Ny ankizy no mibaiko ny olon-dehibe !.....

1. xxx ( 04/02/2009 11:34)
Inona moa no atao ahagàga raha tonga @ izao toerana izao ny firenena ?

Amiko fitambarana zavatra maromaro izy ity ary matoa miverimberina dia AO RAHA !


Mbà raiso @ saina tsy miangatra ao @ tokatrano maro anaka iray ! ataotsika hoe mpivady niteraka zaza 15 ary manana reny samihafa izany hoe nanambady vehivavy maromaro i dada , tsy mahafehy ireo ankizy intsony ny ray amandreny fa BARANAHINY ary misy mieritreritra ny haka ny toeran i dada sy mama tsotra izao ireo ankizy.

Ireo ankizy manao hoe tsy mamelona anay i dada fa izay vola azo toa lanilaniany @ rendrarendra sy azy irery, ary tsy avelany hiteny izahay fa rahonany , ny ray amandreny indray milàza fa efa manao izay afany fa ny ankizy no tsy mety afa-po.

Dia misy ankizy izao manao hoe mialà ianao ry dada a ,ampy izay
Ao koa ny misy miteny hoe soloy indray i mama fa tsy mamely


Dia izao isika mianakavy vao mitatata etsy sy eroa hoe ho aiza ny firenena malagasy ity!
novalian'i xxx ny 04/02/2009 15:35
2. xxx ( 04/02/2009 11:48)
Exemple tsy ampy visy
3. xxx ( 04/02/2009 12:21)
xxx:

Exemple tsy ampy visy



toe-tsainana BOKA MIEVONA ...VAO AFA-DROFY
4. xxx ( 04/02/2009 12:25)
toe-tsainana BOKA MIEVONA ...VAO AFA-DROFY

Fomba fijery MANREHO-DAVA
5. xxx ( 04/02/2009 12:44)
Hita eny ihany ny pro Ra8 , ny tenindrazana aza tsy voafehy koa maika fa zavatra hafa
6. xxx ( 04/02/2009 14:13)
rehefa tsy hay ny mitaiza ny ankizy dia tsy maintsy mitroatra izy e. Ray tsy hamelona fa hamono hatao inona, miala @ toerana maha-Ray azy izy reefa tsy anao n'inon'inona fa laozany mijery ny tombotsohany fa tsy ny tombotsohan-janany.
Mitady Dada vaovao ndray zany koa,
7. xxx ( 04/02/2009 15:35)
xxx:

rehefa tsy hay ny mitaiza ny ankizy dia tsy maintsy mitroatra izy e. Ray tsy hamelona fa hamono hatao inona, miala @ toerana maha-Ray azy izy reefa tsy anao n'inon'inona fa laozany mijery ny tombotsohany fa tsy ny tombotsohan-janany.
Mitady Dada vaovao ndray zany koa,



Koa na hitady dada injato amby arivo aza va rehefa tsy mazàva ny andrikitry ny tsirairay hisy zava-banona !

Ny vazaha aza niteny ny hoe LES LINGES SALES ça SE LAVE EN FAMILLE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1735