ho alaitsika sa tsia ambohitsorohitra
1. xxx
(
11/02/2009 19:16)
tapaka oa ny tsinaiko nahita any monja roindefo lay manontany hoe :ahoana ho alitsika ve ambohitsorohitra koa raha tsy kilalao izy ty ka atao zany en plus heveriny fa biraon-drainy dada monja jaona angamba io ka hoe andao alaina!eisy aho e! lay aligna eeeeeeeee
novalian'i tsinjo ny 12/02/2009 05:52
5. sitlo
(
11/02/2009 19:40)
Ny ahy ilay Michelle Ratsivalaka no tena nampihomehy ahy.
Antananarivo va, tout va :-D
Antananarivo va, tout va :-D
6. Jackychan
(
11/02/2009 19:55)
sitlo:
Ny ahy ilay Michelle Ratsivalaka no tena nampihomehy ahy.
Antananarivo va, tout va :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D elle s'en va aaa à Tsiafaha aaa :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx
(
11/02/2009 19:56)
heidi:
ataon'i hery maivoka eo! :wink:
io jackycahn hiaraka amiko ! sa mety hitifitra ve zany hery zany? :-D :-D :-D
10. heidi
(
11/02/2009 20:09)
kou refa tsy manaraka fitsipika de tsy maitsy barakay enao!
:-D atovy eo anie e!
:-D atovy eo anie e!
13. Noue
(
11/02/2009 20:29)
sitlo:sa ve oe quand l'appetit va tout va eee ???
Antananarivo va, tout va :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. xxx
(
11/02/2009 20:53)
heidi:
aza manao bodingerina eo oà fa mbola milamina ny ato zao :-D
eo fa ataoko piraiministra ny serasera toi eh!!hilahatra kely aloha tsika dia avy eo maka an'i serasera :-D :-D :-D :-D
15. Andribe
(
11/02/2009 20:54)
TOA HOVIDIAN I ANDRY HONO NY SITE SERASERA ATAKALONY PANNEAU PUBLICITAIRE DE HOY I HERY HOE ALEO ALOHA ZA HILATSAKA PREZIDA :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
17. fijo
(
11/02/2009 21:15)
ary mahagaga tokoa fa i madagate tsy mamela ny mpamaky azy hametraka hafatra an????matahotra resaka mifamaly ngamba.
de mahagaga ahy koa ny mahita fa ankizy nianatra ny zanak'i dada monja,satria raha ny fahalalako azy dia tsy navelany nasiana sekoly tany amin'ny tany nisy azy.raha ny filazan'ny ankizy avy any tuliary niara nianatra tamiko.

18. Noue
(
11/02/2009 21:19)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/5456/20090211mahamasina121ze8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
19. xxx
(
11/02/2009 21:41)
ary be nonno be ilay sipa manao menamena, dia ilay manao lobaka fotsy koa :-D