Dad dad Inona kay no dikan'ny hoe TGV?

1. Amboarako ( 04/02/2009 19:22)
Nirava avy nianatra i Maika kely zanak'i Ra8. Reny matetika androany ny hoe tim tim na tgv ka tsy andriny ny hahitany an-drainy. Mbola lavitra izy dia efa nihoraka niantso an-drainy: dad dad inon kay no dikan'ny hoe TIM? Tsy naka sarotra ra8 tsy te hampiditra an-janany sahady amin'ny politika. Tsotra anaka ny dikan'io: Tiako Ianao Mandrakizay! waooo! Tim dad!!! Tim dad!! hoy maika nihorakoraka!!! nangina kely izy dia nanohy ny fanotaniany indray! Ary inon dad no dikan'ny hoe TGV! Maloka ny endrik'i ra8 nefa namaly ihany izy! Somary sarosarotra io anaka, ny atao hoe TGV dia Terorista Gasy Voalohany! na ilay atsoin'ny mpanjanaka mibaiko azy hoe: terreroristes Graves et Violents !!! Zany!!! hoy maika kepoka tery!!! lasa any amin'i Piso kely namany ny sainy: kay zany piso zanaka Terorista Gasy Voalohany!!!! Zanaka TGV i Piso: mandoro!! mamono!!! mandrava!!!
novalian'i volatsara ny 05/02/2009 09:36
2. Papoose ( 04/02/2009 23:42)
is this a joke or what :?: :?: :?: :?:
3. ravatorano ( 05/02/2009 04:53)
papoose < rena joke kosa io e
tokony tany amin'ny kilalao sy fampihomehezana no nasiana an'ity saingy famosahan-kevitra toy ny hafa ihany koa ka tsy maninn e !
=)) =)) =))
4. nyavo2000 ( 05/02/2009 05:56)
he he! ampianaro ny zanakareo fa tena ilaina izany....
5. madamakely ( 05/02/2009 07:16)
Amboarako:

Nirava avy nianatra i Maika kely zanak'i Ra8. Reny matetika androany ny hoe tim tim na tgv ka tsy andriny ny hahitany an-drainy. Mbola lavitra izy dia efa nihoraka niantso an-drainy: dad dad inon kay no dikan'ny hoe TIM? Tsy naka sarotra ra8 tsy te hampiditra an-janany sahady amin'ny politika. Tsotra anaka ny dikan'io: Tiako Ianao Mandrakizay! waooo! Tim dad!!! Tim dad!! hoy maika nihorakoraka!!! nangina kely izy dia nanohy ny fanotaniany indray! Ary inon dad no dikan'ny hoe TGV! Maloka ny endrik'i ra8 nefa namaly ihany izy! Somary sarosarotra io anaka, ny atao hoe TGV dia Terorista Gasy Voalohany! na ilay atsoin'ny mpanjanaka mibaiko azy hoe: terreroristes Graves et Violents !!! Zany!!! hoy maika kepoka tery!!! lasa any amin'i Piso kely namany ny sainy: kay zany piso zanaka Terorista Gasy Voalohany!!!! Zanaka TGV i Piso: mandoro!! mamono!!! mandrava!!!

Misy roa ny fandraisako io resak'i Amboarako io:
1) mila mailo enao Ra8 fa misy mpandroba ao an-tranonao, raiamandrenin'ny naman'i Maika mantsy.
2) efa tokony hisaina i Ra8 fa na ny namany akaiky, izany hoe , naman-janany, aza efa misy TGV fa tsy araka ny eritreriny.
Ka inona no tena tian'i Amboarako lazaina???


6. volatsara ( 05/02/2009 09:36)
marina any io e! Tim Tiako Mandrakizay, Ianao hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1176