Mahay politika daholo ny eto ka...
1. lemenakely
(
11/02/2009 22:51)
Koa raha izany ihany atsangano ny gouvernement de transition eto @ serasera ...
Iza no président
Iza no PM
Ministra...sns!
Iza no président
Iza no PM
Ministra...sns!
novalian'i naughtyboy ny 12/02/2009 06:31
2. xxx
(
11/02/2009 22:57)
Monja roindefo ny PM 40 no vato azon'i lery t@ fifidianana filohampirenena 2007,dia hoy aho hoe mety ho resinao izy ry lemenakely f'aza mananhy :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
3. lemenakely
(
11/02/2009 23:11)
xxx:
Monja roindefo ny PM 40 no vato azon'i lery t@ fifidianana filohampirenena 2007,dia hoy aho hoe mety ho resinao izy ry lemenakely f'aza mananhy :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
Monja Roindefo angaha membre ato @ serasera ? Lol
4. Andribe
(
11/02/2009 23:22)
lemenakely:
xxx:
Monja roindefo ny PM 40 no vato azon'i lery t@ fifidianana filohampirenena 2007,dia hoy aho hoe mety ho resinao izy ry lemenakely f'aza mananhy :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
Monja Roindefo angaha membre ato @ serasera ? Lol
jereo fa membre atsy à seraseragroupe lery an ary tena marina io fa anontanio an i hery anie e :-o
5. xxx
(
12/02/2009 00:00)
Rangahy tsy manana na dia radio aza ve dia hanana PC ? resaka vositra izany .
6. ikaretsaka
(
12/02/2009 00:10)
La dictature, c'est "Ferme ta gueule !".
La démocratie, c'est "Cause toujours ..."
woody allen
La démocratie, c'est "Cause toujours ..."
woody allen
9. naughtyboy
(
12/02/2009 06:31)
zanaky mama len' ngamba elà ty ry xxx na diziny maina ka zao len' lemana zao foan no atao tsianjery :-D :-D :-D
