Omena gratuit ny governement tgv i nosy lava hanjakany

1. pimaso ( 12/02/2009 10:02)
any nareo mianakavy mamorona fitondrana mahaleo tena fa tsy mendrika ny tananarivo sy Madagasikara iray tsy mivaky
dia mifanela any
okay
novalian'i pimaso ny 12/02/2009 14:49
2. nyavo2000 ( 12/02/2009 10:15)
Ry Andrywui , Andribe sns alefa mifindra-monina any e!
3. xxx ( 12/02/2009 10:17)
ny mahavoa ny Malagasy de entin'ny fo fotsiny fa tsy mandinika ! indrindra ity resaka manaiky be fahatany ity ! ny firenena mandroso de tsy manaiky izany mihitsy raha vao ny tombotsoambahoaka no voakitika kely zany !! fa ra vao midina ny harinkarena de miady ny hiakaran'ny karama ny vahoaka !! isika anefa asain'ny mpitondra mivelona amin'ny 28euro de tsy manakevitra ny tsy hanaiky mihitsy zany fa vao domna de manaiky !! fotopisainan'ny malagasy voahitsaky ny vazah taloha io ary mila ongotana ao anatin'ny tsi11 fa ny manaiky lembenana tena oharin'ny olona amin'ny dondrona sy tsy ampy fahalalana zay !!
4. andrywui ( 12/02/2009 10:22)
Fa omena anravalo sy pimaso ny afobe handihizany amapaty !!! pams
5. xxx ( 12/02/2009 10:38)
andrywui:

Fa omena anravalo sy pimaso ny afobe handihizany amapaty !!! pams

ntso oooo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. yuka ( 12/02/2009 11:10)
andrywui daholo no ao ambadikiny xxx reny an! :lol: :-D :-D :-D
7. andrywui ( 12/02/2009 11:51)
yuka a! f'anga andrywui mba tia manao xxx zany ?? tsy matahotra nizaniza aho matoa maketo !!sady taratry ny hakanosana zany ka tsy ho izaho mihitsy mandrakizay !!! lehilahy aho ary manana hazondamosina tsara ary afaka mananatra zanareo rehetra be loha reo !!!
8. pimaso ( 12/02/2009 14:49)
be loha poakaty izany tsy ilaina
mitovy @ i fil de fer n'analakely
ny intelligence ampiasaina fa tsy zatra botolo sy entin ny rongony fotsiny
any nosy lava mety tsara fa hatahoran'ny indigene nareo any fa tsy aty @ villenay aty
ouste allez mandeha
cochon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.208