Tsy ho vita ara-potoana ny Hotel de Ville.

1. jiimm ( 04/02/2009 14:42)
tsy ho vita ny hotel de ville ary fampanantenana poak'aty daholo no natao tamin'ny propagandy ho fifidianana Maire.
novalian'i ARINOFY ny 05/02/2009 11:48
2. xxx ( 04/02/2009 14:46)
TSY HO VITA AMIN AONA RY LETY A! IZA NO MANIPY ODITRAKONDRO TEO ZAO ! SADY VOLA SAMY HAFA NY BUDGET NATOKANA AMIREO RY TAKAKA FA AZA EO NO MAMORAONA ATSANGA TSY AMANORAQNA MIVAROTRA VAHOAKA ETO E!!!!
3. nyavo2000 ( 04/02/2009 14:54)
Ka tokony vitain'leiry io fa tsy variana mitanin'andro otra'ny androngo eo
4. ikaretsaka ( 04/02/2009 17:11)
raha tena tsy misy mifampigafy sy mifampisompatra sy mifamingana madinidinika (hoe tsy omena sosy e, alaina ny grues e, aodina kely atsy ny vola ) fa samy manao ny asany dia mety ho vita ka

techniquement vita... fa administrativement no olana
5. xxx ( 04/02/2009 17:34)
Resadresakament tokony vita izao dia izao io
6. MANAKASINA ( 05/02/2009 04:04)
ze iray tsy vita , na ny lapan'ny tanana na ny rov,
-raha ny tgv no mitondra de tsy vita ny rova,
-raha ra8 no mitondra de tsy vita ny lapan'ny tanana
anjaratsika vahoaka no misafidy
7. tsiafoi1 ( 05/02/2009 06:49)
Tsy aleo ve verenina trongisina ny hotel de ville, mba hanitarana ny kianjan'ny 13mai, sao de zay kosa no priorité aloa zao!!! :lol: :D :o :roll:
8. xxx ( 05/02/2009 07:22)
-raha ny tgv no mitondra de tsy vita ny rova,
-raha ra8 no mitondra de tsy vita ny lapan'ny tanana

rah TGV mitondra afaka ny didy jadona.
9. ari.malala ( 05/02/2009 09:05)
tsiafoi1:

Tsy aleo ve verenina trongisina ny hotel de ville, mba hanitarana ny kianjan'ny 13mai, sao de zay kosa no priorité aloa zao!!! :lol: :D :o :roll:



sod mba ts mety kosa le ironie? :roll: (tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa ny tenako fa izao ilay mandrangitra izao ilay iavian'ny ady, nef i tsiafoi1 mahalala tsara ilay hoe "loza hoan'izay iavian'ny fanafintohinana"! am-bava homana...)
10. ARINOFY ( 05/02/2009 11:48)
lany andro @ fitadiavana toerana ity maire-nareo lava sanga ity ka adinony tanteraka ny hotel de ville.De tsy menatra ve zao izy isaky ny mandalo eo mahita an'io machine be mitsangana io nefa ny asa tsy misy fitohizana.Ny zaridaina teo @ 13 mai tsara be iny fotsiny no nosimbainy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0861