Ampidiro aloha ny tenimiafina
nyavo2000 anti-TVG hiringiriny
1. xxx
(
06/02/2009 14:37)
nyavo2000 anti-TVG hiringiriny!
ny thème ataon'lery ato de contra TGV dôly!
anti-TGV hatrany @ tôlany!
ny thème ataon'lery ato de contra TGV dôly!
anti-TGV hatrany @ tôlany!
novalian'i yuka ny 06/02/2009 16:18
2. penguin
(
06/02/2009 14:54)
Misy ny AREMA hiringiriny koa inona no mahagaga raha misy ny mpanenjika TGV hiringiriny.
3. xxx
(
06/02/2009 14:57)
Za tsy gaga ry ty an! je ne fais qu'affirmer! inona no tokony hahagaga ana amin'izany? AFFIRMATION io l'ty an!
4. nyavo2000
(
06/02/2009 15:01)
Tena hiringiriny mihintsy rehefa tsy manara-dalana sy lohana jiolahimboto ny TGV an!
Za tsy manda raha fitakiana fanatsarana fa raha mihoatr'an'izay tsy maidy amin'ny pièce-ko satria lainga daholo sady dérapage.
xxx:
nyavo2000 anti-TVG hiringiriny!
ny thème ataon'lery ato de contra TGV dôly!
anti-TGV hatrany @ tôlany!
5. princesseN
(
06/02/2009 15:02)
ko inna kosa moa no blem-nao @zany na anti izy na contre izy na hatrany @ tolany na rany az eh!f nga ts zany zao le democratie eto?
7. princesseN
(
06/02/2009 15:44)
xxx:
nyavo2000 anti-TVG hiringiriny!
ny thème ataon'lery ato de contra TGV dôly!
anti-TGV hatrany @ tôlany!
ka zao fiteninao zao ary v mba tony!???
8. andrywui
(
06/02/2009 16:00)
ka ny an'ny lery ane hita be oe resaky ny very gourmette e! lasa'ny Nhiry Lanto ao am TGV ony ny gourmette ny de zay no mampisafoaka mafy azy io
