Tsy hahita izany atao hoe filaminana sy fiadanana izany intsony isika Gasy raha toa ka mbola ny tarik'ireto olona volazako anarana ireto no hitarika sy hitondra ny firenena satria dia tsy maintsy hifamaly faty @ endriny samihafa hatrany izy ireo, eny fa na ny taranany aza dia mbola mety hifamaly faty.
-Ratsiraka
-Andriamanjato
-Ravalomanana
-A Rajoelina...
mbola misy fa ireo aloha no tena lohany
Ka miheritrereta tsara isika vahoaka fa isika no mpandidy fa tsy ny mpitondra!
Rah tsy le Ra8 io no miala tsy hilamina io.
- Ratsiraka izany efa reraka be tsy afaka ny hitondra firenena intsony sady tsy hanao an'zany koa izy.
- Andriamanjato : idem
- Rajoelina : tsy ampy taona
Donk le probleme de ce pays c'est RAVALOMANANA.
Miala teo elah