Loza manambana

1. xxx ( 04/02/2009 15:43)
Ho anareo mpitondra fanjakana vhk malagasy mitandrina ny filaminana , vao izao aho naheno vaovao t@ vaovao vazaha fa handefa rasily any @ tanana mba hiaro sy hanala ireo terantany frantsay any ry lerony donc TGV zany dia hanatanteraka marina ilay fanakorotanana goavana izay hataony koa aoka mba samy handray ny andraikiny avy ny tsi11
novalian'i pimaso ny 05/02/2009 18:19
2. Noue ( 04/02/2009 15:49)
avoay eto oe taiza no nahenohinao an'zany eee
3. ndenn ( 04/02/2009 15:57)
Miala any indray ny tsaho n°30 (XXX) ,rehefa tsy mahita lazaina intsony dia mandehàna mivazavaza eny @ 13 Mai é !!
4. patrick2002 ( 04/02/2009 19:54)
izaho aloha dia gaga ihany t@ teniny TGV hitako tao @ gazety hoe : mampitandrina an'i etranger izy mba hipetraka any antranony fa mety hiarany hatezeram-bahoaka.
5. Noue ( 04/02/2009 20:22)
hay ve mba mijery gazety ihany eee :^) :^) :^) :^) :^)
6. patrick2002 ( 04/02/2009 20:41)
tena mijery gazety ary maharaka tantara politika an'i madagasikara mihintsy kah ,izay vao mitsara ,fa tsy mba ohatry ny noue ,rehefa tsy pro-ra-8 dia hidio ,hakatony ,fahavalom-bahoaka .
Raha mba manontany an'i Noue izaho izao hoe Inona no mba tsy nety nataony ra-8 , :cry: fahotana izany aminao.
Fa mba anontanio anie izaho hoe inona no tsy nety nataony TGV fa valiako ampitsikina ianao eh!
7. Noue ( 04/02/2009 20:43)
dia mbola mitohy ihany ny fitsaratsarana ve eee ! :^) :^) :^)
8. Noue ( 04/02/2009 20:46)
ny ahy aloha dia misy site hafa no tena hamaliako raha resaka politika eee ! ny ato manko ahitana koa ny tsy fisian'ny liberté d'expression loatra fa raha vao milaza zavatra ianao dia mahazo kooo ! any @ sita hafa aho ny olona samy manome ny heviny fa tsy mijery an'i XX ,a i YY na i ZZ ee
9. Noue ( 04/02/2009 20:49)
fa ny eto kosa dia mamaly hevitra ihany aho saingy aleko lavitra kosa mizara ny jereo eto ee
10. zoulou ( 05/02/2009 04:42)
aza kanosa ry noue a! eo de be taraina etsy eroa, avadika atsy koa mbola i noue no mitaraina aminty liberté d'expression ty.mitady ho lany lainga ve eee!
11. xxx ( 05/02/2009 07:30)
sao de lany andro @ jereo eto e,
12. Noue ( 05/02/2009 07:37)
XXX oooo ! ka tsy ho voadika eto daholo kosa anie ny zavatra voalaza ao anaty gazety eee ! sady rehefa mijery ireny jereo eto ireny dia ahitana zava-maro fa tsy momba ilay dinika iany eee ! eny eee! mila fotoana kosa aloha ny fijerevana sy famakiana an'ireny
13. pimaso ( 05/02/2009 18:19)
rahoviana hono no ho teraka ambatobevohoka ry xxx ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0685