10 aout bis
1. ainaheri
(
09/02/2009 06:02)
Ngah tsy mahazo mifampiresaka,fa tsy maintsy mifandatsa-dra sy asiana ain'oul ee?? mampalaelo ny tsy manantsiny ataon'ny oul fitaovana,raha mitohy zao ,manoatra noho 10aout klé
novalian'i LL52 ny 10/02/2009 13:44
2. Fanhaiky
(
09/02/2009 06:58)
Za koa momba izay nahoana ny mpitarika no tsy hita fa le vahoaka ihany nonahita faisana, izy afaka nitsoaka tamin'ny fiara fa le tsy manan-tsiny namoy ny ainy kosa indrisy...De tsy mis valaka @ le 10 Aout ihany eh :(
3. tsiafoi1
(
09/02/2009 07:33)
"Le Bon capitaine doit être le dernier dans son bateau qui coule"
1-Fa mba taiza i Andry no tsy nitondra ny familian-tsambony fa niala tao anaty sambo???? De navelany ho fefika teny ireo vahoaka marobe izay nentiny????
2-Torak'izany koa ny Jeneraly Dolin, toa tazana nanao lalam-poza tao anaty vahoaka be rehefa raikitra ny fifanjevona????
Isaorana ny herim-pon'ny mpanao gazety izay nanao sorona ny aina mba nahazoana ireny raki-tsary ireny!!!

4. xxx
(
09/02/2009 07:34)
Ny vahoaka maty no mampalahelo, ny rehetra efa miezaka hifampiresaka fa i Andry tsy avelan'ny mpaniraka azy, mpanatanteraka baiko izy, asa inona indray ny acte manaraka kotrehiny?
5. ninimalala
(
09/02/2009 08:03)
Ra vo mipotra eo izy de tapitra ny film ko maninona ko ra8 no tsy mijoro eny @ hopital eny aloha jerena hihihi
6. xxx
(
09/02/2009 08:29)
maninona ko ra8 no tsy mijoro eny @ hopital eny aloha jerena hihihi
tsy logique mihitsy satria tsy maty noho ny cyclonne ireny na accidenté fa "erreur" . "erreur" satria efa fantatra ny fiafarany raha vao any no nalehany, d "erreur" koa satria raha tsy misy an ireny ny tolona tsy misy tsirony.....
7. xxx
(
09/02/2009 08:44)
marina mihintsy izany, efa fantatra fa feno voay ny rano de mbola tsobohana ihany, efa voakaikitra vao miantso vonjeo, tsy andraikitry ny fanjakana ireny fa andraikitry ny olona naniraka azy, ary efa milaza sy manamafy ny mpaniraka fa ampy tsara ny fanafody hanasitranana andry zareo, ka inona no hidiran'ny fanjakana @zany? ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany, asa rahoviana indray ny film manaraka?
8. LL52
(
10/02/2009 13:44)
D manin tkou mou rah i Ra8 sy Andry no mfampitana eo de ita eo zay mafy, na ara-kevitra , na ara-tsandry, fa tsy ny oul no asesika isavorovoro eo.
Sa ve tsy maintsy mila sorona latsa-dra ity fitondrana ity vao azo, de refa tratra ny isan'ny tokony ho maty de mlamina otran'ny tsy teo?????
Sa ve tsy maintsy mila sorona latsa-dra ity fitondrana ity vao azo, de refa tratra ny isan'ny tokony ho maty de mlamina otran'ny tsy teo?????