa aza kotabaisina". zao ary moa de sahin'i Ranjeva Marcel fa mitovy @ tany grece hono ny zava-misy @zao fotoana. tsy azoko. ny fampandrosoana ngà moa misy oé, ny any abanivohitra sy ny aty andrenivohitra? tsy tokony hitovy V? samy mahazo ny azy?

na ho inn na ho inn vokatry ny fifampidinihan'ny 2tonta eo. na hikitika constitution, na hisy gouvernement firaisam-pirenena. zao ihany:

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.
16. lemenakely ( 13/02/2009 08:24)
Ao koa ny mpanao tondraka anio manan- jara e...Na andevolahy nahita fotsimbary ka ny arotsahy ihany

Raha mikarama 350.000fmg , laniana isotroana toaka miaraka @ namana ny 300.000fmg , 50.000sisa tonga ao antrano ho an ny vady aman- janaka

Hadisoan ny mpitondra ve izany?

Nefa ny mpivaro- mangahazo lasa nahatsangana épicerie : ialonana !...
17. penguin ( 13/02/2009 08:55)
Izay le izy ary rehefa terena hoe ny mpitondra no mahatonga izay dia tehafana koa inona moa ? Rehefa bevohoka ny vady ary mitombo ny isan'ny zanaka nefa ny tena tsy manana asa milamina dia ny mpitondra no mampahantra ary soloina ny mpitondra dia manana haingana. Sady soloina TGV dia vao mainka fainganabe dia hanana koa. Izay le izy na faly ianao na hibotsina dia eo miverina eo ihany ny fanontaniana ery ambony.
18. andrywui ( 13/02/2009 10:06)
Penguin !! tsy asa no olana fa rehefa kamo izy de azy ny azy !! fa ny valinkasasarana !! (ny karama) mihitsy no ataon'ny mpitondra fa zara ra misy !!! (28euro ve) ka na hiffofotra mafy andro amanalina aza ny olona iray de tonga amin teninanreo oe ny teo ihany no eo !! afaka ovaina ane io fomba fitondrana ny vahoak io rehefa tsy tafavoaka fa ambany be sy tsy mahita ho arapaka foana ny olona e!! Tsy mahay aho fa raha ny hitako de azo hatao tsara ny mampihena ny fananampanjakana fa ny vahoaka no hasoavina !! fa tsy ny fanjakana manankarena sy mitanisa chiffres amin'ny firenendehibe nefa ny vahoaka entiny faraidiny !!! ary tsy misy mampihatra anio méthode iray io mihitsy ry zalahy satri somary mihena ny voninahitra aminio !! izany hoe ny olona malhonnete no tratranio saina io!! malaelo sao de hiadana eo ireo Malagasy ireo raha ampihariko io !! fa ny firenena maro efa be no manondrotra ny vahoaka ao aminy !!
19. sitlo ( 13/02/2009 14:12)
Belle> Ny saonjo iray lohasaha hono tsy indray mifoha eh, ary ny omby indray mandry tsy ilaozan'izay hamararara.


lemenakely> be dia be tsy tambo isaina ny tsy mampandroso ny gasy raha ny fahitako azy. Fa ny lesona noraisiko tamin'ito raharaha ito dia ny faminganana avy amin'ny vahiny raha sendra tafatsangana, ary tsindry hazo lena rehefa middaraboka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0917