RFI,radion'iza????
1. fijo
(
11/02/2009 21:55)
mahagaga ahy,fa isaky ny misy zavatra ao madagasikara ao,dia mandainga foan aity radio ity.
raha nitranga iny zavatra tamin'ny 07 febroary iny,dia nihaino RFI foa aho,ary dia nilaza ny tao,fa farafahakeliny 40 no maty.
raha nahita ny tarehimarika nomen'ny mpitsabo tao amin'ny hopitaly ravoahangy nefa aho dia 28 no izy.ka manontany tena aho hoe iza marina no ao ambadik'ity RFI ity?sa mbola te hiverina amin'ilay raikalahy taloha???aoka letsy

novalian'i fijo ny 12/02/2009 20:41
3. salopard
(
11/02/2009 22:23)
.
ary i toi qui crache dans la soupe, inona no ataon'i toi ao France ao?
RFI: radio france internationale, ka resaka tiana hateza ny an'i toi sa rediredy.
Raikalahy taloha aoana aza e!
Zone rouge koa no argument 'io raikalahy io t@ 1991
samy nitifitra olona ire 2 ireo, ka na samy ratsy izy ro na samy tsara.
itony le mpanao resabe
ka manontany tena aho hoe iza marina no ao ambadik'ity RFI ity?sa mbola te hiverina amin'ilay raikalahy taloha???aoka letsy
ary i toi qui crache dans la soupe, inona no ataon'i toi ao France ao?
RFI: radio france internationale, ka resaka tiana hateza ny an'i toi sa rediredy.
Raikalahy taloha aoana aza e!
Zone rouge koa no argument 'io raikalahy io t@ 1991
samy nitifitra olona ire 2 ireo, ka na samy ratsy izy ro na samy tsara.
itony le mpanao resabe
4. xxx
(
11/02/2009 23:14)
Efa france koa mbola internationale indray :-D
Izaho tamin'ny 2002 no nahalala an'izay. Mbola tsy asiany an'i Zafy Albert mitelefonina mivantana aza eo koa.

7. xxx
(
12/02/2009 05:26)
Mahagaga raha ny olona mipetraka any Frantsa no mody tsy mahalala ny RFI, aza dia manohana an-jambany ry fijo fa fantatry ny olona ange ny mahatonga anao manohana an'i Ra8 e, ny tena marina dia 50 mahery no maty fa saingy tsy mahazo miteny izany ny dokotera ao @ HJRA fa asaina mandainga, asa ianareo raha nahita ilay tenin'ilay vehivavy relijiozy t@ Tele, fa na ho tifirina aza izy rehefa mivoaka ao @ HJRA dia tsy maninona noho ny fikarakarany ireo maty sy naratra, satria nahazo baiko ny mpitsabo tao @ HJRA fa atao ratsy karakara ireo naratra teny Ambohitsorohitra dia aleo ho faty mora² ao.
Soa ihany fa tsy manaiky izany ireo mpikarakara marary an-tsitrapo ao @ hopitaly toy ireo masera.

9. mion
(
12/02/2009 06:40)
tsy voatampim-bavan'iza n'iza ny dokotera tao tompoko, ary tsy voaterin'iza n'iza hanao ratsy karakara fa aza mahina toy ny mpanao ratsy. Au cas où tsy fantatrareo tsy dokotera dia efa nanao serment d'hyppocrate avokoa ny dokotera miasa ao. Ny serment d'hyppocrate tompoko dia tsy afaka manavakavaka olona fa na mararin'i TGV na mararin'i Ra8 na mahantra na mpanefoefo de mitovy ny fitsaboana:::: tsara arak'izay tratry ny ain'ny mpitsabo.
Ka aza soketaina ny dokotera nahafoy tena niasa t@ io andro io fa zara aza nareo nahita an'ireo.
Ary maninn moa no nalefa tao ny maratranareo refa niahiahy toy izany fa tsy tonga de nentina nody de nalevina avy hatrany e

10. ravatorano
(
12/02/2009 07:22)
Reefa tsy mifanaraka amin'ny tiana ho lazaina sy hatao v d lazaina foana amintsika fa voatampim bava sy voateritery e
tsy eto gasikara ihany i RFI no mamoaka info hafahafa toy ireny fa erak'izao tontolo izao mihitsy ka tsy mahagaga, za aloha dia mihaino an'io mba hahalalako fotsiny ny lazainy toy ny henoiko ny mbs sy ny viva ary ny tvm sy tvplus e fa anajarako fotsiny ny mandanjalanja hoe tena izay marina v no fandehan'ny fahitako azy !
Momba ilay hoe faty 50 indray dia tena diso be loatra kosa fa raha azo isana ny faty(ny malagasy tsy manisa maty araky ny foto pisainanay) dia 27 no tarehimarika nomen'ny morgue HJRa ary mba anisan'ny nijery tao ny tenanay satria nisy akamanay mlay be izay lavo teny tamin'ny andron'io.

11. fijo
(
12/02/2009 20:41)
ka izya no tena mahatonga ny fanontaniako.ny vaovao heno rehetra avy any mada dia milaza fa 27 na 28 no maty.RFI irery no namoak aisa mihoatra ny rehetra.ny vaovao TGV tsy lazaina fa io moa efa hay fa tsy hilaza ny marina.toa ny vaovao MBS,izay tsy azo henoina koa.
ary ny fisainan ahoe mipetraka aty frantsa dia tokony hankatoa frantsay,dia fisainana mirefarefa ka hialao ry akama fa ambany loatra.