késtion PRATIKA é STRATEGIK

1. rdmy ( 07/02/2009 17:08)
itako oe par principe tsy mety asiana TGV ao antanàna satria ny lalamby handehanan izany aza tsisy akory , moa izay lalamby kely ananantsika efa lasa fanaovana m.... public, ce sont des problèmes pratiques qu'il faut d'abord résoudre... Il y a une manque de stratégie d'ailleurs, lol :P
novalian'i xxx ny 07/02/2009 20:56
2. xxx ( 07/02/2009 20:56)
O radimy ô !ny tena nahatonga izao dia efa saingy hypothequer tanteraka ny ankabeazan'ny tany lonaka tao mada .Anjaran'ny tsi 11 ny mandray ny andraikiny @ izany .Jero fotsiny ny ARMENIEN ,ALBANAIS ,TCHETCHEN ,JUIF ,GEORIEN ,AMERINDIEN ,ETC ...fa aza asiana resaka fandrangitana intsony .La lutte est devenue INTERNATIONNALE . 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079