Ampidiro aloha ny tenimiafina
mbola mila sorona maro fa tsy mbola ampy reo hatramzay
1. andrywui
(
09/02/2009 13:53)
Mbola betsaka no ilaina amin'ny sorona hitazomana fahefana sy fitondrana ka tsy mbola eken'ny LOSIFERA ireo zaza 29 sy olona amampolony ireo !!! raha tsy feno ny nombres n' ràn'olona ilain'ny Satana de tsy maintsy manampy isa ireo ny Prezida !!! zay mamkasitraka ny mpamono olona de mamono olona koa izy !!!
novalian'i heidi ny 09/02/2009 18:48
2. ralalaina
(
09/02/2009 14:05)
mariny ny any ela ry andrywui tsy manaiky isika raha tsy maty koa ny mpamono olona
3. xxx
(
09/02/2009 14:16)
Ary nataon'i Ra8 aiza ireo fatin'olona sasany satria maro no nilaza fa very ny fatin'ny havany???
4. andrywui
(
09/02/2009 14:20)
ny mpanao pactesq satanik sasany de mila sorona olona hatramin'ny vatany (corps-ny) efa nampanjavoniny ireo zaza 29 nalainy tam 27 janv teo ireny de mbola nampiany ireo olona reo ndray zany !!! finalement anefa Jehovah irery ihany no tsy maintsy mandresy !! ary tsy maintsy hirodana ny fanjakan'ny Satana sy ny forongony
6. kidoropamba
(
09/02/2009 14:26)
ILAY MPIMASY AO MAHAJANGA MIHITSY NO NANOME ANDRAVALO NY RA-N'NY MALAGASY ATAO SORONA.
MILA POTEHINA ITY JIOLAHY RAVALOMANANA ITY FA TSY MISY ILANA AZY MIHITSY E.
MIALA A! MIALA A!
MILA POTEHINA ITY JIOLAHY RAVALOMANANA ITY FA TSY MISY ILANA AZY MIHITSY E.
MIALA A! MIALA A!
9. naughtyboy
(
09/02/2009 14:39)
fa zao e misy farany koa raha jiaby io ozy dedesse izay,iaramahita eto isika fa ho vita ketsa @ aradalàna ity le8 ty
10. tsiafoi1
(
09/02/2009 14:41)
Mbola betsaka no ilaina amin'ny sorona hitazomana fahefana sy fitondrana ka tsy mbola eken'ny LOSIFERA ireo zaza 29 sy olona amampolony ireo !!! raha tsy feno ny nombres n' ràn'olona ilain'ny Satana de tsy maintsy manampy isa ireo ny Prezida !!!
[b]Nokobokoboin'ny laingany eto ny devoly ka milaza tsy nanontaniana/b]
1- Efa fantatrareo kosa kay fa hanao sorona ny Prézida, ka nahoana no mbola natosikareo ny vahoaka hisedra fahafatesana toy ireny????? Izany ve tsy manome vahana ny herin-dRa8, raha izany tokoa no marina????
2- Raha ny lojika mitombina, raha raisina izao lazainareo izao, de ianareo mihitsy izany, no mila sorona mba hampitombo fahefana, matoa i TGV namporisika ny olona hisedra fahafatesana toy ireny???
3- Tsarovy fa io Jehovah izay dradradrainao io, de tena Andriamanitra mahery tokoa.... Izy anie hisakana anareo @'izany fikasan-dratsinareo izany.... Izy io koa de tsy Andriamanitry ny Fikomiana, fa mampianatra ny fanarahan-dàlana araka izay voasoratra ao @'ny Soratra Masina manao hoe :
Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes
11. kidoropamba
(
09/02/2009 14:46)
HOY NY BAIBOLY IZAO (io ihany no mba novakiako hatr'izay): "AZA OMENA ALIKA NY ROJO VOLAMENANAO FA HITSAKITSAHINY FOTSINY IZY IO ARY MBOLA IANAO IHANY INDRAY NO HOKAKERINY REHEFA AVY EO".
TSY AZO OMENA ANDRAVALO NY HAJA SY NY VONINAHITRA FA HITSAKITSAHINY ARY MBOLA NY VAHOAKA IHANY INDRAY NO VONOINY.
RAVA NY TSENA E! MOMPERA VAKY DAMOZANA IZY ITY LE BANDY RETO A.
MIALA ELA RAVALO FA TENA TEZITRA NY POKONA ATO.
MIALA HOA!

12. andrywui
(
09/02/2009 14:47)
Tsyafoi ==== zay mamkasitraka ny MPAMONO OLONA DIA MPAMONO OLONA KOA na innn na innn teneninao eo !!!! satri i Jehovah no tompon'ny aina ! na tsy tokony hanonona ny anarany eto aza aho satria misy dinika fivavahana atsy hitenenana anzany de !! jereo ty apokalypsy 21/8 !! miaraka aminra8 any amin HELO ianao ra mankasitraka sy manamarina io famonoanolona nataony io !!Mpamono olona io ary tsy manana anjara amin hazon'aina akory !! tongava soa any amin' Helo nareo ry mpivavaka masirasira !! ny anareo tsy masira2 tsony fa tena efa ranomasina mihitsy !! de mbola hamarinle demony io koa amzany !!! MPIVAVAKA TSYAFOI MISY TANDRONY
13. kidoropamba
(
09/02/2009 14:58)
Izao ny zava misy ao amponjan-Dravalomana ao ra tsyafoi a: Ny VEHIVAVY DIA ATAON-DRY ZALAHY ANKERINY ISAKY NY HARIVA KA MIISA 25 MAHERY NY MPIAMBINA SY OLONA ALEFANDRAVALO MANAO IZAY HABIBIANA IZANY.
Ny LEHILAHY KOSA DIA ABORIDANY KA ASIANY AVY ATO.....
BIBY ANGE ITY RAVALO ITY E.
RAHA TE HISEDRA AN'IZANY TSYAFOI DIA TOKONY MITANDRINA FA TENA ANY NO HIAFARAN'NY TENA RAHA MANOHANA ANDRAVALOMANANA.
IZAY NO MAMPIJORO NY VAHOAKA IZAO MITRONGY AN'ITY FAHAVALOM-BAHOAKA ITY.
MIALA RAVALO HOA!

14. andrywui
(
09/02/2009 15:36)
Tsyafoi avelao ny bible sy ny versets biblik hanana ny toerany any amin'ny hevitra hafa any fa !!! resaka vono olona sy rà latsaka no ataonareo ato nefa ianao anisan'ny faly aminireo faty olona bedebe ireo ,sady faly migoka ireo rà nolona maro latsaka amin'ny tany ireo !! donko ajanony ny bible azafady fa hafa ny lazain vavanao hafa ny tondroin'ny tananao !! assassin kou ianao !!
mpamono olona koa !!
mpamono olona koa !!
15. nancy
(
09/02/2009 15:59)
Andry TGV no tena MPAMONO OLONA.
quote=andrywui]
Tsyafoi avelao ny bible sy ny versets biblik hanana ny toerany any amin'ny hevitra hafa any fa !!! resaka vono olona sy rà latsaka no ataonareo ato nefa ianao anisan'ny faly aminireo faty olona bedebe ireo ,sady faly migoka ireo rà nolona maro latsaka amin'ny tany ireo !! donko ajanony ny bible azafady fa hafa ny lazain vavanao hafa ny tondroin'ny tananao !! assassin kou ianao !!
mpamono olona koa !!
[/quote]

16. andrywui
(
09/02/2009 16:21)
nancy == de mitovy ami teniko teo aloha iany aho oe ze mankasitraka ny mpamono olona de mpamono olona koa izy !! na inn na inn de mpamono olona ra8 !!
17. heidi
(
09/02/2009 16:32)
toa ny namono tena no fahafatarako azy.....otran'ny hoe nandeha nitsoraka teny am lalamby misy train mandalo .....ATAON4ilay boto kely DJ hoe ndàma rey olona mamono tena ah! de lasa tokoa
18. zama91
(
09/02/2009 17:53)
kidoropamba:
ILAY MPIMASY AO MAHAJANGA MIHITSY NO NANOME ANDRAVALO NY RA-N'NY MALAGASY ATAO SORONA.
MILA POTEHINA ITY JIOLAHY RAVALOMANANA ITY FA TSY MISY ILANA AZY MIHITSY E.
MIALA A! MIALA A!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
19. heidi
(
09/02/2009 18:48)
ILAY MPIMASY AO MAHAJANGA MIHITSY NO NANOME ANDRAVALO NY RA-N'NY MALAGASY ATAO SORONA.
MILA POTEHINA ITY JIOLAHY RAVALOMANANA ITY FA TSY MISY ILANA AZY MIHITSY E.
MIALA A! MIALA A!
EKENA , tsara miala izy fa aza lazaina fa izy no namono olona fa ny mpitari-tolona tompoinareo no tompon'andraikitra am rehetra hatrizay