SAO DE TENY AMBOHITSIROHITRA I ANDRIWUI FA TSITA E
1. tsinjo
(
09/02/2009 10:18)
houn wa ry reto ra mahita vaovao momba ity akama milay ty ianareo mba ilazao vaovao fa tena tsy hita eto aminy serasera tsony ny akama e ,lasa tsy mety tsony ny vazivazy sy fanalana eto sao de teny ambohitsirohitra lery ?
novalian'i xxx ny 09/02/2009 13:26
2. Picsou
(
09/02/2009 10:23)
Any ihany lery fa mbola mitady TGV ho an'i Andry no mitady NEW FORCE ONE.
4. nyavo2000
(
09/02/2009 10:42)
Leiry nikozy fa hanao ilay misho télé be eny 13 mai, de mety le tany @ lohany koa rehefa ho eny Ambohitsorohitra....
Hanao 26 janv bis mantsy no mba fikasana masina tao ampon'iledala rehefa nitafa t@ tsika izy ny zoma teo

7. tsinjo
(
09/02/2009 10:51)
sao de lery ary le voa teo aminy fitombenany iny e ,mahereza letsy ra andriwui a ,
8. ravatorano
(
09/02/2009 10:55)
maka bahana izy ah fa mbola ho avy
maka saina lalina fa mafy ny najo ireo mpiray sy mpiara dia taminy
mbola torovana ny fony malahelo ny fanahiny saingy mbola ho avy maditra izy ary tsy ho ela izany araky ny hafany
Mirary fiononana ho an'ireo fianakavian'ny namoy ny ainy

9. xxx
(
09/02/2009 11:18)
tsinjo:
houn wa ry reto ra mahita vaovao momba ity akama milay ty ianareo mba ilazao vaovao fa tena tsy hita eto aminy serasera tsony ny akama e ,lasa tsy mety tsony ny vazivazy sy fanalana eto sao de teny ambohitsirohitra lery ?
Ka ianao io anie hono no anisan'ny nitoraka bolao an'ilery tato é ,dé hoz'izy hoe ndé hisitaka kely aloha fa tena mazana ny politika .
:lol:
12. andrywui
(
09/02/2009 13:18)
TENA MBOLA ANDRYWUI NOFO AMANDRA TY RY LE BABAKOTO RETO FA IZA LE NANOMPA AHY TEO ?? FA INONA NO MBOLA TADIAVINLAISANY E!! ZA RY LERETO TSY LAITRANZE BALA ZANY A! RANO ANDAMOSIN GISA ZANY AMIKO !! FA IZAO ALOHA RAY SY RAY ZAY NY BAOLINA FA HANAO NY FINAL ISIKA AMZAO MANARAKA ZAO RY LE MPAMONO OLONA RETO RETO A!! AOKA ALOHA HAKA FOSLA TSARA FA MBOLA HO ELA NO ETO E!! TENY AMBOHITSOROHITRA MIHITSY MOA ZA !! HENOKO ABY RENY BALA MISIOTSIOKA EO AMBONY LOHAKO RENY FA VAO MAIKA MANDROTSIROTSY AHY RENY !! MIANDRASA FINAL ARY
13. xxx
(
09/02/2009 13:26)
andrywui:

OK letsy ra Andrywui ,arabaina tafaverina eto indray
:-P