4ieme republique-ny TGV

1. BOYSGOSS ( 05/02/2009 06:40)
Izao ndray no devise-ny Republique-n'ny Tananarivo Renivohitra tarihin'ny Filohany Andry RAJOELINA hono :

Tanindrazana
Gaboraraka
Vaki-trano
novalian'i xxx ny 05/02/2009 12:31
2. penguin ( 05/02/2009 06:45)
Tanindrazana
Gaboraraka
Vaki-trano
Mbola hampiako koa hoe TAPAHO DAHOLO NY LOHAN'NY MPANIMBA TANINDRAZANA fa izay no haingana. Aoka tsy hiantsara ivelan-tsihy.
3. nyavo2000 ( 05/02/2009 06:58)
Izay mihintsy e! aza ekena intsony ny bontolo sy ny gidragidra..
4. tsiafoi1 ( 05/02/2009 07:05)
Didi-maso alam-bolom-bava, mahareta fa hanana ny soa...
5. xxx ( 05/02/2009 07:51)
Allez -y TGV, ndao hiroso @ 4eme repoblika e.

6. molota ( 05/02/2009 08:14)
Tanora Gaigy Vendrana andao hirona ho an'ny Angaboné :-D :-D :twisted:
7. MANAKASINA ( 05/02/2009 09:21)
tena ho potehiny ity tgv ity, ity madagasikara tsika ity, ry vahoaka malagasy arovy ny tanindrazanao, aza avela ho viravirainy ny saribakoliny frantsay ,
8. paiso ( 05/02/2009 09:32)
République Ultimatum DEMONcratique ndray hono e!!
9. xxx ( 05/02/2009 10:27)
tsy aleoko miditra @ 4eme republique e toy izay tantanana devoly
10. nyavo2000 ( 05/02/2009 10:53)
Hisy làlana vaovao tokanana e! 4ème RUE PUBLIQUE ( ex-13 mai) du président de la RUE PUBLIQUE
11. TWING ( 05/02/2009 11:56)
Tempo Gaigy Ve?

TIM indray koa mba atao e
12. xxx ( 05/02/2009 12:31)
RA8ANANA EEEE!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564