mba mangataka ny hevitrareo r'ireto a

1. xxx ( 06/02/2009 19:32)
ny olona miaraka amiko dia lasa mifandray be @cousine-ko, lasa miantso isankalina fa to hoe mila conseil hono ilay cousine-ko, ary rehefa miresaka ry zareo dia tena maharitra.vao tsy ela akory ry zareo no nifankahalala.izy nefa milaza fa tsy misy ininona eo aminy.ahoana no tokony handraisako an'izany?inona no ataoko?naika adinoko, nanao fotoana ry zareo de nafeniny ahy izany :(
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 18:56
2. Noue ( 06/02/2009 19:36)
xxx:
naika adinoko, nanao fotoana ry zareo de nafeniny ahy izany :(
misy zavatra tsy mazava zany aaa ! raha izaho no eo @ toeranao dia ataoko carte sur table zany rehetra zany eee


3. ikaretsaka ( 06/02/2009 19:51)
tsotra izany ....
raha manana sipa le cousine nao na manana cousin le olona miaraka aminao dia mba "angataho conseil" koa ;-)
4. Papoose ( 06/02/2009 23:48)
ika, zay le manao competition zay efa hoe tsy metyiiiiiii...satria v i cousine manao an'zao dia tsy maintsy hanao koa izyy,,tssssss....fisainan-jaza
5. ikaretsaka ( 07/02/2009 00:03)
Tsy competition izany fa inspiration.... sady soa fianatra..re hahalala izany hoe ahoana izany maka conseil @ cousine izany ko..de tsy misy afa tsy ny manandrana
6. peta83 ( 07/02/2009 08:52)
Zavatra dossier vakina fotsiny zany ry neny a!fa manina mo ny cousine nao any @sipanao no maka conseil?? :?: aza mandrimandry @zan njy fa ny tany zao efa ts milamina.Sode midona am poto eo kouh!
7. Mirananirina ( 07/02/2009 13:54)
Mitandrema ihany fa mety misy zavatra hafahafa ao.
Izao mahalala olona,sipany aloha ny mamany dia izao indray ny zanany no miaraka aminy.Izany hoe mpianaka izy 2 vavy,
8. soanja ( 07/02/2009 14:51)
Resaho ny sipanao dia avy eo resaho milamina koa ilay cousine hoe:" Fantatro fa mpifandray be amin'ny tel ianao sy YYY ka asa aky raha mba afaka hazavaindry amiko izay antony? Manana olana angaha indry? sao mba misy azoko hanampiana koa momban'izany? somary saro-piaro mantsy aho saingy tsy tiako ny manendrikendrika zavatra tsy misy ka aleoko manontany tsara. Indry cousine-ko dia atokisako fa tsy hamitaka ahy mihitsy fa mba tsara ihany ny mifampiresaka momba an'io noho ny fihavanana."

Dia henoy eo izay resany.
Izay havaliny any tsy olana fa rehefa mamaly izy dia teneno moramora hoe: " mahasaropiaro ahy aky ny sipako a. Manantena andry aho hanampy ahy momba an'io. Raha miantso izy dia teneno hoe tsy mahatsara antsika ny miresaka mangingina fa lasa mijaly i xxx. "

Ny resaka amin'ny sipanao indray dia tsotra:" Tsy tantiko izany fifandraisanao amin'i cousine-ko matetika amtel izany. Malahelo aho fa tsy tafiditra ho isan'ny mpandray anjara. Misy azonao hanampiana ahy ve? " De henoina eo. Raha tsy mahita vahaolona mahafapo dia tenono moramora izy hoe:" Foiko ho anao ny cousine-ko raha izay no mahasambatra anao mantsy. Mahasaropiaro ahy anie ianao! Ny faniriako dia aleo rehefa eo aho vao mifampiantso ianareo dia mihaona isika dia mifampiresaka izay olana eo. Sa ahoana hozy ianao? " De hita eo raha tena tia anao izy.
9. xxx ( 07/02/2009 17:56)
msotra betsaka anareo amle conseil :D
10. Koditra ( 08/02/2009 18:26)
Amiko dé miankina @ fahafantaranao sy ny fatokisanao anlé cousine-nao io, ra itanao fa capable ahavita amadika anao io cousine-nao io dé mba mailo, sinon, aza dé manimba saina be loatra @zany fa mety hankahia anao faranzé malaky io. Zà zao, misy rahavavy na cousinen'ny akamabeako tena maka conseil amiko tokou, zà kosa nefa tsy manafina fa refa mihaona zà sy ny akamabeako dé tantaraiko avy hatrany aminy fa tsy misy blèm mitsy, vao maika aza izy faly sy fière.
11. lovelyri ( 09/02/2009 12:43)
ts mba matoky anzany za, raha za enao toundé ts avela miresaka tsony reo na sinon de io lazain'i ika io atao hita eo raha mahazaka :lol:
12. kotobekibo ( 10/02/2009 19:32)
Izy no tokony atokisanao fa tsy ny cousine-nao . Tsy voafatotrao izy raha te handé , rehefa tsy mendrika ny fitokisanao izy d ialao pà d vita ny ady .
Mazotoa e!
13. bradley7 ( 15/02/2009 18:56)
ny dialogue ian n tena base iaingan n tena marn! sn transparence fa ravô mis zavatra atao any amin'maizina defa ... tsizy zay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1937