Atambatra ho iray ny Tim sy Tgv

1. pimaso ( 05/02/2009 18:12)
Ravalo filoha dia i Andry praiminisitra
vita kabary
;-)
;-)
;-)
novalian'i xxx ny 06/02/2009 09:38
2. xxx ( 05/02/2009 19:02)
Odryyyy zany hevi-jaza e!!! tsy misy ilainay na Ra8 na iTGV na i Deba.
olona fanary any an-gabone daholo ireo.

3. Noue ( 05/02/2009 19:40)
kabary tsy mitombona eee
4. fijo ( 05/02/2009 20:02)
nefa i ratsiraka ihnay no hiverina eo raha tafa i TGV.de eo isika ry tananarivo,fa mihomana
5. heidi ( 05/02/2009 20:11)
xxx:

Odryyyy zany hevi-jaza e!!! tsy misy ilainay na Ra8 na iTGV na i Deba.
olona fanary any an-gabone daholo ireo.







:-D :-D :-D :-D volazanao tsara mitsy ra xxx ah! samy tsy misy mamely fa samy tia tena ireo e!
6. heidi ( 05/02/2009 20:13)
fijo:

nefa i ratsiraka ihnay no hiverina eo raha tafa i TGV.de eo isika ry tananarivo,fa mihomana


iny efa jamba tsary mahavita miampita tetezana tsony fa i roland ratsiraka zao no be fikafika mitetika ny pouvoir ao ambadiky tgv fa lay kely no vendrana be atao fitaovana fotsiny eo! reny malala sy ratsiraka no spons


:^)
7. fijo ( 05/02/2009 20:16)
ka le ratsiraka lazaina eto tsy i dada fa ny ankiziny.ary efa voahomana any daholo na ny hamono an'i TGV aza fa minoa fotsiny.
8. Noue ( 05/02/2009 20:25)
i roland veeee ??? tsss ! io aloha dia tsy ho tafakatra eo eee ! efa be zay ny zavatra natao'ny ekipandratsiraka ka ny vahoaka tsy hanaiky anzany kosa eee
9. fasaly ( 05/02/2009 20:58)
6. Mpandefa : fijo [ Valio ] 05-02-2009 21:16:33
Lohateny : Re : Atambatra ho iray ny Tim sy Tgv
ka le ratsiraka lazaina eto tsy i dada fa ny ankiziny.ary efa voahomana any daholo na ny hamono an'i TGV aza fa minoa fotsiny.

ka tsy maintsy ho izay no hiafaran'i lekely tsy mahay miaina sy tsy misaina io raha vao ny havandratsiraka no lasa eo!
10. tsiafoi1 ( 06/02/2009 05:50)
Contrat à mort ny an'i TGV, Hihemotra maty raibe, handroso maty renibe.... Zao no alehany rehefa matim-bola

De aleo ny ampitso ny hitsara fa ny an'ny vahoaka de HIAKA TOKANA IHANY

AOKA IZAY FA ALEO HILAMINA NY TANY!
11. diamondra27 ( 06/02/2009 07:09)
ratsiraka iza no ho lasa filoha e! f'angah tsy hoe jamba ingahy rainy e,na hoe tsy e mahita tsara intsony sa honohono ireny resaka ireny
ka olona hijamba ve hitondra firenena
12. MANAKASINA ( 06/02/2009 08:01)
adalana ny any tgv, atovy ampy azy ny ra nalatsany noho ny fitiavatenany, ho tsarainy tantara eo ihnay e!
13. nyavo2000 ( 06/02/2009 08:56)
Ny TGV no ario any angabone rehefa tsy tianareo e:

Raha sanatria misy tsy fihetezan-javatra eo dia Antananarivo no hanenina tongotra aman-tanana, ary hitomany sy hahatsiaro an-dR8....inay anie..mba mipari aminareo aho
14. rakapy ( 06/02/2009 09:22)
na Ra8 na iTGV na i Deba.
olona fanary any an-gabone daholo ireo.

TSY MISY ILAIAY
15. xxx ( 06/02/2009 09:38)
Izay mintsiny, tsy misy ilana azy daholo,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.045