kely fingo TGV

1. xxx ( 12/02/2009 14:20)
Mahia sady mirouller r

Izany ve no mba hitondra? Ny mandoro aloha dia hainy tsara. Ny mibaiko koa dia vitany tanteraka.

Fa ny tsy vitany dia ny mameno an'i Mahamasina.

Ny stade no tiako tenenina fa tsy ny hopitaly, toa mifanakaiky ohany mantsy izy io.
novalian'i ARINOFY ny 13/02/2009 06:47
2. Oay ( 12/02/2009 15:04)
Tsy miaraka @ i TGV i Oay fa miteny kosa izy manao hoe Kely i Andry Rajoelina fa dadany satria nahoana? sahy mifanandrina @ olona voky ronono sy vary, ary mbola mafy ihany ko i Andry Rajoelina satria nahoana izy tonga d sahy miseho vahoaka fa i xxx na tsy misy mahita aza tsy sahy mampiseho tarehy hihihi....
3. xxx ( 12/02/2009 15:34)
tsy ny vatana sy ny feo sy fiteny no mikaonty ry xxx fa ny fahaizana sy ny fahalalana a!! aiza no hisy mpitery omby hanao filoha ra tsy efa nionganandrazana
4. ARINOFY ( 13/02/2009 06:47)
olona mitery omby hoy enao ry xxx no lasa filoha,de hoy aho hoe "soa fianatra".Tokony haniraka anao hiezaka eo @ fiainana izany satria izy ary olona mafy ady iny de tafita.Noho izany,miezaha mafy eo @ fiainana fa aza mandany andro miandry mana latsaka avy any an-danitra eo @ 13 mai eo."tsy ny namanao no hifaninanao fa ny tsara vitanao omaly".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.366