MADAGASIKARA=ZIMBABWE 2

1. xxx ( 10/02/2009 13:47)
Maro ireo Gasy tsy te hosokajina ho Afrikana, indrindra moa fa ny eto Antananarivo. Menatra sy manambony tena ery hoe "iza ko no mitovy @ reny", ry zareo any frantsa aza efa manome surnom mihintsy hoe ry zareo MAIZINA @ fiantsoana ireo Afrikana avy etsy @ kaontinanta lehibe.
Nefa dia tsy hitako izay mampiavaka antsika amin'dry zareo. Samy mifandramatra an-trano toy ny amboa ihany na i M/car na i Zimbabwe.
Samy mibodo toerana ohatra ny sifotra ihany na i Mugabe na i Ratsiraka na Ra8.
Samy magoronk'arena sy mambotry ny vahoakany na i Bokasa na i Deba na ra8.
Samy mitifitra ny vahoakany na i Charle Taylor na i Deba na Ra8
Samy mandroba hoatra voalavoa na ny Afrikana na ny gasy rehefa tonga ny emeutes
novalian'i xxx ny 10/02/2009 15:27
2. tidegrow ( 10/02/2009 14:26)
zany ve :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
angaha enao vazaha e!
3. xxx ( 10/02/2009 15:27)
marina ny teninao ry xxx ! fa manana fanantenana aho fa tsy ho toy izao foanaakory i Madagascar fa mba omen'A/tra mpitondra hendry izy ! tsy ho voatery ho TGV na RA8 ihanyakory ny olokendrysy ampy fahalalana mety tena hitondra fampandrosoana marina tsy mahatsara ivelatsihy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4836