Fitsidiham-paritany

1. xxx ( 06/02/2009 09:16)
Mba mangataka ny filoha hajaina Marc Ravalomanana, izay filohan'ny malagasy rehetra mba hamangy ny faritra atsimo atsinanana. Mitengena an'ilé ropilany vaovao iny fa ny filoha malagasy dia olona manakasina ka tsy maintsy omena ny voninahitra rehetra sahaza azy. Ka dia mievia malaky prezida. Miandry anao izahay.
novalian'i xxx ny 07/02/2009 06:56
2. rabaradaka ( 06/02/2009 09:21)
Ha ha ha, zany izy io dadatoa ?! Da tsy ho avy gne prezida fa reraky
3. xxx ( 06/02/2009 09:24)
FE INO RO TY RATSY VITAN'I PREZIDA RO MATAHOTSA HAMANGY ANAY ATOY I??? DA MAHAZENDANA RO IZAO???
4. tsiafoi1 ( 06/02/2009 10:34)
Ho avy tsy ho ela izy papany e!!! Aza maiky rô fa izy koa da magnigna agnareo havana sy tapaky antsinana any. Betsaka rô faritra misy eto Madagasikara da efa mby anaty calendrier-ny agnareo....Izy ndreiky da tsy matahotsa akory may tamignareo avao ny aeroplany fa ny programany mbola @'ny faritsa atsimo any....Ho avy izy e!, mahareta zamany a!
5. xxx ( 06/02/2009 11:25)
da mishotry ny mpitonjha tegnigny. da mafinaritsha zhala, fa ho avy zagny prézidà!!
misaotsha an'i tsiafoy nampita hafatsha
6. Fanjaibe ( 07/02/2009 05:45)
Sao dia tonga dia asiana helico manaraka azy?
7. xxx ( 07/02/2009 06:56)
Mihavia eo moaaaaaaaaa :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1159