mitohy ny SORONA ...

1. xxx ( 09/02/2009 15:57)
Iandry disait "mitohy ny ToLoNa", sao mba lapsus fotsiny ilazana hoe "mitohy ny "SoRoNa" .... Zanahary ò tahionao reo miSoRoNa ho an ny Tanindrazanay...
novalian'i heidi ny 09/02/2009 18:46
2. Mirananirina ( 09/02/2009 16:07)
iny indray no tsy takatro :lol: :lol:
3. xxx ( 09/02/2009 16:11)
MIRANA IHANY NO MODY MANAO XXX SATRIA MATAHOTRA NY ATAO HOE MPIRAY TSIKO2 AM MPAMONO OLONA ! DE MODY MAMPISEHO ANARANA DE NEFA KOBO IANY OE MIRANA IO ! MARINA SA TSIA ?
4. andrywui ( 09/02/2009 16:15)
Na Mirana mpamono olona iany io na aona io na xxx io de izao no mardina !!v tsy mihemotra tsny ty tolona ty satri tsy misy olona gogole tsony eto ka ho velomina amin 30euro par mois fa tsy maintsy mihezaka isika Malagasy fa fangoronan'olotokana harena no antaony fa tsy fijeerena ny Malagasy !! ze hiandry fotsiny sy tsy hanao de mipetraha fa aza sarimbavy mamendrofendro eo fa tsy maintsyvita ra8 zay no tanjona farany !!
5. flodine ( 09/02/2009 16:32)
ie marina io ,18H20 : Andry Tgv proclame une grève générale a partir de demain, hoy ny Sobika.com
6. belaza ( 09/02/2009 16:46)
de ho entina hovonoina aiza indray ny olona le? asaina miditra any iavoloha indray ve? tena tsisy saina izay mbola manaraka anlery ka, sady maninona raha miandry fifidianana e? nefa moa iza no ahafantatra ani DJ any am cote? teo aloha izy mba efa ben'tanana fa izao toa lasa DJ ndray kou! mapihome beuuuuu!!
7. ralalaina ( 09/02/2009 17:16)
belaza ela no tsy misy saina, izahay tsy mijanona izany mitohy ny tolona
GREVE GENERALE rahampitso
RA8 MIALA MIALA
8. belaza ( 09/02/2009 17:23)
mazoto leisy e izahay sy ny fianakavianay tsy handeha hanao sorona ho anizay fatipatina DJ anla zany, mbandy ohatranireny ve leisy no andeha hibaiko anla hoe zao sy izao, ialahy voatarika mihitsy no tena kely saina
9. ralalaina ( 09/02/2009 17:26)
izahay lety mitolona ho any tanindrazanay a,tsy mila ny ela sy izay fianankavian'ela izahay,atao inona bandy sarimbavy ohatran' ela
10. belaza ( 09/02/2009 17:29)
mazotoha lesy ry sarindahy a izahay koa tsy voasarikela mihitsy e na ho karamaina 250000fmg par jour ary e
11. marozevo ( 09/02/2009 17:37)
Inona ary ity ataonareo... mihavana leiretsy a... ny maty aza efa tsy fidiny, dia ny velona koa ve... Na ianao andaniny na ianao ankilany anie tsy ho tonga minisitra mihitsy na Ra8 na TGV no ho eo e.
12. xxx ( 09/02/2009 18:36)
tsy maninona anie raha miala ra8 é,fa elà miseho manohana an'i tgv io, ny any là ny karama ny omaly tsy miova fa ny azy rehefa hazony seza d farafaha-keliny 10 000 000 fmg ny karamany tsy hanome na ariary an'elà izy!
13. heidi ( 09/02/2009 18:46)
8. Mpandefa : ralalaina [ Valio ] 09-02-2009 18:26:10
Lohateny : Re : mitohy ny SORONA ...
izahay lety mitolona ho any tanindrazanay a,tsy mila ny ela sy izay fianankavian'ela izahay,atao inona bandy sarimbavy ohatran' ela

HAY VE ILAY mandroba nibàta gony ireny ity ianareo atao hoe mitolonsa e! samy tia kely daholo, samy manana foto-pisainana jiolahy tota kely daholo kou raha tsy izany ve hanao ireny zvtr mahamenatra ireny....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0714