Aza misy miteniteny ....

1. naughtyboy ( 12/02/2009 17:19)
lisany fotsiny nge no reraka eo fa reto aza efa vita soratra sy fatomaty ko
http://by114w.bay114.mail.live.com/att/GetAttachment.aspx?tnail=0&messageId=cd71aebb-5cfa-48f0-835d-638add36356c&Aux=4|0|8CB5B2F0BAF1220| :-P efa nalefako tatsy @ hatsikana fa en differée fotsiny eto :-D :-D :-D
2. Noue ( 12/02/2009 17:20)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. Noue ( 12/02/2009 17:21)
hitsako tsy misy eo ! hitsako tsy misy eooooooo :-D :-D :-D :-D :-D
4. naughtyboy ( 12/02/2009 17:21)
ary refa miteraka ireo de atao oe penguin ny lahimatoa,ary noue ny vavimatoa
sambatsambatsa @ zay ny fianakams e :-D ;-)
5. andrywui ( 12/02/2009 17:29)
olona mbola marary sy malezolezon'ny tazo omaly ireo ko defa hanianianreo !! reo ary mbola mitsabo tena daholo zao !! manao supo tsi11 izy telahy zao 4 isanolona no asisika isaky ny adiny 1 !!!!
6. xxx ( 12/02/2009 17:34)
ary zah tsy mahita ninoninona fa mila mi se connecte @ msn hono de nefa refa mi se connecte de tsisy lilil
7. kelly13 ( 12/02/2009 17:46)
za kou ry xxx
8. Noue ( 12/02/2009 17:57)
avy nitsako tsy misy tany ho any indray wiwiwi aaaa =)) =)) =)) =)) =))
9. fijo ( 12/02/2009 20:30)
aiza ry kely terezy an,mivanitika ato koa an
10. naughtyboy ( 13/02/2009 03:38)
andramo http://by114w.bay114.mail.live.com/att/GetAttachment.aspx?tnail=0&messageId=cd71aebb-5cfa-48f0-835d-638add36356c&Aux=4|0|8CB5B2F0BAF1220|
oe kelly sy xxx
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0641