Raha hifidy ihany tsy aleo ve AVI

1. xxx ( 12/02/2009 15:52)
Tena tsaroako tampoka kay fa tamin'ny 1er mandat an'i Marc Ravalomanana toa ny antoko AVI no anisan'ny betsaka indrindra tao amin'ny depute.

Nanohana an-dra8 ery ny AVI tamin'izany. Hay taty aoriana, niseho ny tandrony fa nitady seza tao amin'ny fitondrana no tena fikany.

Esy eh, nolavin'ny vahoaka ankitsirano ny 2006. Izao miandry kendry tohana. Tsy mety ny ataon-dRavalo eh, fa tsy TGV kosa no hitondra na izany aza eh...
novalian'i heidi ny 12/02/2009 20:20
2. andrywui ( 12/02/2009 15:55)
de mbola XXX ndray tompoko !!!! tsa misy hamaly kosa eto ka !! rano aondraka andamosingisa vbe ?? an an an an aze misy ps iany ny ahy no valiako fa reny tsy kanosa
3. xxx ( 12/02/2009 16:01)
mahay tompoko tompoko rehefa izay sy izay, hendry kosa an :*
4. andrywui ( 12/02/2009 17:01)
fa raha tsy mety ny ataondra8 zany de iza no hitondra eo ??? ho avela hibanaka eo zany ny firenena ?? tsy maintsy misy mitondra eo de ny TGV zany !!!!!
5. heidi ( 12/02/2009 20:20)
3. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 12-02-2009 18:01:20
Lohateny : Re : Raha hifidy ihany tsy aleo ve AVI
fa raha tsy mety ny ataondra8 zany de iza no hitondra eo ??? ho avela hibanaka eo zany ny firenena ?? tsy maintsy misy mitondra eo de ny TGV zany !!!!!


tsy mila tgv :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1196